tsy mety mahazo zaza mitsy

1. toliara ( 15/10/2009 10:50)
salama daholy ô !
Efa 2 tona zay za tsy mety bevoka mitsy, atao daholo zao rehetra zao fa ééé ! Efa tsy vo tanisa zay ny diagnostika natao fa ééé , ny courbe de température sns... , fa tsy mety é , nafa zahay roa araka ny analyse de samy miteraka tsara. Ny tena manderaka de le cycle samy hafa fona isambolana, miovaova be t@ sept zao 35j , de après 22j , de leo be a ry reto a !
Fa ny fanotaniko de zao oe: nareo ve refa manao RS de refa avy mi-jouir ramose de esorina le zavatra de mivoka miaraka @ le sexe ve le sperm ? Ny anay tsy fantatro fa de mivoka daholy ? possible ve oe zany no tsy mapety azy. Mbola tsy noteneniko an'i gygy alou le izy é, fa mba te ahafantatra ny hvt nareo za. Merci antsika rehetra.
novalian'i xxx ny 15/12/2009 15:56
2. soanja ( 15/10/2009 12:12)
toliara:

Rehafa tsy reraka ny mandrefy sy miasa saina lava amin'ny hoe hiteraka sy tsy mety mitoetra ny zaza dia tonga moramora eo ilay sombinaina. Alamino ny saina. Miandrasa am-paharetana ny fotoana. Fa ho avy izy amin'ny mahamety azy fa saingy karakarao tsara ny vatana ho vonona handray azy. Ny fitiavana no ataovy be dia be.

Rehefa manao RS dia betsaka ny sperma sy ny ranokanjiako mivoaka miaraka eo. Tsy midika anefa izany fa tsy misy tafajanona any. Tsy izay hitamaso ihany no misy fa betsaka ny zavatra tsy hitan'ny masontsika fa miodina ihany.

AZA MANAHY! TONEO NY FO

:-*
3. Mirananirina ( 15/10/2009 12:59)
Toliara..mahereza e..rehefa natao analyse zany fa miteraka ianareo dia hoavy eo ihany izy eee.Fombany io.
nareo ve refa manao RS de refa avy mi-jouir ramose de esorina le zavatra de mivoka miaraka @ le sexe ve le sperm ? Ny anay tsy fantatro fa de mivoka daholy ?
rehefa tsy tianao ho lasa daholo dia matoria aloha apres....
4. xxx ( 15/10/2009 13:57)
toliara:

salama daholy ô !
Efa 2 tona zay za tsy mety bevoka mitsy, atao daholo zao rehetra zao fa ééé ! Efa tsy vo tanisa zay ny diagnostika natao fa ééé , ny courbe de température sns... , fa tsy mety é , nafa zahay roa araka ny analyse de samy miteraka tsara. Ny tena manderaka de le cycle samy hafa fona isambolana, miovaova be t@ sept zao 35j , de après 22j , de leo be a ry reto a !
Fa ny fanotaniko de zao oe: nareo ve refa manao RS de refa avy mi-jouir ramose de esorina le zavatra de mivoka miaraka @ le sexe ve le sperm ? Ny anay tsy fantatro fa de mivoka daholy ? possible ve oe zany no tsy mapety azy. Mbola tsy noteneniko an'i gygy alou le izy é, fa mba te ahafantatra ny hvt nareo za. Merci antsika rehetra.

Hoy ilay dokotera namanay, c'est avec la téte qu'on fait les bébés contrairement à ce que l'on pense

Alamino ny saina fa ho avy eo izy, bon courage !
5. sitlo ( 16/10/2009 06:26)
[center][/center]

=))
6. Mirananirina ( 16/10/2009 11:09)
Sitlo;hihihi
7. roxanaha ( 16/10/2009 17:56)
Miarahaba an'i Toliara,

Mitovy ny problema-tsika! zaho koa efa nanokatra forum teto momba io tsy fahazoana zaza io. Efa ho herintaona zay no nanombohana nanaovana analyse fa hatreto aloha dia normal daholo ny zava-drehetra; t@ farany teo nanao test post coital zany hoe jerena ny toetrin'ny sperme sy ny glaire rehefa avy manao RS. Normal tsara koa ny valin'io, dia miandry zay zavatra manaraka asain'ny dokotera atao ndray aloha;
Rehefa avy manao rs nareo mivady dia tsy maintsy misy mivôka ny sperme, fa na izany aza misy koa mijanona ao anaty, raha tiana hiakatra tsara moa dia mila matory mitsilany elaela vao mitsangana.
Zay fa dia mahereza e!
8. Ratoa ( 17/10/2009 16:31)
Inona koa ary ity ataon'i sitlo?
ZAZA no tadiavin'ilay olona fa tsy sexe. Efa MAHAY sexe izy.
Ny zaza tsy mipetraka raha tsy tony dia tony ny mpivady.
Ary sitrapon'ANDRIAMANITRA. Ny olom-belona fitaovaNy fotsiny. "Aide toi, le ciel t'aidera". Dia anisan'ny "aide" ataon'ny olona ny manantona dokotera. Mandehana koa manantona RENINJAZA. Raha ivelan'i Madagasikara, dia manaova vakansy 6semaines à 2 mois any Madagasikara dia mijere reninjaza. Izany hoe mamonjy période de fécondité roa. Raha nay Madagasikara aloha dia efa tombontsoa lehibe izany. Aza ariana ny nentin-drazana fa misy ny tsara. Mahay anie izy ireny é! Ny tena mampahay azy dia mahay mampitony ny saina sy ny fo izy.
Mirary soa
9. Djhamhal ( 21/10/2009 12:19)
nareo ve refa manao RS de refa avy mi-jouir ramose de esorina le zavatra de mivoka miaraka @ le sexe ve le sperm ?

f'angah moa vô tonga de esorina le izy ? fa tsy mba mijanona elaela kely ao ve? oh we 10sec ??? fa io ngeh vô tonga ny sperm n'ny lhl tonga mamonjy ny tranon-jaza é! fa ny tsara ngamba refa tonga ny an'ny vadinao dia ezahiny ny hanatsofoka tsara ny filahiany , fa mety lalindalina ngamba ny tranonjazanao de tsy tonga tsara any ny sperme ny ! de mahereza é!
10. xxx ( 15/12/2009 15:56)
ataovy avy ao aoriana i ramose fa io tena tafiditra lalina tsara izy dia akaro ambony ny tongotra rehefa vita fa tsy miraraka lay zavatra,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5264