misy olona manoro hevitra ahy atsy
1. bazylou
(
23/10/2009 15:06)
ambany atsy. tena tsar ale izy, ary misy probabiliteny tsara, eto aho dia mapitandrina sahady fa raha tanteraka izany dia tsy misy intsony zany 4 mouvance, tgv, le8; sy ny tariny fa ajedako daholo anaovana mada vaovao. :lol: :lol: :lol:
novalian'i fijo ny 23/10/2009 19:15
2. terrywiui
(
23/10/2009 15:21)
tsy misy intsony zany 4 mouvance, tgv, le8; sy ny tariny fa ajedako daholo anaovana mada vaovao.
mivadika palitao ko le kary lahy ty :twisted: :twisted: :twisted:
tgv leityb tsy maintsy eo foana aher her her hon hon hon hih hihihihihi
3. pikatti
(
23/10/2009 17:30)
hoy beuuurrrk
ajedaho aloha ny beuuurrrk ao an-dohan'elah raha mahavita :-D :-D :-D
tsy misy intsony zany 4 mouvance, tgv, le8; sy ny tariny fa ajedako
ajedaho aloha ny beuuurrrk ao an-dohan'elah raha mahavita :-D :-D :-D
4. terrywui
(
23/10/2009 17:39)
ataon'i bazylou feta rihitra ndray ry zalah reto ato zany le ! tototra i pikatti anaovany azy !
6. terrywui
(
23/10/2009 17:56)
sady hono tokoa hoa ry reto !!
---fa angah tsy foza tsony indray hoa i Ndefo e ? toa lasa Mpanjaka kelin'ny TIM sy ny GTT ndray ? vendrana !.............io ndefo io ndray zao no tompoin'izy mianakavy isan'andro sy nofisiny lava any ampandriany any,ataony hirahira lava eo amin'ny Magro eo hoe: ! ndefo kely ! ndefo malala ! ndefo cheri ! ndefo lay Mpamonjy ! ndefo bogosy !....ndefo ..........ndefo .... vendrana , tena vendrana noho ny vendrana ...................!!!!!!!!!!!
mitomania mafy ry TIM fa adala a tsss!

7. pikatti
(
23/10/2009 18:13)
Eto ndray de tsy maintsy mamely anelah klé ha ha ha,
zah aloha tsy miraharaha zay ndefo é ,ny ahiako fotsiny dia ry zalahy hifampitady ao
lasa nanaraka an'i kidoro koa zay lery
very fihinanana ndray ry venadrana
hinhinhinhin TGV
zah aloha tsy miraharaha zay ndefo é ,ny ahiako fotsiny dia ry zalahy hifampitady ao
lasa nanaraka an'i kidoro koa zay lery
very fihinanana ndray ry venadrana
hinhinhinhin TGV
8. swann
(
23/10/2009 18:13)
aiza elah rakidoro a! sao de niafikafina aty ambany maizimaizina aty ??
10. fijo
(
23/10/2009 19:15)
izao hita mibaribary fa seza no tena niarahana,vao very le seza ,dia korontana no hita