mouvance an'iza moa izany ireo traitre an'i ra8
1. vitamatavy
(
07/10/2009 19:21)
tsy hilaza afatsy ry syllah,rajemson,indrindra indrindra le alain mitady seza izay lasa minisitry ny jono eo @ ranony masay,izany dia hangorona ny fintana fa dia ho voaroaka sahy ,io le tonga @ fomba fiteny hoe nanjaka tapany izany
novalian'i pikatti ny 09/10/2009 00:05
2. locl
(
07/10/2009 19:26)
Izany no alehany rehefa tsy mahandry ny andro maraina e!
Toy ireo virjiny adala e! Mikatona ho azy ireo ny varavarana, tsy i Rav8 no hitsipona azy ireo, efa hainao ihany ny toetrany.
Ko raha mba nanjaka tapany moa naninona? Fa toa 1 volany ihany dia lasa mi-pà.

4. tenagasy
(
07/10/2009 19:42)
Gravy ry zareo e!
Vitany ny nampitombo ny iray ho lasa telo!
Karazan'olona iray daholo ihany ny tena marina no manorina an'ireo Movansa telo ireo, saingy dia isaina ho feo telo moa ny azy ireo izany.
Kapoka iray ihany ireo fa tsy misy hafa akory!
izany hoe tokony ho Movansa iray ihany!

5. fijo
(
07/10/2009 20:20)
miandry isika fa mbola mila ny soniann'y mpitarika anie vao ekena iny e,aleo aloha miandry izay hitranga eo
6. zoam
(
07/10/2009 21:10)
efa niteny ra8 fa tsy hanaiky an'i tgv president ny transition ,sady ny tena tsara aleo hilatsaka ho jerena izany vahoaka ao aorinany izany e
izy miandry ary koa vonona hanao propagande

7. fijo
(
07/10/2009 21:14)
ny fifidianana ihany no ten ahitsarana azy,ka io no mila atao tonga haingana sy atao mazava
8. zoam
(
07/10/2009 21:17)
dia ahoana hoy alain mitady seza tsy ho lasa kamboty ve le iny raha mahazo seza 7 isaky ny mouvance ,loza kle =)) =)) =))
9. AndriambyII
(
07/10/2009 21:46)
tenagasy:
Gravy ry zareo e!
Vitany ny nampitombo ny iray ho lasa telo!
Karazan'olona iray daholo ihany ny tena marina no manorina an'ireo Movansa telo ireo, saingy dia isaina ho feo telo moa ny azy ireo izany.
Kapoka iray ihany ireo fa tsy misy hafa akory!
izany hoe tokony ho Movansa iray ihany!
Tonga dia asio porofo ahitan' ny olona rehetra azy dieny izao ry Tenagasy ndrao dia tara loatra an! Ny fotoana mihazakazaka be !!
Ny politisiana tsy maharimpery izay ihany.
10. zoam
(
07/10/2009 21:49)
dia tsy hitanao kosa ve hoe ratsiraka ny derriere coup d'etat,n vava efa navoakan'io ,i zafy moa dia tsy lazaina intsony en plus samy taranaky ny padesm
11. pikatti
(
07/10/2009 22:43)
De tohizana foana ny tsy fanekenena an'io mpangalatra fanjakana io aloha na tiany zany natsy tiany
12. xxx
(
08/10/2009 10:03)
Tgv sy ratsiaraka loha dia olona iray ,izafy indray @le izy tsy tia MERINA dia zarany aa i RA8 sy vendrana miady ,tena marina mihintsy fa izy telo ireo FALY BE ta@nianjeran'-n-dRavalo tetika efa noketrehina be le fanidina ny radio viva sy provocation le interwiew an'i deba ba hanakatonana io radio io dia i VENDRANA no hampiasaina satria fantatra ity fa farany ty fa mifankahal @RA80.
Ny bléme dra 8 koa matoky olona be ;ireo AREMA rehetra reo namadika azy satria nahona ,tsy afaka magala-bola lotra ohtrata@andron'ideba.
BE DIA BE MIHINTSY NY NAMADIKA AZY i RABEMANANJARA no napanao sonia ANDRA8 SADY NANABANA BASY manao hoe lasa elahy sinon maty.
Nisy miaramila tsy nitonona anrana niteny io tao @sobika ary raremarquer-nareo io rabemanajara io nanao passation de pouvoir an'i monja tsisy pbleme ,ireo zay nadositra na tsyavela hivoka ,ireny no tena fidèle ta@RA8?TSY VAO ZAY ANGE RY ZAREO NO NANaO COUP D'eTAT FA TY NO TENA mahery é,reo AREMA2 REO NO TSY MATY voalavo ankibo fa ta@ty RA8 tena isolé,ny miaramila generaly sasany araky ny fialzanilay miaramila nano témoignage EFA VOAVIDY DIA NITAMPIBAVA !!!!
Nanana ny fahadisoany i ra8 fa tsy nisy nahavita toa azy aloha hatra@izao ,ny endrikendrik natao AZY koa be lotra .NY mentalité-ntsika gasy miitsy no TOKONY HOVAINA FA TIA KELY NY SASANY ?SURTOUT IREO TEO @POUVOIRANn'i deba ARY INI DEBA IO NO TENA NAPIVARINA an-kady an'i MCAR TOY izao.
Jereo ange Cote d'ivoire sy MCAR aRy Zaire no NANANA INDRINDRA TANY aFRIKA ta@année 70-75 tany jereo ange ny difference an'i MCAR@IREO PAYS ROA REO ta@fotoana nahateo andratsiraka é,tena Atsimo sy Avaratra .25 ANS DE POUVOIR FA NUL ,refa nitady hiozogozona ny sezany dia niverina nisolelaka ta@Frantsay,taloha ireny sovietika tsy nitondra ninona 2 an'i MCAR ireny no akamany ry kadafy ,HAY HADINONAO FA KADAFY koa nivadika andra8.
donc ?TSY AZO ANTOKA IREO OUA ireo fa ny sadec no tena pour andra8 erny efa nasehony tany NEW-york ireny !

13. terrywui
(
08/10/2009 17:52)
mouvance andravalo iany ireo fa nahatsapa tena sy tonga saina tamle osilahy mainty de nivadika tampoka ka !!! hon hon hon hon
14. pikatti
(
09/10/2009 00:05)
Efa tsisy miresaka @lah lesy wiwi ny olona eto de mbola misiska ihany elah klé :-D :-D
bandy miandriseza ve refa omena tsy hamadika
ary inona ty hon hon ty e,marary ndray ngah elah zany :-D