nitady vady tany dago hitanatara ny diako aho
1. bibidia
(
12/10/2009 09:54)
tafaverina avy any dao t@ 8 oct aho . Indrisy anefa negatif tanteraka ny diako hoa hitady vady . tSY mahay mi-koty sipa any dago intsony aho. izaho koa moa eafa somary zokiny ihany sipa tadiaviko 30 ans + avaec ou sans enfant..... efa déphase tanteraka ray olona ka tanam-polo no nentina nody
nisy ianareo teto nirasaka tamiko tany nefa indry fa mistery daholo momba anareo diso fanantenana tanteraka aho malahelo aza manody ny voanjobory hoy isika .... vonjeo aho....... bizo daholo

novalian'i cutie ny 13/10/2009 13:13
2. xxx
(
12/10/2009 10:02)
Fa angah tsy mba no-propozen'i rabibidia hoe hoentinko any Frantsa anie? Raha io no resaka nataonao dia feno ny sobika. :lol:
3. bibidia
(
12/10/2009 10:06)
raha hano kibo eny dia voky fa serieuse ?????? dia isika mihitsy ry akama tsy misy confiance itsony an izaho tsy afaka tonga dia mitondra no anto ara-toekarena tsy tiako manadainga managataka fotoana dia be no mihemotra
4. ni81
(
12/10/2009 10:10)
tafaverina avy any dao t@ 8 oct aho . Indrisy anefa negatif tanteraka ny diako hoa hitady vady . tSY mahay mi-koty sipa any dago intsony aho. izaho koa moa eafa somary zokiny ihany sipa tadiaviko 30 ans + avaec ou sans enfant..... efa déphase tanteraka ray olona ka tanam-polo no nentina nodyTongasoa indray izany bibidia a! Dia ahoana izany? Mba tantarao tsara moa ny nanjo anao e! Eto amin'ny sera² ange betsaka olona mety ho sahaza anao ihany e! :-P
nisy ianareo teto nirasaka tamiko tany nefa indry fa mistery daholo momba anareo diso fanantenana tanteraka aho malahelo aza manody ny voanjobory hoy isika .... vonjeo aho....... bizo daholo
Tsy aleonao ihany nanafatra an'i kala papoose raha toy izao. Izy efa vonona dia ianao no be fisalasalana teo foana :? :D
5. ni81
(
12/10/2009 11:27)
Fa angah tsy mba no-propozen'i rabibidia hoe hoentinko any Frantsa anie? Raha io no resaka nataonao dia feno ny sobika.raha io tokoa nahazo be dia be...fa saingy rehefa avy eo dia ahoana no tena ho tohiny :?:
6. rakapy
(
12/10/2009 12:20)
Fa angah tsy mba no-propozen'i rabibidia hoe hoentinko any Frantsa anie? Raha io no resaka nataonao dia feno ny sobika
Hafa kely koa iny marina :-D :-D :-D Dia manao elimination izany ianao dia izay finaliste no lasa vadinao. La Frantsa ny loka :-D :-D :-D
7. cutie
(
12/10/2009 13:27)
Mpandefa : bibidia [ Valio ] 12-10-2009 11:54:03
Lohateny : nitady vady tany dago hitanatara ny diako aho
tafaverina avy any dao t@ 8 oct aho . Indrisy anefa negatif tanteraka ny diako hoa hitady vady . tSY mahay mi-koty sipa any dago intsony aho. izaho koa moa eafa somary zokiny ihany sipa tadiaviko 30 ans + avaec ou sans enfant..... efa déphase tanteraka ray olona ka tanam-polo no nentina nody
nisy ianareo teto nirasaka tamiko tany nefa indry fa mistery daholo momba anareo diso fanantenana tanteraka aho malahelo aza manody ny voanjobory hoy isika .... vonjeo aho....... bizo daholo
aza kivy aza ketraka e, tsy moramora akory ny nitady vady fa sady tsy ianao rery no sahirana mitady vady @ zao fotoana zao fa keep up with good spirit, keep a positive mind fa tsy maintsy hivaly foana ny asasaranao e :)
8. simplex
(
12/10/2009 14:18)
mba tantarao tsara otran'le "rado, ilay fitiavako fahiny" iny ranga le izy fa manjary tsy azo tsara sady tsy mankafy ny mpamaky ah.
merci
;-)
9. rakapy
(
12/10/2009 14:43)
Hoy i Cutie
Amiko indray aloha dia tsy tadiavina ny vady fa mipoitra ho azy sy hita ho azy eny izy. Raha tadiavina mantsy dia lasa toa ny mitady asa sy mitady tany na trano amidy irony ilay fitiavana. Mety hiaraka @ olona tsy sitrakao ianao satria matahotra ny tsy ahita. Tsy taonany ny fanambadiana.
tsy moramora akory ny nitady vady fa sady tsy ianao rery no sahirana mitady vady @ zao fotoana zao

10. xxx
(
12/10/2009 14:57)
rakapy:
Amiko indray aloha dia tsy tadiavina ny vady fa mipoitra ho azy sy hita ho azy eny izy. Raha tadiavina mantsy dia lasa toa ny mitady asa sy mitady tany na trano amidy irony ilay fitiavana. Mety hiaraka @ olona tsy sitrakao ianao satria matahotra ny tsy ahita. Tsy taonany ny fanambadiana.
Marina tsy marina io, raha toa ve ka mijanona ao an-trano foana dia hisy vady hanatona ho azy eo
Amiko mila mandeha eny @ misy olona (tsena, fikambanana,fiangonana , sport...) fa ny mitorototo kosa aloha tsy izy e, hoe ity no alaiko ity no alaiko fa mila dinihana tsara
bibidia >>> fohy loatra angamba ny fotoana nijanonanao tany, na 1 volana mety tsy ho ampy. Aza kivy fa mahazoa izay iriana e
11. soanja
(
12/10/2009 16:44)
Anjara ny fanambadiana raha toa ka miriaria ianao ao anaty fiainana feno fahavitrihana sy fahasahiana ary fanantenana. Hihaona aminy ihany ao anaty faharetana sy filaminana. Aza mitsahatra miriaria sy mifandray amin'ny mahasoa fa ao anatin'ireny no hisy ny voankazon'ny fitiavana.
12. Papoose
(
12/10/2009 17:33)
bibidia:
tafaverina avy any dao t@ 8 oct aho . Indrisy anefa negatif tanteraka ny diako hoa hitady vady . tSY mahay mi-koty sipa any dago intsony aho. izaho koa moa eafa somary zokiny ihany sipa tadiaviko 30 ans + avaec ou sans enfant..... efa déphase tanteraka ray olona ka tanam-polo no nentina nody
nisy ianareo teto nirasaka tamiko tany nefa indry fa mistery daholo momba anareo diso fanantenana tanteraka aho malahelo aza manody ny voanjobory hoy isika .... vonjeo aho....... bizo daholo
hay v 30 ans mihoatra no notadiavinao eee
13. cutie
(
12/10/2009 21:03)
Mpandefa : rakapy [ Valio ] 12-10-2009 16:43:57
Lohateny : Re : nitady vady tany dago hitanatara ny diako aho
Hoy i Cutie
Voalaza teo :
tsy moramora akory ny nitady vady fa sady tsy ianao rery no sahirana mitady vady @ zao fotoana zao
Amiko indray aloha dia tsy tadiavina ny vady fa mipoitra ho azy sy hita ho azy eny izy. Raha tadiavina mantsy dia lasa toa ny mitady asa sy mitady tany na trano amidy irony ilay fitiavana. Mety hiaraka @ olona tsy sitrakao ianao satria matahotra ny tsy ahita. Tsy taonany ny fanambadiana
zany an
tsara zany :D
14. cutie
(
12/10/2009 21:04)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 12-10-2009 16:57:53
Lohateny : Re : nitady vady tany dago hitanatara ny diako aho
Hoy i rakapy:
Amiko indray aloha dia tsy tadiavina ny vady fa mipoitra ho azy sy hita ho azy eny izy. Raha tadiavina mantsy dia lasa toa ny mitady asa sy mitady tany na trano amidy irony ilay fitiavana. Mety hiaraka @ olona tsy sitrakao ianao satria matahotra ny tsy ahita. Tsy taonany ny fanambadiana.
Marina tsy marina io, raha toa ve ka mijanona ao an-trano foana dia hisy vady hanatona ho azy eo
Amiko mila mandeha eny @ misy olona (tsena, fikambanana,fiangonana , sport...) fa ny mitorototo kosa aloha tsy izy e, hoe ity no alaiko ity no alaiko fa mila dinihana tsara
bibidia >>> fohy loatra angamba ny fotoana nijanonanao tany, na 1 volana mety tsy ho ampy. Aza kivy fa mahazoa izay iriana e
mimapy 1 :D
15. soanja
(
13/10/2009 00:12)
bibidia:
tafaverina avy any dao t@ 8 oct aho . Indrisy anefa negatif tanteraka ny diako hoa hitady vady . tSY mahay mi-koty sipa any dago intsony aho. izaho koa moa eafa somary zokiny ihany sipa tadiaviko 30 ans + avaec ou sans enfant..... efa déphase tanteraka ray olona ka tanam-polo no nentina nody
nisy ianareo teto nirasaka tamiko tany nefa indry fa mistery daholo momba anareo diso fanantenana tanteraka aho malahelo aza manody ny voanjobory hoy isika .... vonjeo aho....... bizo daholo
Gasy be dia be ao andafy io ve dia tsy ahita iraiky mifanandrify amin'izay taona izay! Sa ve misy blem le gasy efa misy ao???
:lol:
16. xxx
(
13/10/2009 09:10)
simplex:
mba tantarao tsara otran'le "rado, ilay fitiavako fahiny" iny ranga le izy fa manjary tsy azo tsara sady tsy mankafy ny mpamaky ah.
merci
;-)
(l) (l) (l) milay be tokoa izy iny ra-simplex an! " Bibidia sy ilay ho vadiny " Mba ataovy milay ra-bibidia an! aiza enao ra-maeva74 fa mila tantara vaovao indray izahay an! Bis be aloha ho anao e! :-* :-*
17. Tenio
(
13/10/2009 13:01)
Loza zany ry akama, ndao ary hiaraka hisotro tôka aloha hanadinona ny fahadisoanmpanantenana :lol: :lol: :lol: