O lty BATISTA a!kozio lets lery aleo ajann amzay l PS fopla

1. terrywui ( 20/10/2009 09:54)
O lty BATISTA a!kozio lets lery aleo ajann amzay l PS fopla

Aleo ry izy mtsamy atsahatr amzay fa otran'ny tena nofa be le PS fopla bobaka be a! kozio lery Batista de aleo hilamm amzay oe aa,, adinoko nikozy tamlery omaly !!!! ary alao tao kou io matotoa be pikawui sy ny namany nataonlah io ! fa tsy alefako tson ze PS fopla rehetr nataoko fa ten aleo hilamm ny tanàna e ! zay letsy fa tsy milay a! manjary mivoana le kozy politika ane !! :^) :^) :^) okay e !
novalian'i pikatti ny 20/10/2009 23:13
2. feticon ( 20/10/2009 10:00)
ianao sy pikatti ihany io mifanala eto ,izahay mpisera aza dia varina fa iza koa izany batista izany
3. terrywui ( 20/10/2009 10:12)
Batista letsy no tena lehibeanay eto a! anotanio an'i Pikatti ! lery daholo no mpanao ps fopla eto de mizara mot de pass fotsiny avy eo !
----Ajanony amzay Batista fa petsa le forum politika a! aiza elah e !
----atsoy lery Rapikany fa tsy milay a ! aleo hilamm amzay ny tanana fa be dahalo klé !!
4. pikawui ( 20/10/2009 10:18)
pikatti sy wuiwui efa vita fihavanana e
5. terrywui ( 20/10/2009 10:22)
hay ve ao elah ra-zoam a! kozio kely letsy lery rah hitanlah anajanona anity ps fopla ty fa tsy milay tsony a! petsa le serasera politika klé !
6. xxx ( 20/10/2009 10:28)
avoay eto daholo ny ps fopla ry wiwi an
i pikatti ihany ity
7. stalingrad ( 20/10/2009 10:36)
efa fantatray mpiandraikitra daholo ireo ps fopla ireo fa miandry ny fandavantenany hanajanona azy izahay vao handray fe-petra henjana !

tsiky dia ampy !
8. xxx ( 20/10/2009 12:46)
wuiwui , pikatti , ifiona ,batista , zoam ,feticon , locl avoahy daholo ho hita ireo PS fopla nanaovanareo hadalana teto ireo de tsy esoriko ny PS ! :lol: Hery!


tsiky dia ampy !
9. stalingrad ( 20/10/2009 13:11)
ary i mirananirina tsy anisany ao nefa tsy matimatiko lolo io sipa iray io amity fopla PS ty !
10. stalingrad ( 20/10/2009 13:12)
ary i mirananirina tsy anisany ao nefa tsy matimatiko lolo io sipa iray io amity fopla PS ty ! :idea: :idea: :idea:
11. pikatti ( 20/10/2009 23:13)
Batista letsy no tena lehibeanay eto a! anotanio an'i Pikatti ! lery daholo no mpanao ps fopla eto de mizara mot de pass fotsiny avy eo !

zao ve lesy ny kôzin'elah wiwi ko tsy tonga de fantatra fa elah ihany reo :-D :-D
stalingrad 8 ,9=wiwi miverina idroa ny resak'elah ,fanina @ le ps be de be ndray bainn zany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0473