Mba hahitana ny olana .

1. AndriambyII ( 08/10/2009 09:43)
Misy tendance goavana roa miaro ny interet'ny tsy ho tapaka ao Mada :
GIC : pays francophones majoritairement ,institutions bancaires (Bad ,bnp ,versus bank ,banque atlantique )lobbings occidentaux ;lions club, rotaty club)
SADEC: pays lusophone et anglophone majoritairement ,(institutions bancaires
(Boad , fed ,AFB ,WUB )

Ny mouvance miaraka @ GIC dia fantatra aloha izao fa i andry sy ratsiraka ;ny miaraka @ sadec dia mouvance Ra 8 , ary mbola misy ireo hafa izay tsy voafaritra mazava ny fifandraisany @ ireo institutions ireo. Ny partisant 'n'i Roindefo , ary possible koa ny partisant n'i Tsiranana junior,partieTEZA 'ny senateur Rakotoamboa ,Parti MFM de Manandafy , izay tsy nahitana fandraisana anjara aloha hatramin' izao momba ny fifanarahana t@ ireo fihaonana natao rehetra ireo.
Ary ny tena mavesatra dia ny Franc maçon izay ahitana ny goaika eran' izao tontolo izao , izay mametraka ny lamina hiarahana .
Tsara aloha raha tonga dia tsorina hoe ireo anti- français , dia anisan' ny miroana @ SADEC ny firehan-keviny.Ny pro légaliste dia ny GIC no andrianiny , ary ny zavatra hadinontsika dia ny OUA , izay fitaovan' ny systeme OCCIDENTAUX A (FRIC) mba tsy hitenenana hoe FRANCE AFRIC ,na GB A FRIC , na PORTUGAL A FRIC ,sns ...
Ka tokony jerena tsara mihintsy aloha ny fihavian' ny olana hoe avy aiza .
Izaho miteny hoe , betsaka kokoa ny olana avy @ ireo firenena avy ao @ SADEC noho ny avy @ GIC .
Ary tsy azo hadino koa anefa ny influence économique avy @ ireo firenena arabo sy aziatika .
Mahery ny tolona fa tsy maintsy miatrika izany isika .
novalian'i dadabe ny 09/10/2009 13:43
2. xxx ( 08/10/2009 10:14)
Aleo miaraka @ny SADEC ihany fefa ela no fatatra fa MPITSETSITRA NY Afrikana NY TSOTSOKA ary be ny saribakoliny toy ry GABON any koa tokony méfianace a@JEAN ping FA vinaton'i pdt-ni gabon io lehilahy io.
Tsy azo antoka ireo OUA IREOfa ny SADEC ihany no tsara ary aleo miramiasa @Anglisy farfaharatsiny na Amerikana fa reto TSOTSOKA reto tsy MIFADITROVANA mahavita manao COUP D'ETAT PARTOUT mametraka DICTATEUR au pouvoir dia avy MITSENTSITRA harena avy EO !!! France à fric io depuis efa elabe fa tsy vao izao !!!
3. AndriambyII ( 08/10/2009 11:18)
Misy interferences mampifanolana ny operateurs économique malagasy mantsy ireo tendance ireo @ izao fotoana izao , ny blem ho an\' ireo GIC ireo dia ny crise financiere izay iaraha-mahalala hatramin\' izao fa mahazo azy rehetra ,na ny amerikana na ny eropeana ,na ny aziatika :
maddof , enron , clearstream , lockerby , ground zero ,imad lahoud , rafik hariri ,saddam hussein, massoud , ang san sukcy ,khmer rouge ,ouighours ,dalai lama ,...
alquaida , taliban , ira , eta ,triade ,nazi ,mafia ,yakuza ,ku klux klan ,farc ,...

dia raha miresaka OUA dia ireto indray : dadis camara ,khadafi ,sani abacha , toumani touré , phillipe mangou , omar bongo , ange felix patassé , paul bia ,hussein abré ,helen johnson ,essy amara ,bouteflika ,traouré mamadou ,mohamed 6 ,Nouredine alaia ,julius niéréré ,john johnson, juleschris olympio...

SADEC :robert mugabe , kabila père ,jonas savimbi ,pascal lissouba , bernard kolela ,jacob zuma ,joachim chissano ,...

Resaka sadec dia azo lazaina fa anisan\' ny zone périlleuse par % @ hafa ity zone ity satria dia tsy misy na iray aza tsy ahitana ady @ ireo firenena ireo.
Avy ao afrique du sud ka hatrany somalie sy soudan ,ny ao Kenya aza moa hatramin\' izao dia mbola olana be !
Ka raha hitady loza isika dia malalaka midanana ny làlana @ izany raha ny sadec ihany no mbola hianteherana tompoko !!




4. vitamatavy ( 08/10/2009 12:11)
Demain n’importe qui pourra prétendre à étre chef d’Etat sans étre élu juste parce qu’il a mobilisé 3 000 personnes sur le 13 Mai, obtenu le soutien de mutins et réuni toute la communauté internationale au Carlton. »
5. Papoose ( 08/10/2009 12:26)
tsy misy hafa @ ataon'i tenagasy
6. xxx ( 08/10/2009 12:45)
tsy misy hafa @ ataon'i tenagasy

ny INONA
:idea:
7. Papoose ( 08/10/2009 14:05)
repetition!
8. dadabe ( 08/10/2009 14:23)
AndriambyII zao fomba fandalinanao izao no tokony hataontsika eto @ serasera fa tsy ilay fandalinana mirefarefa @ tany =D> =D> ekena less
9. pimaso ( 08/10/2009 15:10)
SADEC OKAY
10. dadabe ( 08/10/2009 16:31)
aleo less ny fikambanana gasy petaka a..isika no ho tompon'ny petrole atsy ho atsy e
11. xxx ( 08/10/2009 19:13)
FA le dDRIMBYLL ve mba mahazo teny frantsay na dia kely aza é,mbola tsy azonao ihany VE NY DEFINITION -ny FRANCE à fric,purée matoa reo PAYS miraka a@ny OUA reo tsy misy coup d'état na d nisy ary gabon ankolaka dia d satria marionetin'ny la frantsa ny MPitondra ao aminy .
Mba mahazoa resak indray madeha fa aza manao fisainana Lemurien eo!!!avec 1gd V !!!!!
12. AndriambyII ( 09/10/2009 08:55)
xxx:

FA le dDRIMBYLL ve mba mahazo teny frantsay na dia kely aza é,mbola tsy azonao ihany VE NY DEFINITION -ny FRANCE à fric,purée matoa reo PAYS miraka a@ny OUA reo tsy misy coup d\'état na d nisy ary gabon ankolaka dia d satria marionetin\'ny la frantsa ny MPitondra ao aminy .
Mba mahazoa resak indray madeha fa aza manao fisainana Lemurien eo!!!avec 1gd V !!!!!

Niniako tsy novaliana foana ny teninao fa mahafinaritra ahy ny mahita fa mba misy olona mbola manana clairvoyance ohatra anao ihany @ izao safotofoto ekonomika mahazo ny Malagasy izao .
:lol: :lol:
Tsy fantatro raha tsapanao fa ilaina dia ilaina tokoa ny ahafantarana ny %ages \' ny orientations d\'options politiques mety hisy @ ireo acteurs mandray anjara @ ady hevitra politique ,rehefa tena ny resaka politika tsy politisiana no tiana hohalalinina .


:idea: :idea:
Rehefa miteny ianao hoe foto-kevitra A = izao sy izao
foto-kevitra B=izao sy izao
foto-kevitra C= izao sy izao
==>At² x Btm < Cn²/ZT- Yh =ai²+b >µ {an²+bn/3 xlogB /T }² sin pi/2 -1/2cos pi²+k ; ary quelque soit B , A doit etre supérieur à C/n² , et C restera le 5é du nombre premier naturel croissant , evaluer les parametres de variation orthonormé de l\' amplitude Z pour le graphisme en 7 dimension .Et gnac gnac gnac !! hi hi hi .
Condition :haT=pi²
:Tim=k²







:lol: :lol: :lol:
13. dadabe ( 09/10/2009 13:43)
:-D :-D :-D :-D =D> =D> =)) reveko be le demonstration lesss hahaha =D>

hahahaha saika tapaka ny tsianiko le ataoko fa tena izy (corrolaire sa theorem aza ve zany) fa vao nojereko le conclusion final de saika tapaka ny tsinaiko le :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0715