Reconciliation : tsy menatra ve ?

1. xxx ( 15/10/2009 06:03)
Mba mahamenatra ihany ireto milaza azy ho mpitari-tolona, hay mpiady an-trano, avy eo mila miantso vonjy à gauche à droite hono mba hampihavanina.

Ny tena samy tena aza tsy mahay mifanaraka ka rahoviana no hahay hifanaraka @ hafa

Vao teo no siamois , izao indray efa mifampiantsy tahaka ny inona

Asakasak'izay te hanaraka olona ohatr'ireny aloha e

:-D :-D :-D :-D
novalian'i Papoose ny 15/10/2009 23:00
2. tovokely ( 15/10/2009 06:30)
Ko nga moa misy mahalala menatra izany intsony zao e!
3. rabaradaka ( 15/10/2009 06:47)
Na Ndremanjato Lisara aza jereo lahy antitra iny mbola tsy mahalala menatra fa ny AREMA nidaroka ny vadiny tamin'ny 1991-1992 indray no hifampizarany vola. Mampalaelo dadatoa izany toe-tsaintsika izany. Asa ve ny fahantrana no mahatonga izany sa ny saina mihitsy no efa alika
4. ravatorano ( 15/10/2009 08:28)
ka izay ilay politika eto amin'ny tanana zaahy an
nareo ve nety nino teo fa i ravalo sy radidy d hifandray tanana sy hifampitsiky toy ireny tany mamputo nefa d nifanenjika tsy nisy ohatran'izany
amizao aloha ravalo sy andry tena sakay sy maso fa minoa ahy nareo fa afaka taona vitsivitsy ireo mety ho salaka sy ravi-pitombenanana indray !
asa lahy fa izany no politika e !
aza miditra lalina raha tsy T harary (l) :-w :-w :-w
5. zaokou ( 15/10/2009 09:51)
resabe mampandry adrisa ataon'ireo putschistes nahazo "pouvoir" ho entina mamafa ny heloka vitany
impunité no tadiaviny
6. ifiona ( 15/10/2009 10:17)
mitombo isa andro hatrany ny olona anti-HAT !

ny olona pro-HAT aloha tsy hitombo mihitsy e! anatin'ny nofin'ny bazylou no misy an'izany :-D :-*
7. ndotofetsy ( 15/10/2009 11:00)
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) 8) 8) 8) 8) 8) 8)
8. patrick2002 ( 15/10/2009 12:12)
amizao aloha ravalo sy andry tena sakay sy maso fa minoa ahy nareo fa afaka taona vitsivitsy ireo mety ho salaka sy ravi-pitombenanana indray !
asa lahy fa izany no politika e !


Marina ny anao Ravatorano ,minoa ahy ianao ,fa atsy ho atsy dia ho voadaka i Andry ,ary dia AREMA hiringiriny no hitondra ny baolina ,ho vasoka na ny TIM na ny TGV ,ary dia hiara-dalana i Andry sy Ravalo .
9. patrick2002 ( 15/10/2009 12:18)
Renconciliation : tsy menatra ve
valiny isika gasy dia mitovy @ afrikanina ,ampiadiany vazaha dia miady , tsy fantany fa ny tombotsoany vazaha ny azy no harovany ,amin`izao hampiomboniny vazaha ,satria tombotsoany no hiarovany ,dia miombona indray ,tena mahatsikaiky , izay no hanaovako hoe diso ny TIM nitondra ny raharaha teo anoloany CI ,nanao antso avo ny CI mba tsy hankato an`i Andry ,izany fihetsika izany dia manome vahana ny CI ary dia vao maika ,mihamafy ny chantage economique hataony Union europeen an`i Dago ,
Minoa ahy ianareo fa betsaka ny sonia miafina nataony Andry tany ambadika tany mba hakatoaviny Union europeen azy , indrisy
10. terrywiui ( 15/10/2009 12:19)
atsy ho atsy dia ho voadaka i Andry

:* :-* (l) :-D hon hon hon her her her !!!....
11. pikatti ( 15/10/2009 12:34)
manomboka misy fandinihana kely elah zany ry rapty ,saingy indrisy le fanompoana olona mbola taraiky be :lol:
12. xxx ( 15/10/2009 19:53)
Tsara refa be ny gasy tonga saina ,"vaut mieux tard que jamais ny imbécile "ohatran'drymitapy ihany no bola tsy tonga sainnahoe tena potika MCAR?ASA RHA MANdroso MCAR HOHEVERINN'NY vendrana ho aN'NY FRANTSAY NA potika aza rahirahiny inona vao maika izy ho faly d mody hoe hampandry tany,ary zay fotsiny no handrasany !
13. Papoose ( 15/10/2009 23:00)
ka mitovy daholo anie ny aretina mahazo ilay mpanao politika @ zao ee! samy tsy te ho difotra dia samy manao zay hivoahan'ny lohany ambonin'ny rano, hany ka manao zay fomba rehetra!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.156