Et le perdant est...

1. xxx ( 08/10/2009 06:58)
:)
Very ianareo TIM.

Aiza ve ry retsy izao lasa hitambaran'ny 3 mouvances indray ianareo, ny CI koa moa izany dia hitodi-doha aminareo amin'izay. Ary na ianareo manaiky tsy satry na ianareo mandray risque ho exclu amin'ity raharaham-pirenenana ity. Araka ny mapitapy an'i Marc nefa dia hitako avy hatrany fa ny ambo-pony diso toerana ihany izao no ataony.

Ny gagant tamin'ity fanakorontanana ity moa amiko manokana dia i ratsiraka ndoza, ny perdant kosa dia i Marc, ary io tsy azo lavina. Mbola tsaroko ery izy nilingilingy nividy ropilana, izao aiza no niafarany.

Mahereza ry TIM kely a!
:)
Tsiky dia ampy hoy izay rangahy iray izay.
novalian'i xxx ny 08/10/2009 12:37
2. rabaradaka ( 08/10/2009 07:13)
Mety ho marina ny an'ny dadatoa xxx fa ity no tsarovy, ny tena pérdant dia i Ratsiraka fa tsy Marc satria tsy ho tafaverina ho filoha intsony i Deba fa i Marc kosa mbole ho voafidy eo. Tsarovy izay teniko izay dia mifampiantso isika mitafatafa sady misotro Coca sy labiera no mirevy manao arozazy.
Hoy dadatoanareo
3. xxx ( 08/10/2009 08:09)
Hivimbina Bolo ho an'i TIM zà androany mba tsy hampafaitry loatry gne fiaina.
4. xxx ( 08/10/2009 10:22)
Tsisy n'nona 2 raikitra eo faza mandihy tsy afatavony eo ,MCAR tsy lany olmaga ka ENTINA jiolahy BAC-3,BE NY OLOMANGA ETO MCAR fa tsy FAIKANY IO nO hitondra eo,mahazo mandrevy izy ,mody mouvance 3 nefa iray ihany ,matahotra ny hidona a@poto anga ?tsy aleo manaiky maputo toy izay ho déloger-na refa atsy ho atsy !!!
5. ntss ( 08/10/2009 11:08)
Zany ra8 zany tantara sisa fa tsy tafaverina eo zany
6. xxx ( 08/10/2009 12:03)
Loza amin'atambo hoaaaaaaaaaaa
Fa naninon' éééééééééééééééé
Bandy mpangalatra no filohan'ny Malagasy
Sannnn hoeeeeeeeeeeeeeeeeeeee
Iééééééééééééééééééééé
Mpangalatra veeeeeeeeeeeeeeee
Iééééééééééééééé
K'efa tsisy valeur io eeeeeeeeeeeee
De aleo lery ndray zao no hangalarina ary eeeeeeeeeeeeee
Ieeeeeeeeeeeeeeeeeeee
Mitady hitsôka
Ho aiza eeeeeeeeeeee
Ho any Guinée eeeeeeeeeeeee
Ho any @ camara(de)ny ééééééééééééééé
Sady lasa filoha koa zany le mpangalatra iny raha hatao filoha dôly ny mpangalatra sy mpamono olona
Ka eo no olana éééééééééééé
Aleo rangah tsy ekena zany filoha mpangalatra sy mpamono olona zany a
7. tsimatimanota ( 08/10/2009 12:18)
RETOUR EN FORCE DE RAVALOMANANA 2010
EXTERMINATION DES PARASITES DE DAGO
TSIMATIMANOTA
8. xxx ( 08/10/2009 12:37)
xxx:

:)
Very ianareo TIM.

Aiza ve ry retsy izao lasa hitambaran'ny 3 mouvances indray ianareo, ny CI koa moa izany dia hitodi-doha aminareo amin'izay. Ary na ianareo manaiky tsy satry na ianareo mandray risque ho exclu amin'ity raharaham-pirenenana ity. Araka ny mapitapy an'i Marc nefa dia hitako avy hatrany fa ny ambo-pony diso toerana ihany izao no ataony.

Ny gagant tamin'ity fanakorontanana ity moa amiko manokana dia i ratsiraka ndoza, ny perdant kosa dia i Marc, ary io tsy azo lavina. Mbola tsaroko ery izy nilingilingy nividy ropilana, izao aiza no niafarany.

Mahereza ry TIM kely a!
:)
Tsiky dia ampy hoy izay rangahy iray izay.



Io i ndray na 1 sy 3 aza rehefa tsy manao sonia ilay 1 dia samy miala e
Samy hanao loham-boto ve izany hono sa ahoana

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0523