Asaivo miverina R8 fa lou dolidoly ny eto @ tAnàna

1. kiidoropamba ( 26/10/2009 15:10)
louuuuuuuuuuuuu louuuuuuuuuuuuuuuuu tsisy afa tsy louuuuuuuuuuu,
maimbo daholo ny eto @ tanàna :oops: :oops: :oops:
novalian'i pikatti ny 26/10/2009 17:42
2. kidoropamba ( 26/10/2009 15:13)
Ie, ny lou ihany no tia miverina @ lou. Tongava Ravalo a. Io kapoakanao io lou io ka mitongava fa tsenanay ary entinay any Tsiafahy manao batisa.
3. kiidoropamba ( 26/10/2009 15:21)
de miaraka aminy any tsiafahy koa ntsika de zé ray tafavoka aloha ao hi hi hi,de zé ray lou aloha ao hi hi hi
4. terrywui ( 26/10/2009 15:33)
tena ho ratsy fiafara ihany anie ravalo zany raha hanao be mokony be iditra eto am tanana zany iany e! tsy te ahita anleiny hitrosontrosina amin tany zany ah klé ! kozy e! tena ho ampisotroandry zalah pipitsaka ko zao iny léé!
5. kiidoropamba ( 26/10/2009 15:45)
leeety e! fopla atsy ,fosika aroa ,clonage ery ,faut jumeau etsy !!!!!!

--aoka zalah fa petsa ny serasera a ! kozy e! aok'izay eee
lou daholo ianareo,indrindsra reto jiolahy HAT reto
LOUUUUUUUUU ARY TENA LOUUUUUUUUU
Miverena R8 a,ianao ihany no fanafody fa tsy reto mody manositra ranomanitra tony lou daholo reo
6. swann ( 26/10/2009 15:47)
tena ho ratsy fiafara ihany anie ravalo zany raha hanao be mokony be iditra eto am tanana zany iany e! tsy te ahita anleiny hitrosontrosina amin tany zany ah klé ! kozy e! tena ho ampisotroandry zalah pipitsaka ko zao iny léé!
:-D :-D :-D :-D
7. kidoropamba ( 26/10/2009 16:24)
Ny fiafaran-dravalo aloha efa mazava e: Hajedakin'ny namany ihany. Io no mahatonga azy mirediredy raha vao avy nilalao vouden'ny ankizy vavy ao swaziland ao. Tiany hoa io fa tsy hiverina izany izy e. hi hi hi hi
8. terrywui ( 26/10/2009 16:25)
:oops: :oops: :oops: :oops:
9. kidoropamba ( 26/10/2009 16:27)
Hitako sahady fa rarakivy Ravalo raha mijery an'i Rajems sy Ranjeva. hihihihihihih

Io ary tonton ambroise efa tsy tafiditra Magro. Tsy ho tafiditra ao koa ny dadan'ny sasany atsy ho atsy satria efa azon'ny sasany ny titre de propriété. hi hi hi hi
10. pikatti ( 26/10/2009 17:42)
lou daholo ianareo,indrindsra reto jiolahy HAT reto
LOUUUUUUUUU ARY TENA LOUUUUUUUUU
Miverena R8 a,ianao ihany no fanafody fa tsy reto mody manositra ranomanitra tony lou daholo reo
=D> =D> =D> =D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0668