Ny hevitry ny teny " kokosaka "

1. ravonjison ( 21/10/2009 09:03)
Sao dia mba misy mahalala ianareo , inona no dikan' ny teny hoe : kokosaka.

Izy io mantsy ao @ hiran' ny TIANONDAY :
..Karolina e , mamilafila
..Karolina e , kokosaka e.


Misaotra mialoha .

2. kwit ( 22/10/2009 04:16)
toliarien io teny io , aiza daol le avy any toulouse eh ?
3. kotobekibo ( 23/10/2009 20:53)
kokosaka = koko - saka
coco rasé hono e! :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4948