foinareo malagasy marina i madagasikara
1. bazylou
(
21/10/2009 09:21)
jereo fa ny seza ihany no mahamaika ary tsy misy hafa tsy ny saosy ihany no ady eo. na dia efa manao zay ho afany hanao fifampirahrahana aza i tgv dia hita mibaribary izao fa le goaika antitra telo kahy ireto no tena sakana. Efa concession mazava be le fanoloana pm , nefa aiza kao no eo. RAha izaho tgv tonga di ammanao proclamation hoe tsy misy fifidianana itsony fa izaho no prezda dia vita ny tsena. :roll: :roll:
novalian'i fijo ny 22/10/2009 21:31
2. ifiona
(
21/10/2009 09:28)
tsy izy telo lahy goaika antitra toy ny filazanao anie no tsy nanaiky an'i mangalaza fa avy aminareo tgv ihany no fisian'ny olana e! Roindefo io ts mety miala @ seza io! dia eo ndray mbola ts vita tsara akory ny teo dia mamoaka decret hoe Cecile Manorohanta ndray zao ny PM intérim! tena kitoatoa e!
biz bazylou :-*
biz bazylou :-*
3. bazylou
(
21/10/2009 09:33)
ka rehefa samy tsy hisy amely ihany ve tsy aleo asesika eo daholo ny akoho sy ny vorona. Zaho mahita moihitsy fa na eo amin'ny centren'ny mahamasina aza no anaovana le calumet de la paix dia mety foana nefa le goaika antitra ireto tena miseho azy ho be lobby etsy sy eroa daholo.
TSy maintsy hiafara amin'ilayhoe tsy misy fifidianana intsony ihany io rehefa tsy misy negosy intsony, dia ho vita hatreo ny mouvance anareo rhetra, :?: :?:
TSy maintsy hiafara amin'ilayhoe tsy misy fifidianana intsony ihany io rehefa tsy misy negosy intsony, dia ho vita hatreo ny mouvance anareo rhetra, :?: :?:
4. Mirananirina
(
21/10/2009 09:44)
RAha izaho tgv tonga di ammanao proclamation hoe tsy misy fifidianana itsony fa izaho no prezda dia vita ny tsenaraha ny sitrapony sy ianareo tgv ve moa tsy ho izay no izy..saingy tsy misy olona president zany raha tsy voafidim-bahoaka eo aminy fifidianana.
5. bazylou
(
21/10/2009 09:47)
feno ny olona prezda nefa tsy voafidim bahoaka.
Ary rehefa mitaveravera ny vahoaka dia aleo izay be mokony ihany no eo e, 20.000.000 be izao ve no mihanahana tsy aleo idiran'ny vazaha na nny be mokony. :-P :-P
Ary rehefa mitaveravera ny vahoaka dia aleo izay be mokony ihany no eo e, 20.000.000 be izao ve no mihanahana tsy aleo idiran'ny vazaha na nny be mokony. :-P :-P
7. Mirananirina
(
21/10/2009 09:54)
feno ny olona prezda nefa tsy voafidim bahoakaomeo ohatra hoe izaho.Akoatran'ireo mpanjaka io.
8. pikatti
(
21/10/2009 11:10)
jereo fa ny seza ihany no mahamaika ary tsy misy hafa tsy ny saosy ihany no ady eo. na dia efa manao zay ho afany hanao fifampirahrahana aza i tgv dia hita mibaribary izao fa le goaika antitra telo kahy ireto no tena sakana
Efa manomboka misaina le bandy ty saingy diso fiantefa le fanazavan'elah bainn a,le Andry mihintsy no tena zefa tsy nahafantatra fa noheverina fa ho afa-maina mantsy izy refa vita ny asa nampanaovin'ireto galifantsy reto azy ha ha ha,maika ny hahazo seza ,maika ny ho antsoina prezy ha ha ha,zao elah ry Andry tgvendrana miantoka :-D :-D :-D
9. Randria2007
(
21/10/2009 11:35)
mitovy evitra @ pikatti zaho. tsy ho afaka mintsiny sika gasy raha tsy maty abiaby reo galifantsy reo :-D :-D :-D
10. pikatti
(
21/10/2009 11:42)
tsy ho afaka mintsiny sika gasy raha tsy maty abiaby reo galifantsy reo
nahazo cadeau empoisonné lery mantsy fa tsy fantany zay hahazo azy ,
falifaly avao raha nahazo ampela aaaaaa
tsy fantany é ny ahahazo azy éééééééé
hoy terakaly mpihira zay :-D :-D :-D
aleo ho ringana any reto galifantsy reto kôzy é
11. xxx
(
21/10/2009 13:07)
RAVALO koa ange no mandany andro mitarazoka @ireo fat an'lika ireo é,asa ihany izay tsy hijerena firenena vaventy hanalana ireo putchiste ireo ,ary isika pour NDRA8 koa aza mamly ny resaky ny tsy nahita fianarana toy i basy loha é,ny lohany aza tsy misy vidina asa inona ny hidiran'ny vazaha solehany a@raharahan'i MCAR ?
LE OLONA POURRI voazanaka HATRA@NY TSINAINIY IRENY NEFA IZAO IO basy loha io SUR aho fa olona farn'izay mafy ady be le mpifoka rongony dia miteniteny foana eto wawwawawa fatsisy miraharaha radomelina nefa efa miforidrambo fa teren'ny garafantsik rah ny tiany aza di handositra fa tsy afaka intsony!voan'ny antaony!!!

12. patrick2002
(
21/10/2009 14:55)
Efa kitoza mainty molaly letsy izany «RAVALO » izany ah ,anarana sisa ,fa tsy hitondra eo intsony ,perurbateur ,izay sisa no hilaina azy ,fa na ny firenena vaventy aza dia tsy manohana azy ,nefa koa tsy mahatoky an`i Andry ,eo no mampitarazoka ny raharaha.
16. bazylou
(
21/10/2009 17:13)
ry xxxxxxxx izany moa dia efa lasa lavitra amihitsy amin'ity fifohana ity an, beurrk , ereto ao nya nareo fa efa notadiaviba e :-D :-D
17. stalingrad
(
21/10/2009 17:30)
i xxx10 no tena hitako fa misy tsy milamina tsara isaky ny miditra eto na de manao xxx foana aza , aza de mandray an'io maina io loatra leretsy fa ratsy io a
18. xxx
(
21/10/2009 21:34)
NNNNNNNNNNNoooooooooooooooononnnnnnnnnnnnnnnn nnnnnnnnnnnnnooooonnnnnnnn nnnnnnnnnnnoooooooooonnnn nnnnnnnnnnnnoooooooon nnnnnnnnnnnnnnooooooooooooonnnnnnnnnnnnnnnnn oooooooooooooooooooonnnnnnnnnnnnnonnnnnnnnnnnonnnoooooooooooooooonnno :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :oops: :-w :-w :-w :miam: :miam: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: =(( =(( =(( =((
ttttttttttttttttttttsssssssssssssssssssssssiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiaaaaaaaaaaaaaaaaaaa tttttttttttttttttttttttssssssssssssssssssssssssssssssiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa dddddddddddddddddiiiiiiiiiiiiiiiiiiiaaaaaaaaaaaaaaaa ttttttttttttttttttttttttttsssssssssssssssssssssiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa tttttttttttttttttttttoooooooooooooooookkkkkkkkkkkkkkkkooooooooooooooooooooaaaaaaaaaaaaaaa :?: :?: lol! mdr