poa basy misesisesy eny mahazoarivo @ izao ora izao

1. xxx ( 12/10/2009 21:31)
vao avy nitel ny rahavaviko mipetraka tsy lavitra ny mahazoarivo za io a pein 10min fa dia feona basy no henoko loza fa loza
misy afaka manazava ve
novalian'i Papoose ny 13/10/2009 10:46
2. STONG ( 12/10/2009 21:33)
Mba omeo ahy kel hoe ny mun an'i rahavavinao!! :)
3. ndotofetsy ( 12/10/2009 21:34)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. dofinois ( 12/10/2009 21:35)
za koa naheno fa loza mani bohitra ry tsy vanona
5. xxx ( 12/10/2009 21:36)
mangetotra i roindefo dia emplifier lery dia ohatra hoe baomba mipoaka =)) =)) =))
6. ndotofetsy ( 12/10/2009 21:36)
:^) :^) :^) :^) :^) :^)
7. dofinois ( 12/10/2009 21:38)
tsy resaka vazivavy fa misy raha mihitsy eny mahazoarivo ,vao lasy any FIS
8. pikatti ( 12/10/2009 21:38)
Soloy @ zay io saritavan'elah io ry ndontofetsy kle ,i Roindefo any tsy te hihomehy ntsony zao
:-D :-D
zah anie ndotofetsy efa milaza @ lah fa tsy te himé i Roindefo ao =))
9. dofinois ( 12/10/2009 21:38)
IZAY INDRAY FA MBOLA MITOHY LE TIFITIFITRA
10. ndotofetsy ( 12/10/2009 21:41)
basy rano =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
11. pikatti ( 12/10/2009 21:43)
Mihanika ny mpandroba ,miady ny samy foza sisa ty klé :oops:
Efa lazaina fa rehefa teny ampiandohany no tsy manaja fitsipika de tena mivaralila hoa io
12. STONG ( 12/10/2009 21:46)
Iza lé mpandroba,d iza lé foza,d iza lé tsy manala ftsipika?
13. ndotofetsy ( 12/10/2009 21:48)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
tsiky de ampy a vanivany de ampy
:-w :-w :-w :-w :-w =)) =)) =)) =)) =))
14. pikatti ( 12/10/2009 21:51)
Aiza ndray i vatofototra é :-D :-D
15. ndotofetsy ( 12/10/2009 21:55)
nga tsisy vy vototra :^) :^) :^) :^) :^) :/ :/
16. STONG ( 12/10/2009 21:58)
Mba matotra, k'efa hoe misy poa-basy hono. :cry: Ts endry mitsy
17. pikatti ( 12/10/2009 22:00)
miandry ny dépéche ny tary lesy ry vatofototra a :lol:
18. Papoose ( 12/10/2009 22:01)
le poa-basy aloha mampatahotra fa le mitady ny rahavavin'ny sasany kosa dia mahalatsaka mihitsy kaaaaa :-D :-D :-D :-D
19. pikatti ( 12/10/2009 22:03)
f'angah papoose tsy nantsoiny ,niantso taty koa anie izy fa zah hoa efa manambady :lol:
20. STONG ( 12/10/2009 22:04)
Mba anotaniana vaovao maripototra fa inn ary ty. :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0366