ADISONA BE VAVA LE TGV
1. kiidoropamba
(
26/10/2009 15:58)
Efa nilaza t@ TGV aho hoe: Aza tia tena loatra ianao io ary tohanana ianao raha hanarina ny tanindrazana marina. Kinanjo, zavatra hafa no nataony ka lasa izy indray no namelona andra8 izay efa nandositra no sady nampahiratra an'i deba laden.
VIVE R8
VIVE R8
novalian'i tsimatimanota ny 27/10/2009 14:10
3. swann
(
26/10/2009 16:02)
Efa nilaza t@ TIM aho hoe: Aza tia tena loatra ianao io ary tohanana ianao raha hanarina ny tanindrazana marina. Kinanjo, zavatra hafa no nataony ka lasa izy indray no namelona NY TGV no sady nampahiratra an'i deba laden.
VIVE TGV
OK KIDORO VIVE TGV
4. swann

6. kidoropamba
(
26/10/2009 16:31)
Ny mampalahelo dia efa maimbomaimbo sorgho ravalo satria zatra milalao vouden'ny swaziland misy fofona sorgho. hihi hihihihihihi
Tsy hiverina izany intsony lery satria efa tsy tafiditra ao @ magro ny rahalahiny, tonton ambroise e.
Tsy hiverina izany intsony lery satria efa tsy tafiditra ao @ magro ny rahalahiny, tonton ambroise e.
7. swnan
(
26/10/2009 17:30)
DADA tsy maintsy miverina lesy a,ary daka voudy daholo reo HAT lou lazain'elah reo
8. kidoropamba
(
26/10/2009 17:32)
hihihihihihihihihi, avelao hoa izy hiverina fa lery mihitsy ange no tsy te hiverina e. F'angaha heverinao tsy revy be izany swaziland be voude izany ary maimbomaimbo sorgho koa amini'o. Lalaovin-dra8 eo foana hoa nareo fa tena tsy lasa e.
9. pikatti
(
26/10/2009 17:39)
R8 tsy mitsôka raha samy revy na samy sôsy , kiiii, zao ny tgvn'elah ty mamantana any an-kady :-D