miala ndefo

1. xxx ( 12/10/2009 16:30)
ramiala i ndefo tokony hiala koa tgv,io no fanafody mety sy tsara indrindra,niara niditra dia miara-mivaoka koa ,sa :?:
novalian'i pikatti ny 12/10/2009 22:21
2. xxx ( 12/10/2009 17:12)
Diso enao ranotra, fomba fiady fotsiny ihany io fa aza moramora rebireben-dry zareo enao.
3. ndotofetsy ( 12/10/2009 21:32)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. pikatti ( 12/10/2009 21:35)
Soloy @ zay io saritavan'elah io ry ndontofetsy kle ,i Roindefo any tsy te hihomehy ntsony zao
:-D :-D
5. ndotofetsy ( 12/10/2009 22:14)
:roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
6. pikatti ( 12/10/2009 22:21)
le sarintavany mitomany iny ndray lesy aseho ah,efa voasambotra lery ao ,efa any ny Dépéche Vatofototra Daillymotion(DVD)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0472