Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vatofototra ( 06/10/2009 11:02)
ECOUTER Fil infos à 12h réunion 4mouvances-GIC Carlton 06oct
ECOUTER Fil infos à 12h réunion 4 mouvances-GIC Carlton 06 oct 09 Fil infos à 12h Réunion 4 mouvances - GIC au Carlton Madagascar 06 octobre 2009. Réunion pour sortir Madagascar de la crise a... tohiny
ntss ( 06/10/2009 10:14)
Inona fotsiny no nanalana an-dra8 ra tsy i Andry no Pdt
Aza mila vaniny ry Fetison sy ny GTT sy TIM sy O.M fa efa be loatra izay fandeferana natao anareo zay a! Rehefa hoe i Andry no Président n'ny Transition de aza asiana "Insinuation" tsony fa tsy ho ... tohiny
novalian'i Papoose ny 06/10/2009 17:19
raoziny ( 06/10/2009 10:05)
Cle USB
Fa hono wa e, izy ireny ve miankina am qualite fotsiny ny mahalafo na mahamora azy? Azo ampiasaina am ordi rehetra ve zany izireny sa ahoana? Nahita tamin'olona za indray andro de toa misy soratra MP3... tohiny
novalian'i harybe ny 25/11/2009 18:14
mitapiwui ( 06/10/2009 07:28)
vahoaka marobe no milahatra ao carlton ao
efa tonga ao dadolo ny fianakams rehetra ,ary dia efa maro be izahay no ao miaraka @ banderole http://www.orange.mg/ kly Ravalomanan dia namanay satria izahay ihany no mahazo milahatra goaka ny vou... tohiny
novalian'i xxx ny 06/10/2009 12:07
Noue ( 06/10/2009 06:33)
Ity vao tay fa vokatra ny vomanga
[b]Ity vao tay fa vokatra ny vomanga[/b] io dia hitako tatsy @ ohabolana ka mba misy afaka manazava an'io ve azafady? misaotra eee ! :) ... tohiny
rabaradaka ( 06/10/2009 06:32)
Tsy vahaolana intsony ny kabary politika
Voatery i lavanify (Andry TGV io) ka tsy maintsy nanao an'iny kabary tamin'ny alahady iny, fa na izany na tsy izany efa manomana ny hitsoaany koa izy satria raha ny sion-dresaka henoko dia i Monja no ... tohiny
novalian'i fijo ny 06/10/2009 21:56
Ratoa ( 05/10/2009 21:58)
ny vola no maha rangahy
ny vola hono no maha rangahy . Ary inona no maha ramatoa?... tohiny
novalian'i Papoose ny 09/10/2009 20:38
zoam ( 05/10/2009 19:18)
tapina tanteraka ny daomy
tsy tahotra tsy henatra dia manao chantage ny mpamatsy vola hoe hanaiky ny maputo aho(tgv) raha manaiky ny mpamatsy vola hanomeha famatsiam bola ,nisy nanery angaha hono nanaovany sonia tany maputo,ar... tohiny
novalian'i pikatti ny 06/10/2009 23:31
vatofototra ( 05/10/2009 17:40)
ECOUTER Déclaration des officiers et des politiciens
ECOUTER Déclaration des officiers et des politiciens Déclaration des officiers Réaction des politiciens après le discours de Andry RAJOELINA : - Alain Andriamiseza Legaliste - George Ruphi... tohiny
novalian'i xxx ny 06/10/2009 10:46
klitika ( 05/10/2009 17:27)
mitady mpanao ody avandra
Izay mahay mba manorata aza fady. Io mantsy no tena manimba ny voaloboka any Fianarana, ka aleo hitadiavana izay tena mahay azy. MIsaotra... tohiny
novalian'i klitika ny 13/10/2009 02:56
sitlo ( 05/10/2009 16:41)
connexion madagasikara?
Firy eo kay ny debit de connexion any Madagasikara?... tohiny
AndriambyII ( 05/10/2009 15:47)
Loza mahatsiravina indrindra .
Aminareo , inona no loza mahatsiravina sy goavana indrindra mety hiseho @ ho avy momba ny tantaran' ny olombelona eto antany ? Omeko @ farany ny valin-teniko. :?: :?: ... tohiny
terrywui ( 05/10/2009 15:21)
TSISY AFAKA ISIKA MIANAKAVY FA NIARA NAMPIAKATRA NY TGV TEO
otran'ny olona adala NAREO reto marina !! mitenten foana !! fa iza ihany moa no nampirisika an'i Andry Rajoelina taminio toerana io voalohany ?? tsy isika mianakavy malagasy ihany ve?? ---------- iÃ... tohiny
novalian'i Papoose ny 05/10/2009 21:07
xxx ( 05/10/2009 13:50)
Fiaraha-monina Malagasy momba ny vhv maty vady
Moramora kokoa ho an'n vhv efa maty vady ve indrindra raha mbola tanora le vhv no mahita vady ndray any aoriana any?? Ahona ny hevitry ny fiaraha-monina momba an'io? Atositosiky ny fiaraha-monina ve i... tohiny
novalian'i xxx ny 31/10/2009 01:12
LibrePenseur ( 05/10/2009 13:43)
Jereo sao mety hahasoa
Miarahaba Ny internet koa mety hampidi-bola. [url]http://guide-volavita.com[/url]... tohiny
vitamatavy ( 05/10/2009 13:07)
tgv sans qualité selon un duplomate
Rajoelina prét à appliquer Maputo si l'aide revient à Madagascar REUTERS | 05.10.2009 | 14:41 Par Alain Iloniaina ANTANANARIVO (Reuters) - Le président de facto de Madagascar, Andry Rajoel... tohiny
novalian'i locl ny 05/10/2009 16:30
fidinirina ( 05/10/2009 12:51)
Ny nihavian'ny farihy mirehitra afo...
Ny nihavian’ny helo : farihy mirehitra afo [b]Isaia 14[/b].12 Endrey! latsaka avy tany an-danitra ianao, ry ilay fitarik'andro, zanaky ny maraina; Voakapa hianjera amin'ny tany ianao, ry ilay mpa... tohiny
xxx ( 05/10/2009 09:09)
karoka
Inona moa ry reto ila ireto misy hoe: ....iny ranomasoko iny, ranomaso-pijaliana, ranomaso-pifaliana.... :) izay ihany haiko amin'ilay izy.... tohiny
novalian'i xxx ny 05/10/2009 12:51
rabaradaka ( 05/10/2009 08:46)
Ny tendances misy ankehitriny
Aina sa fitondrana ? zay no fanontaniana apetraky Monja amin'ni Andry TGV. Nanatrika ny rencontre niaraka tamin'ny Andry TGV sy Monja TGV i rabaradaka, ny zava-misy dia ity : tsy manaiky ny hijanonan'... tohiny
novalian'i Papoose ny 05/10/2009 20:38
ni81 ( 05/10/2009 07:39)
manimanina ...
http://www.dailymotion.com/related/x2oreb/video/xalkb9_kolibera-manimanina_music ... tohiny
novalian'i niryna ny 19/10/2009 04:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1683