poa basy misesisesy eny mahazoarivo @ izao ora izao
21. ndotofetsy
(
12/10/2009 22:07)
efa mananjfiafy hono le rahavaviny =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
24. pikatti
(
12/10/2009 22:18)
Mba anotaniana vaovao maripototra fa inn ary ty
mbola tsy tonga any ve le Dépéche Vatofototra Daillymotion (DVD) :-D
25. Papoose
(
12/10/2009 22:41)
pikatti:
f'angah papoose tsy nantsoiny ,niantso taty koa anie izy fa zah hoa efa manambady :lol:
nga nisy fiantsoana tao hoe sao de zana-drahavavy veeee
:^)
26. ravatorano
(
13/10/2009 06:36)
mba tia tsaho sy honohono nareo kah !
tsisy inoninona eny izao na omaly na amizao tsika miresaka izao !
tsy maagaga fa xxx rahateo ilay olona na d fantatra aza hoe iza io :evil:
mba resaka maripototra no aely eto fa mapmé b
sa isika malagasy tsy maintsy manao an ilay honohono sy tsaho kely alefa etsy sy eroa :-P :-P :-P

28. tsimatimanota
(
13/10/2009 09:37)
MANAFIKA MAHAZOARIVO NY FIS RY APONDRADORO TGV ISANY
ADY NY SAMY FOZA ORANA IZANY
IZAY SISAPATY EO ANY TSIAFAHY AVY EO
C ENCORE LA RECONFIRMATION DU GRAND RETOUR EN FORCE DU GRAND RAVALOMANANA AU POUVOIR POUR L ETERNITE
AMEN
ADY NY SAMY FOZA ORANA IZANY
IZAY SISAPATY EO ANY TSIAFAHY AVY EO
C ENCORE LA RECONFIRMATION DU GRAND RETOUR EN FORCE DU GRAND RAVALOMANANA AU POUVOIR POUR L ETERNITE
AMEN
30. Papoose
(
13/10/2009 10:46)
tangalamaitso:
Salanitra e !
Hadiadio tsara aloha ny vaovao vao aparitaka, azafady ô !
ka zao hono no atao hoe demokrasia hoy ny sasany, samy miteny ny sekezem-ny :lol: