anjara sa tsy ?

1. xxx ( 15/10/2009 15:01)
Marina ny voalaza ny namana etsy ambany, " safidy no lasa anjara" . Misy olona iray namako, manbady izy, ary miaraka @ vehivavy hafa. Nolazaiko izy oe, enao ve tsy efa manana ny anjaranao ? de namaly izy oe: efa manambady za ozizy, fa tao anatin'ny fanamadianay no nahitako fa tsy izy no anjarako (ilay vadiny zany no tiny tenenina). Inona no dikan-zany aminareo ? Tsy anjarany ve zany ny vadiny ? Ary le vehivavy iarahany io ve, zay nolazainy fa safidiny, io ve zany no anjarany ? Eo am-pikarakarana divorce zao ry zareo. Miandry ny hevitrareo. Misaotra
2. Papoose ( 15/10/2009 20:22)
zvt abahana ao ant-tsaina io raha ny fahitako azy!!!!!
3. sitlo ( 16/10/2009 06:07)
Mbola tsy matotra izy izany dia mody ahifika amin'ny anjara ny tsiny.
4. botra10 ( 16/10/2009 06:35)
Papoose:

zvt abahana ao ant-tsaina io raha ny fahitako azy!!!!!



=D> =D>
5. xxx ( 16/10/2009 10:07)
tena mitovy ny problemko mihitsy saingy za efa niteraka t@ le sipa nefa fanatako efa ela fa tsy ho anjarako mihitsy
6. Mirananirina ( 16/10/2009 12:44)
zany foana ny olona rehefa mitia olonkafa.Dia manaratsy ilay vady ao antrano sisa ,misa aza sahy milaza fa namosavian'ilay sipa izy no nanambadiany an'ilay sipa fa tsy tiany akory.sss....
7. pissoa ( 17/10/2009 08:50)
:-D :-D :-D
8. jhouhlambout ( 17/10/2009 12:04)
Zay vao tonga amin'ilay fiteny hoe: jamba ny fitiavana fa ny fanambadiana no mamerina ny fijery...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2477