nonodina zaza tsy ampy taona i gilbert raharijatovo

1. feticon ( 19/10/2009 18:04)
minisitry hat ,ilay mpilaza vaovao tao @ radio RNM ,taloha ary efa deputes tim taloha saingy efa nivadika
nanodina zaza tsy ampy taona ary dia ny raimandreniny le zaza mihitsy no nahatratra azy teo hampihanihana
ary voalaza ihany koa fa mbola nividy villa presidentielle ny akama ,mbola voarohirohy ao anatiny resaka bois de rose koa ny anarany
novalian'i terrywui ny 20/10/2009 10:10
2. xxx ( 19/10/2009 18:05)
Voan'ny censure tao @ moov fa nofoanan'modo daholo ny sujet bdb mikasika ilay fanodokodionana zaza tsy ampy taona nataon'i misisitra gilbert raharijatovo izay tokony hipetraka @ maha rai amandreny, modely eto @ firenena ary nilaza matetika ny soa toavina malagasy isaky ny miteny kay lasa hitsikitsika natao handizina ka izy indray no lasa papango nipaoka ny vatotrakoho..sipakely virj mantsy é, mendrika ny ho tapahin-doha ny ol oh reny, mba mangataka izahay hanaovana pétition satria ny biby no mitovy aminy angamba tsy toeren'ny ministra ny KOLOTSAINA no tokony hisy azy fa any tsiafahy
3. xxx ( 19/10/2009 18:41)
Vao nanao dementi tao @ rta lery ,te hanao aminy eo ko ,saika hipeka izao kobo ,efa afabaraka aloha dia izay
her her her her
hon hon hon hon
4. xxx ( 19/10/2009 18:59)
le sipa gasy amin'izao koa anie tena tsy lasa mihitsy e,vao hoe olona malaza dia sahy mivaroboudy trotra izao na dia tsy ampy taona azy ,izao ka hoe nalefan'i gilbert rahajatovo any france any le sipa kely handrava vozongo any
indray si non chantage isan'andro
5. Bazzylou ( 19/10/2009 19:15)
tgv beuuuuuuuuuuuurrrrrrrrrrrrkkkkkkkkkkkkkk :-D :-D :-D
6. Papoose ( 19/10/2009 21:45)
ary za tsy nahakobo mihitsy hoe izy le izy sady tsy nanana eritreritra fa hitako t@ vaovao le izy dia tsy nisy fitononana anarana!!!


wwouuppsss!!!grave zany!
7. dadabe ( 20/10/2009 05:48)
:roll: :roll:
8. terrywui ( 20/10/2009 10:09)
refa mitady ve ny sipakelinlah tsy pehan'i Razily any ! hon hon hon !
9. terrywui ( 20/10/2009 10:10)
petsao ao Zily a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1284