Afaka mihaino malalaka ihany koa isika zay liam-baovao

1. falifenosoa ( 22/10/2009 12:31)
Tsy mitsahatra mitady ny fomba hampandresena ny tolona natomboka teny amin’ny Magro ,ny mpomban'ny ara-dalàna
Taorian’ny fanitarana ny hetsiky ny mpomba ny Filoha RAVALOMANANA tany amin’ny faritany (Toamasina, Antsirabe…) dia miditra amina adin’ny serasera indray isika ankehitriny. Tsahivina fa ny Radio Fahazavana, Rindra, Legalista… dia afahantsika mihaino ny vaovao misy eto an-toerana .Itsy farany izay hita eo amin’ny mari-drefy FM 89.6, mifindrafindra ary henoina amin’ny alalan’ny fampitam-peo avy amin’ny solosaina.
Ireo olona efa mpanaraka ny tranokalan’ny TIM no mahalala ny toerana amindrana azy io satria ao anatin’ny tranokala no ilazany indray ny toerana vaovao andrenesana io fandaharana io.
Antony dia hialan’izy ireo amin’izay fanenjehana mananontanona efa re kasain’ny tomponandraikitra ao @ HAT
2. milamm ( 22/10/2009 13:25)
efa tsara kalo zany satria tsy voany herimpamoretana sy jadona100% ny heriny fampitambaovao,tsy mahomby ny fifehezany hat ka aleo fantratry ny rehetra tsivakivolo,mijanona eo @ fampihorohoroana vava basy ihany aloha atr@ zao,ny marina sarotra saromana fa mbola hitsikafona eny e
3. pikkati ( 22/10/2009 14:41)
leo ny mitomany isan'andro a rafaly a! ampionony ah letsy a,toa ts ho tafa ity tolona natao ty :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
4. terrywiui ( 22/10/2009 15:30)
:snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
5. ifiona ( 22/10/2009 16:14)
:-D :-D
6. vitamatavy ( 22/10/2009 18:02)
tsy azo sakanana intsony ny mpokina ,leo an'ireo fat ireo izay marihiko fa tsy manana mpomba intsony akoatran'i i wiwi sy patrick2002 sisa
7. patrick2002 ( 22/10/2009 18:42)
dia mahazoa ny fitondrana izany kou :lol: :lol: :lol:
8. zoam ( 22/10/2009 19:14)
aza taitra ela fa ho vita io, 8 volana izay no lasa
http://67.220.228.110/~o101925/ juste asiana feo fotsiny
9. stallingrad ( 22/10/2009 19:23)
Mifezaka ve rapà e
zoam =D> =D> =D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2187