ZAH NO TENA LOU FA TSY NY MALAGASY SY MADAGASCAR

1. kiidoropamba ( 26/10/2009 13:08)
Mifona @nareo Malagasy tsy vaky volo nohon'ilay redirediko teto indray mandeha iny e,efa nangatahiko ho fafan-dRahery ihany ireo dinika nataoko ireo fa angamba be asa be izy @ ty fanavaozana an'ity serasera ity dia tsy nisy fotoana firy ,tsy homeko tsiny izy raha ny @ iny aloha lol
Tsy izany mantsy fa le môly livré taty amiko taty coupen-dry zalahy zavatra hafa mihintsy ,mbola tena dizina be fa aleo dieny mba mahatsiaro tena de aleo hifona sao ny zanaka amam-para no ho sembana sy ho lou eo tokoa:@ :@
novalian'i xxx ny 27/10/2009 17:41
2. terrywui ( 26/10/2009 13:13)
:-D :-D :-D :-D :-D

tsisy hambara aho rakidoro fa notadiavina ny anlah !
3. terrywui ( 26/10/2009 13:14)
! ary sao kosa ary de ny sesika natao tao anatinlah mihitsy Rakidoro no efa lou de mitarika fofona maimbo ao antranonlaisany ! Fitondrana vao tsisy 1taona ve letsy ! sady zay voafingana sy sabotena lava io de aiza ary amlah no iasana amzany ? sady elah rakidoro mba mieritrereta tsara alohan'ny hiteny fa tena mandende oazy ane zany vavanlah ato zany e!
4. kiidoropamba ( 26/10/2009 13:19)
ary sao kosa ary de ny sesika natao tao anatinlah mihitsy Rakidoro no efa lou de mitarika fofona maimbo ao antranonlaisany

Ny volom-bavako ato koa ary lou,ny patalohako lou,ny nifiko lou,lou dôlidôly ny vatako :-D :-D :-D :-D
5. kidoropamba ( 26/10/2009 14:33)
Maka tahaka ihany no mba hainy. Mangalatra ihany no maha kinga azy. Izany ve ny gasy dia mbola milaza fa tsy lou ihany.

Ny vazaha ihany no mahay manafay anareo io. Raha tsy andevozina ny gasy tsy mivoatra mihitsy e.

Nanandevo azy ny vazaha, nanadevo azy ry Radama mianakavy, nanandevo azy ratsiraka, nanadevo azy Ra8, izao indray andevozin'ny TGV ny gasy, dia mbola mi wawawawa foana. Tssss.... lou e
6. kiidoropamba ( 26/10/2009 15:18)
Zah zao avy nandevozina de lasa misaina ratsy ho an'ny taranako zao ,aza manody ihany aloha le voandevo e
7. swann ( 26/10/2009 16:00)
! ary sao kosa ary de ny sesika natao tao anatinlah mihitsy Rakiiiiidoro no efa lou de mitarika fofona maimbo ao antranonlaisany ! Fitondrana vao tsisy 1taona ve letsy ! sady zay voafingana sy sabotena lava io de aiza ary amlah no iasana amzany ? sady elah rakiiiiidoro mba mieritrereta tsara alohan'ny hiteny fa tena mandende oazy ane zany vavanlah ato zany e!
8. kiidoropamba ( 26/10/2009 16:06)
Efa nilaza t@ TGV aho hoe: Aza tia tena loatra ianao io ary tohanana ianao raha hanarina ny tanindrazana marina. Kinanjo, zavatra hafa no nataony ka lasa izy indray no namelona andra8 izay efa nandositra no sady nampahiratra an'i deba laden. *
9. terrywui ( 26/10/2009 16:11)
Asa aloha na entin'ny fo fotsiny Ingahy Ravalomanana,na ireo tompo menakelin'ny TIM eto M/car no manome information ratsy azy! fa raha ny logique sy ny resaka mazava tsisy olakolaka aloha dia mbola misy enjika ataon'ny FITSARANA ny Filoha Ravalomanana ary mbola tsy nivaha izy io raha ny fahafantarako azy hatramin'izao ! satria ampiharina foana io didy io raha tsy vahain'ny Fitsarana Tampony na nanao Fanoherana didy izy ! sa ve dia tonga amin'ny tenindry zalahy sasany hoe ny GIC sy ny SADEC no tena hianteherany hiaro azy raha misy fisamborana azy tampoka !
10. kidoropamba ( 26/10/2009 16:19)
Ny namany ihany hoa no hanajedaka an'ity Ravalo ity. Fantany fa olona mino fotsiny ihany ireto ka dia handevoziny mora foana.
Mitongava enao Ravalo fa eo vao 1er tour dia vita any tsiafahy enao. hi hi hi hi hi
11. terrywui ( 26/10/2009 16:25)
:oops: :oops: :lol: :lol: :lol:
12. xxx ( 27/10/2009 17:41)
ra wuiwui nnjay io lé !! kiiiiiidoropamba sy kidoropamba samy hafa . :lol: :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0422