i monja roindefo no namono ny voay ka izy no merité

1. vitamatavy ( 23/10/2009 06:53)
tsy vanona iny tolona iny raha tsy teo i monja izay nanaiky ny tenany niakatra teny ambohitsorohitra ny 7fevrier teo
tsy tonga t@ izao toerana izao i Andry raha tsy teo ireo miaramila sy zandary maro manohana an'i roindefo
koy ny tenin'Andry izay hoe izy hono no namono ny voay ka izy no merite hiravaka ny vangany ?
novalian'i fijo ny 23/10/2009 19:31
2. xxx ( 23/10/2009 06:59)
ALAO HIFANAMAMY EO , I LAVA NIFY NO MISEHO AZY KATRAKA SY BE LOHA NEFA KANOSA LAHY,SY FETSY LAHY KA ALEO HO POTEHAN'I ROINDEFO AZY EO
MARINA NY AN'I RAVALO ROINDEFO NO PRESIDENT NY TRANSITION
L'ennemi de mon ennemi est mon ami
3. terrywui ( 23/10/2009 12:39)
Andramo ary ze tianareo hatao e! mitombo ihany zany ny oul ho goaka amity taona ty ! :-D :-D :-D :-D andramo ary Ndefo oe no president !! andramo kale ! :-D :-D :-D
4. patriick2002 ( 23/10/2009 13:09)
ALAO HIFANAMAMY EO , I LAVA NIFY NO MISEHO AZY KATRAKA SY BE LOHA NEFA KANOSA LAHY,SY FETSY LAHY KA ALEO HO POTEHAN'I ROINDEFO AZY EO
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
5. milamm ( 23/10/2009 14:55)
ranomasomboay neny ndefo ,mamo miantso pra fa ilainy olony ratsy iraka ny pilasiny PM,atsipiny ol otrany kitay maina any anaty afo e ny assemblee mo de any mouvance ra8 izay no ifampiandrasany reo e
nahazo ny sahaza azy zay ndefo mbola ho avy any lava nify ny miditra @ makarakara mivoaka @ tsiloadoaka ko :-D tadianivy lery ho tohizana 2 taona aza ny ijanonany eo,mazava @ rehetra io oz ny passage ny André Siegfried: « Les plus malins finissent par se prendre à leurs propres pièges ».


6. terrywiui ( 23/10/2009 15:09)
Les plus malins finissent par se prendre à leurs propres pièges »
:-D :-D :-D
7. ndotofetsy ( 23/10/2009 17:42)
=)) =)) =)) =)) o^o =)) =)) =)) =))
8. fijo ( 23/10/2009 19:19)
very elahy ry ndefo kely
9. patrick2002 ( 23/10/2009 19:29)
ahoana izy no very ,zao izy ho tendreny Ravalo PM eny @ MAGRO :lol:
10. fijo ( 23/10/2009 19:31)
eny tsy misy tendritendry hafa tsy gitara ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0688