Vaovao kely!

3. mitapiwui ( 12/10/2009 18:08)
aiza madagate no tsy voatonina ao e ,sa rehefa tsy manohana an'ny dadany sasany tsy alefa ao e
4. AndriambyII ( 12/10/2009 18:08)
5. AndriambyII ( 12/10/2009 18:09)
Andraso aloha ary !
6. mitapiwui ( 12/10/2009 18:11)
toa resaka nimporte koi koa izy izany kle
la verité sns e assidu de madagascar aiza daholo izany e
7. AndriambyII ( 12/10/2009 18:21)
Izay voatondron' ny fanondro aloha ra andrywui a!ah ah ah ! http://www.topmada.com/
http://www.madagate.com/
http://www.infoconcert.com/news/index.html

Jereo aloha !
8. AndriambyII ( 12/10/2009 18:24)
10. AndriambyII ( 12/10/2009 18:34)
:idea: :idea:
11. mitapiwui ( 12/10/2009 18:42)
mianto bill marina kle hon hon hon hon hon
12. pikatti ( 12/10/2009 18:49)
merci lesy Billy
fa le madagate soloina GTT :lol:
Tsy mahavoa io site io ,refa miady an-trano ry TGV de hira no alefa refa mikatso ny tany ONU de olona mividy entana eny @ puces no alefa
io zao no tena nôfa be :idea:
13. Papoose ( 12/10/2009 19:02)
be izy zany! :lol: za aloha mbola tsy nanokatra!
14. pikatti ( 12/10/2009 19:09)
Slt papoose
zah mbola mamaky foana aloha zao e
15. Papoose ( 12/10/2009 19:13)
salut pikatti, za tsy te hamaky fa be loatra!!! :lol:
16. pikatti ( 12/10/2009 19:40)
Ié,aiza elah teo ry Billy sao lasa teny sonou ndray ty klé,i mitapipi atsy efa mi-hon hon :-D
Ary aiza zany avatar vaovao zany ry papoose a,sao de lasa foza eo :lol:
17. Papoose ( 12/10/2009 20:09)
mbola tsy napetako fa mbola tiko io anah io :^)
18. xxx ( 12/10/2009 20:11)
tiako madagasikara koa lesy adino ry bill an
19. pikatti ( 12/10/2009 20:13)
Ka hotrany mifaninana zany ry zalahy hoe zé ray tonga aloha ery ambony ery @ oui mantsy ;-)
20. feticon ( 12/10/2009 20:43)
adinonareo ry zareo ny serasera an'i hery mangalaza :-
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0615