Aoka nareo ry zalahy i wiwikely

1. pikatti ( 19/10/2009 13:45)
Aza de mamely loatra ry fianakams a!!! Akama ihany anie i wiwi e, nareo mantsy toa manapetsa loatra :-D :-D :-D
novalian'i Bazzylou ny 20/10/2009 15:24
2. pitawui ( 19/10/2009 13:47)
dia ahona lesy npikatti
3. patrick2000 ( 19/10/2009 13:56)
Ampinano ao mintsy io wiwi io ,ataon'elah fa tsy hitao nga io taim-bavan'elah ao ambany io,AMPIRIATO HANDRINGANDRIGA ANY :@ :@ :@ :@ :@
ary aza miantsoantso vonjy aty elah
4. pikatti ( 19/10/2009 13:58)
pikawui, de ahoana ny fandehany tao???
rapaty sy ny handodrony ndray ty klé :-D :-D :-D
5. pitawui ( 19/10/2009 14:17)
hon hon hon honhon vive tgv
6. swnan ( 19/10/2009 14:22)
Efa tsy mandeha io tonton a
7. pikawui ( 19/10/2009 14:25)
iza indray io kle fanina ny fianaks fa feno kambana ny sera2
8. swnan ( 19/10/2009 14:30)
pikawui ,adinonao ny manova le ps oooo, :roll:
9. pikatti ( 19/10/2009 14:48)
iza indray io kle fanina ny fianaks

fanina marina elah de hadino mbamin'ny nanova ps klé,kobo ndray bazylou :lol:
10. ifiona ( 19/10/2009 15:00)
reto koa d'efa tsissy atao mitsssss... mbola pire noho salopard aby :{
11. ifiona ( 19/10/2009 15:01)
snifff tchroufffff

:oops:
12. xxx ( 19/10/2009 15:12)
ifiona =salopard 8O 8O
13. pikatti ( 19/10/2009 15:13)
mbola pire noho salopard aby
:lol:
14. pikawui ( 19/10/2009 15:16)
vive tgv ,trondro maty tilapia maina :P :P :P
15. ifiona ( 19/10/2009 15:20)
tgv= trondro maty tilapia maina :{ :{ :{ :miam: :miam: :@ :@
16. feticon ( 19/10/2009 18:33)
oaka izay ry zalahy fa za wiwi dia tsy hiditra hisera ato raha ny fianakams foana no asiana ato indrindra moa fa i pikatti sy batista
17. Bazzylou ( 19/10/2009 19:11)
beurrrrrrrrrrrrkkkkkkkkkkkkkk tgvendrana ha ha ha ha ha ha her her he her her hon hon hon :-D :-D :-D :-D
18. pikatti ( 19/10/2009 22:28)
hoy pikawui

vive tgv ,trondro maty tilapia maina

lasa lamôdy ndray mantsy ty clonage-na ps ty an :lol:
19. terrywui ( 20/10/2009 10:27)
o lety ra-pikany a! fa nataonlah sy razily innn ndray zan sipakely zan lety ? ary sao de zany ary le sipakely narahanlah tamn alahady iny ?? zahay sy Batist efa ts nety elah nisisika hanaraka le sipa ihany ! hay efa kopak'elaisany sy razily izy zany ! gaigy zany lé ! .....
20. stalingrad ( 20/10/2009 13:16)
:-D :-D :-D :-D razily = gilbert raharijatovo ve ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.056