Ts itako ze mahatery mafy ny TIM amzany kléé!!
1. terrywui
(
12/10/2009 10:01)
Na Ndefo na Ngalaza no eo de adin'ny ao antokatrano mazava be izany ka inona ary no mahamendy anareo Tim e! mandamina ny Fitondrana eo antananay sy tarihinay izahay !!! izany hoe manao izay maha tsara endrika ny TGV eran'izao ttlo izao !! ka tsy aleo ve izay hevitra mba hidiranareo mitampifimpify kely aminay ry zanak'i dada no atao a!! lany andro mitsirika ny ao ambilaninay eo fotsiny ! hon hon hon !
novalian'i pikatti ny 12/10/2009 12:25
2. terrywui
(
12/10/2009 10:02)
F'innn no mahamendy anareo e! ny anareo jerena ze ahasoasoa azy fa anay io !!! 8O 8O :lol: :lol: :lol: 8O :lol: :lol: 8O 8O
3. xxx
(
12/10/2009 10:15)
इस आदमी को नैतिक रूप से शामिल नहीं है, राजनीति में परà¥à¤¯à¤¾à¤ªà¥à¤¤ कà¥à¤·à¤®à¤¤à¤¾ नहीं है, मà¥à¤à¥‡ डर लग रहा है कि à¤à¤• आशावादी, आदमी है कि और à¤à¥€ कलह का कारण होगा की तरह है :x :x
4. terrywui
(
12/10/2009 10:34)
hon hon hon hon !! maty ny TIM klé ! petsa "ara-dalana " mitsy !! :-D :-D :-D :-D
5. pikatti
(
12/10/2009 12:25)
Zay ary ny anelah fa nahazo teny karana
Fantatr'elah ve ny dikan'io ?Aleo tsotsoriko fotsiny
Votany daholo ry tgv isany sy ireo mbola manohana azy hatramin'izao :lol:
Fantatr'elah ve ny dikan'io ?Aleo tsotsoriko fotsiny
Votany daholo ry tgv isany sy ireo mbola manohana azy hatramin'izao :lol:
