ECOUTER Conférence de presse Ravalomanana le 18 octobre 2009

1. vatofototra ( 18/10/2009 18:18)
ECOUTER Conférence de presse Ravalomanana le 18 octobre 2009

Ravalomanana a répondu, en direct au téléphone de l'Afrique du sud, aux questions des journalistes de la radio Rindra, Fahazavana, Mada le 18 octobre 2009.

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i Bazzylou ny 19/10/2009 19:03
2. zoam ( 18/10/2009 19:44)
tsara mankasitraka ,tena hita hoe manana conviction mafy mihitsy ra8
3. xxx ( 18/10/2009 20:45)
HAsiana finoana io dia vita é,tsy maintsy mandresy hatra@^ny farany ny vahoaka ,fanjakana nangalarina izny na ho ela na ho haigna tsy maintsy miafra any an-kady ,efa nandefitra be RA8 @ity maputo ty raha ny tena izy tokony maka appui @firenedehibe nitsipak'ilay jiolahy io RA8 dia trongisina @basy sy buuldozer ireo mpanongam-panjakana ireo fa DIA MAHANTRA LE VAHOAKA MALAGASY ,raha mila ny appui ny firenena roa natelo aza vao maika tsara ,aleo le firenena iray najana-tany ho VASOKA BE @izay !

ELA RA 8 fa hasio REACTION @izay fa tena potika i MADAGASACR ^ireto MAaNGALA-PAHEFANA ireto a!

Tena sérieux fa tsy mana-kohanina intsony ny VAHOAKA ?aza hiandrasana ela intsony fa izay ihany no hahatafavoaka an'io ?HERINTAONA ve hiady @devoly ihany ,ANDRIAMANITRA tsy hanampy izay tsy manampy ny tenany !
Rehefa tsy hanaiky ireo VENDRANA ireo fa MIaRAMILA ary ange no tokony hitondra ny tany @izaoé,izao dia MPANIMBA SY MPANAPOTIKA TANINDRAZANA NO EO?nodradrainy ery hoe tsy mihina-kanina afa tsy 1mandeha isan'andro ny olona nefa @izao ny vahoaka lasa mitsipona fako ,ny sécurité tsy misy mandeha @izay laoniny ,mila hanontany tena hoe mba mISY RA MALAGASY VE AMIN'IREO HAT IREO @IZAO FANONGANANY ANY AN-KADY NY FIRENENA IZAO ?SADY àiza indray AREMA BE IRAY TRANO TSY MATY VOALAVO AN-kibo NO MIARAKA @i TGV!!!
HALEFASO ILAY FIRENENA VAVENTY HANALA IREO FA HILA HIHOAKA HANDOA NY VAHOAKA !!!
4. locl ( 18/10/2009 21:04)
Izany ka tena olona vonona ny hitondra an'i Madagascar amin'ny hitsim-po
5. patrick2002 ( 19/10/2009 01:17)
:-D :-D :-D Zany ka olona vonona hivarotra ny tanindrazany ,tongava miverena raha betsaka ny mankasitraka ,dia ho hita eo eh! :-D :-D :-D
6. ndotofetsi ( 19/10/2009 01:19)
lehilahy mahery ianao Ry Filoha Hajaina Ravalomanana =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
Miaiky aho
7. mathla ( 19/10/2009 06:19)
Iza moa no tsy mahay manao kabary tsara otran'ireny? Na le lazaina sans valera iny toa nahay nandahatra teny amin'ny 13 may fa refa amperin'asa toa tsy mahatsapa an'ilay teny nolazaina.
Tsy ny Malagasy ihany no voan'io aretina io fa ny mpanao Politika rehatra mihitsy, ka tokony handinika tsara ihany isika fa tsy ho maika ny hanao solution à la minute de avy eo manenina indray.
Iza no firenena lehibe hanampy anao eo raha tsy misy tombon-tsoany mazava ao? Raha nisy izany firenena matanjaka vonona hanampy ny firenena mahantra izany tsy ho nisy mihitsy ny tsy fitoviana sy ny tsy rariny tahaka izao... Ary inona moa no dikan'ny fanjanahana fa tsy ny fidiran'ny firenena matanjaka manampy ny madinika ka mivadika ho mpanapaka sy mpibaiko iny rehefa avy eo?
8. Mirananirina ( 19/10/2009 09:39)
ary neveriko fa miresaka amiko aminy tel mihitsy izy izany :) :) :)
Misaotra any vatofototra manome vaovao foana,mankasitraka e.Ary ilay mpanontany mbola manao Andriamatoa filoha an.
9. pikatti ( 19/10/2009 11:27)
slt Mirana
Zah le niantso teo anie é ;-)
Resaka ka atao fa manana hazon-damosina L8,zany no tena prezy aminy ,tsy ty bitrovoalavo tony ,raha lery zao iny de namaky teny ndray hamaliany le journalistes =D> =D> =D> Bravo R8
10. Mirananirina ( 19/10/2009 12:35)
slt pikatti,marina mihitsy izany
11. pikatti ( 19/10/2009 13:08)
Ny an'i Andry mantsy d'efa alefa any aminy any mialoha ny fanontaniana apetraka ,herinandro mialoha hanomanan-dry Rahonanicapasat le valin-teny boraingana :-D :-D
12. Papoose ( 19/10/2009 14:22)
Eshy eeee :-D
13. pikatti ( 19/10/2009 14:44)
slt papoose
miadira @ lalindalina fa inona ary ty mitsidika eo ambaravaran-kely ty e :lol:
ary misy kambana i papoose ;-)
14. bazylou ( 19/10/2009 18:28)
vavan'ny trondro maty andrano reny e, :-D :-D
15. feticon ( 19/10/2009 18:43)
aiza elahy ry pikatti fa efa ato ny fianakams an
16. Bazzylou ( 19/10/2009 19:03)
vavan'ny trondro maty andrano reny tgv a,tgv a beurrrrrrrrrrrkkkkkkkkkkkkkkkkk :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.04