afro-basket women 2009 madagascar

1. ravatorano ( 12/10/2009 06:16)
mendri-piderana ny mpilalao basket malagasy vehivay omaly raha nandresy andry zareo avy ao afrika atsimo tamin'ny isa 101-73.
Antokoa iray hahafahatsika hiakatra amin'ny dingana manaraka izy io
Efa nandresy an'i Maorisy isika tamin'ny lalao fanokafana ary resin i Cameroun 67-39 kosa avy eo ! izany hoe nandresy indroa dia resy indray mandeha.Nanao ny ainy tsy ho zavatra ry zareo tovovay ary tena nano fihezahana be tokoa satria teo amin'ny "premier quart temps" dia 15-18 sy 25-22 no isa ary ry zareo vahiny no nanatombo ary tamin'ny fialan tsasatra moa dia samy nahazo isa 40 ny mpifanandrina.
Nanomboka teo amin'ny troisieme quart temps dia nolalaovin'ny malagasy ny vahiny ka nandaitra avokoa ny tifitra baolina azahoana isa telo izay nataon-dry Ange,Maiwen,Tiry,Prisca....
Tsy nanaiky koa ny mpijery nihoby ireto tovovavy maherifo ireto raha tsy tonga ny isa zato ! nanakoako teny Mahamasina ny hoe " cent!cent!cent" omaly alina !
Isaorana manokana eto izany ireo tovovavy malagasy mpilalao baolina basket ary irariana ho tonga amin'ny avoavo kokoa e !
=D> =D> =D> ^:^ ^:^ ^:^
2. endrika01 ( 13/10/2009 04:01)
Mpilalao avy ao Dago Dôly ve ry zareo ireo? :D
3. ravatorano ( 13/10/2009 05:28)
endrika01 < misy mpilalao avy eto Dago d misy malagasy mila ravinahitr aany ivelany any toa andry Maiwen,ry jaozara ... izay no tadidiko !
fa anio dia hihaona amin'ny sénégal ry zareo ary rah toa ka maharesy an'ireo d tena dingana lehibe no vitany ary ry zareo no ho voalohany eo amin'ny poule misy azy !
4. endrika01 ( 14/10/2009 06:51)
De raha resy zareo de tsy tafakatra tsony ve!

Tsara kosa zany misy Malagasy mila ravinahitra izany,ny fifankatiavana no zava-dehibe sy ny fahaizana mifanampy ao anaty ny ekipa.
5. ravatorano ( 14/10/2009 07:31)
resin'i Senegalaise tamin'ny isa mavesatra be mihitsy isika malagasy omaly hariva ary tsapa fa tena mifanalavitra be indrindra fa eo amin'ny toe batana satria zareo vahiny misy hatrany amin'ny 190cm mihitsy !
voka dalao omaly : andro faha efatra :

Cameroun bat Maurice : 108-36
Côte d’Ivoire bat Nigeria : 44-41
Sénégal bat Madagascar : 90-39
Mozambique bat Afrique du Sud : 54-47
Tunisie bat Rwanda : 59-55

Fa na izany aza dia efa naman'ny tafakatra eo amin'ny ampahavalon-dalana isika malagasy na dia mbola hihaona amin'i Mozambika aza anio hariva

Alarobia 14 octobre 2009- andro faha dimy
Au gymnase couvert de Mahamasina
14h00 : Rwanda contre Côte d’Ivoire
16h00 : Angola contre Nigeria
Au Palais des Sports
14h00 : Afrique du Sud contre Cameroun
16h00 : Sénégal contre Maurice
18h00 : Madagascar contre Mozambique
20h00 : Mali contre Tunisie
6. xxx ( 14/10/2009 07:41)
Tiako ho marihina ho an'izay tsy dia mahalala firy ny basketball malagasy fa raha eo anivon'ny basketball afrikana (na vavy na lahy) dia tsy azo lazaina mihitsy hoe favori isika, plutôt hoe petit poucet angamba no afaka hiantsona antsika. Ka aza gaga loatra raha toa ka resy isika amin'ny dingana manaraka. Na dia izany aza dia tohana hatrany fa io ny antsika e!
7. ravatorano ( 14/10/2009 08:39)
petit poucet marina tsika na small team ve ry xxx
marina voalazany kah saingy mba misy resitsika kosa na izany aza e
fa raha eto anivon'ny ranomasimbe indianina kosa isika tena big team kle
dragona be tsy mangorera =)) =)) =))
8. endrika01 ( 14/10/2009 13:57)
1m90 zany kosa rindrina be kou! Mahery iany ny ekipam-pirenena Malagasy kah,ny paika filalaon-dry zareo vahiny no jerena de tsy makaiza eo ireo,hi hi,:D
9. endrika01 ( 14/10/2009 13:58)
1m90 zany kosa rindrina be kou! Mahery iany ny ekipam-pirenena Malagasy kah,ny paika filalaon-dry zareo vahiny no jerena de tsy makaiza eo ireo,hi hi,:D
10. endrika01 ( 14/10/2009 13:59)
1m90 zany kosa rindrina be kou! Mahery iany ny ekipam-pirenena Malagasy kah,ny paika filalaon-dry zareo vahiny no jerena de tsy makaiza eo ireo,hi hi,:D
11. ravatorano ( 15/10/2009 08:04)
endrika01
12. endrika01 ( 15/10/2009 09:22)
Mankahery azy ireo hatrany e! Ny resy tsy hakoraina,de ny mandresy kou tsy hobiana.Zany we ,tsy maintsy mbola ho tonga eo @ambony ny tanjona!!!!
13. endrika01 ( 15/10/2009 09:23)
Mankahery azy ireo hatrany e! Ny resy tsy hakoraina,de ny mandresy kou tsy hobiana.Zany we ,tsy maintsy mbola ho tonga eo @ambony ny tanjona!!!!
14. ravatorano ( 16/10/2009 05:22)
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/index.php?option=com_content&task=view&id=8249
15. ravatorano ( 16/10/2009 05:51)
ny tompon-daka tamin'ny taoana 1970 (madagasikara) sy ny tompon-daka tamin'ny taona 2007 (mali) izany no hihaona anio hariva ami'ny enina ora any ho any !
raha ny tombatombana aloha dia herijika no mety handresetsika ny malianina satria hita ho manatombo betska zareo eo amin'ny toebatana,ny halavana ary koa ny traikefa sy ny fahiza milalao eo ambony kianja !
fa na izany aza dia mankahery sy mamporisika hatrany ny mpilalao baskety vehivavy malagasy satria ny baolina boribiry e !
=D> =D> =D> =D>
16. endrika01 ( 16/10/2009 16:26)
Marina tanteraka e!Efa ela iany zany taona 70 zany an,mbola tsy nahita anzany zay!Mbola tsy hary teto an-tany! Ny lhl tsy vitsy ny manana toe-batana maronjana,de oviana njay zareo lhl baskteur!Samy mianjy ny valiny njay zany kou :D
17. endrika01 ( 16/10/2009 16:26)
Marina tanteraka e!Efa ela iany zany taona 70 zany an,mbola tsy nahita anzany zay!Mbola tsy hary teto an-tany! Ny lhl tsy vitsy ny manana toe-batana maronjana,de oviana njay zareo lhl baskteur!Samy mianjy ny valiny njay zany kou :D
18. endrika01 ( 16/10/2009 16:28)
Marina tanteraka e!Efa ela iany zany taona 70 zany an,mbola tsy nahita anzany zay!Mbola tsy hary teto an-tany! Ny lhl tsy vitsy ny manana toe-batana maronjana,de oviana njay zareo lhl baskteur!Samy mianjy ny valiny njay zany kou :D
19. endrika01 ( 16/10/2009 16:29)
Marina tanteraka e!Efa ela iany zany taona 70 zany an,mbola tsy nahita anzany zay!Mbola tsy hary teto an-tany! Ny lhl tsy vitsy ny manana toe-batana maronjana,de oviana njay zareo lhl baskteur!Samy mianjy ny valiny njay zany kou :D
20. Ratoa ( 16/10/2009 19:09)
ka isika malagasy anie tsy di ampy sakafo é. Ny antsika ny omby jerena fotsiny fa tsy haninan ary raha mihinana aza, hena indrai-mbava atao mahalany vary indro-mbava koaaaa!
Anefa ilay vary tsy manome hery fa mavesatra tsy afaha-mamindra intsony é!
Taloha, hatramin'ny 1970 , ny gasy (Hasindrazana) na lahy na vavy no tompon-daka na volley izany na basket.
Taorian'izany dia very saina tamin'ny Efa indroa izao ny UNESCO no nandà ny lisitra boursiers alefan'i Madagasikara satria mpiasa birao nonalefa fa tsy mpianatra na mpampianatra mbola tanora.

Somary HS fa izay ilay kileman-tsika. Hany ny lohany indray no manjary rambony!!!!!!!

Nigagàna anie ny fahaizan'n malagasy min'ny lafiny rehetra, indrys fa tantara fotsiny izany sisa ankehitiny.

Malaheloanaoahory Nosiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0815