REGARDER Journal-Tour d'horizon 19 oct 09-Addis Abeba ou Gen
1. vatofototra
(
20/10/2009 14:36)
REGARDER Journal-Tour d'horizon 19 oct 09-Addis Abeba ou Genève
Tous les mouvances ont leurs raisons pour le choix de l'endroit où doit se tenir la prochaine réunion des 4 chefs de fil. Entre temps les Malgaches ont le droit de mourir de faim, s'ils ne le sont déjà.
- Manoro Regis
- Fetison Andrianirina
- Ramakavelo
- Alain Ramarson
- Affaire Gilbert Raharozatovo
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html

novalian'i ndotofetsy ny 20/10/2009 22:41
2. xxx
(
20/10/2009 16:53)
MApmé dia refa kelikely koa hisy minitra roa isaky ny minisitery,ASA ALOHA iza no nanendry ireo fa dia ny FANTATRA ALOHA DIA REPUBLIQUE BANANIERE no misy eto Mcar.
OLONA tonga amin'ny basy sy ny herisetra ,aleo hiady ohatran'ny alika eo fa tsy misy te hahalala !
Ny a@zao aloha dia hiangaviana ny olona tia demokrasy sy tia tanindrazana ary TSY TIA IRETO MPANONGAMPANJAKANA ireto mba tsy hividy lasantsy eny @total!
tsy hividy savony tropicale,ny gazety la grande ile,la verité (gazety),l'express (gazety),ao raha (gazety),l'hebdo(gazety) MOUF'Rey.
Hanala ny kaontiny ao @BFV-sSG/BNI-CL/BMOI.
Mamono demokrasia SY MAMELONA FANONGAMPANJAKANA isika raha manana compte amin'ireo banque ireo!