Midona amin rindrina foan ry GTT tato ho ato !!

1. terrywui ( 12/10/2009 10:42)
Tsisy rah manjary rah ny politikan'ny TIM amzao fotoana izao fa ze ataony ty midona daholo ! ry zalah kou samy te ho lohany daholo nefa ny tena marina vodiny daholo kou hon hon hon !! de ny TGV amin'ny tokatranony no sivanina lava eto ! hin hin hin hin !
novalian'i xxx ny 14/10/2009 10:13
2. swann ( 12/10/2009 10:50)
hon hon hon ! mivonto aby amzany ny lohan'i Pikatti sy zoam fa miseho mafy detety loatr koun hon hon :-D :-D :-D
3. swann ( 12/10/2009 11:00)
Tsisy qualité ilaina amin TIM tson eto am serasera.org satri nahoana ?
---Tsis manana raison matotra sy mitombin iz reetr !! satri nahoan ?
---Ompa varirarak sy sary mamoafady ary teny ratsy sisa hanalana ny fo eto ! satri nahoana ?
---mi critique ny antokon'olona sy ny mpifanandrina ara-politika sisa fa tsisy ho lazaina tson ! satri nahoana ?
---Miantehitra amin olona iray rah vao voa mafimafy eto ! izao io olona io? HERY lasa mitarain amn Hery any dahol mba anesorana ny PS n'ny TGV ato ! victimes amin'io ra-frere ko Andrywui (mitahia lery e! ) satri nahoana ?
---Very dada de mitady hamono ny dadanay(Andry Rajoelina) satri nahoana ?


Be wawawawa sy wou wou wou wou wou eto fotsiny fa vongany daholo ! tsisy lohany fa vodiny daholo ! nefa mba ilaina ihany anie ny leader ee! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D hon hon hon hon hon
4. hery ( 12/10/2009 11:09)
:-) mbola mitohy ny lalao fa aza maika e.

Ahoana tsara indray hozy i Roindefo? loll
5. ANDRYwuii ( 12/10/2009 11:21)
Resaka tokatran'oul toko io hery fa aza idirana a
6. swann ( 12/10/2009 11:39)
vao niainga zany io andrywui io voasakana ?? inona ny antony ? tsy nisy fa manohana TGV fotsiny !! mananararaota ref mahazo lets rahery fa anay ny retour a!!
7. pikatti ( 12/10/2009 12:20)
Fa hataon'elah inona leity PS be de be sa mba @zay 15 lahy fictifs lisany hotran'ny le mba tao @ 10 ans serasera ve,lisany marina de foza tsy tonga akory nefa ny ambiansy nilaybe,
sa mba te hiresaka irery ato?
Zaran'elah aza tsy nasoriko teo koa i terrywui sy ntss sy gasmilay,reo aloha mba hampiresahina fa ty contre façon andrywui ty efa lasa vovoka(@ 1er Nov elah manatitra razy any é),aza de be taraina loatra fa tsisy hiasana,
Hay ve misy ilàna azy le serasera é :lol:
8. xxx ( 14/10/2009 10:13)
Mapalahelo be le swan fa raha midona NY TIM MANINONA enao tsy MANAO ARROSAGE @zay FA HILAOZANAO mitady ARETIMPO ETO. ntsooooooooooooooo,inona ihany no bola tsy levonin'ny VAVONINAO sy ny LOHAMALEMINAO NTSOOOOOOOOOOOOO.lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0663