Ef matanjaka hono izao ny TIM fa afaka mamory oul eran M/car
1. terrywui (
22/10/2009 14:54)
De izany hevi taingina izany no alefan'ny TIM sy ny GTT aely eran'ny Mass Media rehetra eto M/car zao tompoko! efa matanjaka hono izy zao! :-P :-P :p :p de raha mijery facebook koa nareo de jereo fa misy manokatra koa ao hoe GTT international hono ! de asa na misaina na ahoana fa ataon'i Pikatti sy Noue ahoana no hanamafy ny TIM -ny any M:car nefa ary izy aty tsy maharaka izay vaovao mitranga any akory ! sssh! resa-boloky mangala-boatseva!