le frere siamos politika malagasy ,vita ihany roindefo
1. zoam
(
22/10/2009 20:33)
vita ihany ny famisarahana an' le siamois politika gasy,voatery i andry rajoelina nanendry an'i manorohanta en fin ary niteraka an'i mangalaza
jereo tsara io sary io,fampatsiahivana an'ireo mbola tsy nahita
http://www.koreus.com/video/freres-siamois.html
jereo tsara io sary io,fampatsiahivana an'ireo mbola tsy nahita
http://www.koreus.com/video/freres-siamois.html
répondu par fijo le 23/10/2009 19:38
3. vitamatavy
(
22/10/2009 20:39)
vita e ,mangataka an'i roindeho hanao duel an'i tgv ohatran'ireny @ western ireny ,izay maharesy no ahazo ny consensus hitarika ny transition =)) =)) =))
4. fijo
(
22/10/2009 20:42)
ka ravalo izao hitaky hoe roindefo no hitondra ny tetezamita,de tsy haiko intsony izay hitranga eo
5. xxx
(
23/10/2009 06:58)
ALAO HIFANAMAMY EO , I LAVA NIFY NO MISEHO AZY KATRAKA SY BE LOHA NEFA KANOSA LAHY,SY FETSY LAHY KA ALEO HO POTEHAN'I ROINDEFO AZY EO
MARINA NY AN'I RAVALO ROINDEFO NO PRESIDENT NY TRANSITION
L'ennemi de mon ennemi est mon ami
:evil: :evil: :evil:
MARINA NY AN'I RAVALO ROINDEFO NO PRESIDENT NY TRANSITION
L'ennemi de mon ennemi est mon ami
:evil: :evil: :evil:
6. fijo
(
23/10/2009 19:38)
sady mamoaka ny halemen'ny "ekipa"taloha ndefo eo,dia vita 1er tour indray nyfifidianana manaraka
