manolotra an'i pere pedro hitondra ny transition
1. feticon
(
12/10/2009 20:40)
very hevitra mihitsy aho ity,ny vahoakany magro tsy manaiky an'i president andry rajoelina,voatery za hinogocié antsokosoko hanolotra an'i pere pedro ho president neutre k'asa soa mba mety ihany lahy
mpanao sonia fetison
mpanao sonia fetison
répondu par Papoose le 14/10/2009 15:23
3. pikatti
(
12/10/2009 20:46)
o ry leity feticon,asory aloha i Roindefo bainn a,efa misy PM dimy zao ao de mbola manolotra ihany ve elah klé
4. feticon
(
12/10/2009 20:48)
president ny transiton io alotro io ka ,aza miteniteny mafy soa henon'i roindefo izany ka handefa rasil izy hisambotra ahy ahy ka izay voa ho loza
vive roindefo
vive roindefo
6. feticon
(
12/10/2009 20:56)
za ary miteny mafy @ ry zareo ao magro mba tsy hivoaboaka ao sao ho mati 2
ny mpitolona ,izy ity mantsy efa nataonay pasifika ,ka tsy ekenay
ny mpitolona ,izy ity mantsy efa nataonay pasifika ,ka tsy ekenay
8. STONG
(
12/10/2009 21:02)
feticon:
very hevitra mihitsy aho ity,ny vahoakany magro tsy manaiky an'i president andry rajoelina,voatery za hinogocié antsokosoko hanolotra an'i pere pedro ho president neutre k'asa soa mba mety ihany lahy
mpanao sonia fetison
Esory klou ny volom-bavany vao miditra fa ny olona mantsy refa ts mahita kianina dia io volom-bavany io no manjary atao adi-hevitra refaveo
10. pikatti
(
12/10/2009 21:09)
Zay elah de mahita tenenina sahady nefa tsisy resaka ravolombava na ravolomaso zany io fa ny compétence ihany bainn a
12. pikatti
(
12/10/2009 21:14)
O leity ry tong fa avy aiza ty elah ty aloha é,efa tsy mandray sonou ntsony mantsy Dago zao :-D
16. STONG
(
12/10/2009 21:19)
pikatti:
O leity ry tong fa avy aiza ty elah ty aloha é,efa tsy mandray sonou ntsony mantsy Dago zao :-D
Sao d hoe "amidin'ny snou @ ambogadiny ny malagasy" no tin'lah lazaina :)
18. pikatti
(
12/10/2009 21:25)
feticon (l) tong tsy ho hisy taranaka ntsony ny gasy fa hanagana sonou sisa :-D :-D
