ECOUTER Déclaration des officiers et des politiciens

1. vatofototra ( 05/10/2009 17:40)
ECOUTER Déclaration des officiers et des politiciens

Déclaration des officiers
Réaction des politiciens après le discours de Andry RAJOELINA :
- Alain Andriamiseza Legaliste
- George Ruphin HPM mouvance Zafy

http://www.vatofototra.com



novalian'i xxx ny 06/10/2009 10:46
2. xxx ( 06/10/2009 10:46)
Dia tena POURRI MIHINTSY le Andria MITADY SEZA dia bola sahiny ny miteny hoe :Légaliste izy,Iza hono ty vahaoka lazainy le olona 50 voakarama bonbon anglais tonga teny Ivato,tena TSY MATAHOTODY LE DRIAMISEZA ?MAMY VE NY SEZA dia fahanANAO lainga indray ny vahoaka I!!!!
iZA NO nifidy IO RAJIOLAHY io ry driamiseza,efa fantatray enao hatra@ny ela fa tsy légalista ENAO fa olona VOAKARAMA HITSIKILO NY LEGALISTA sao dia TSY tatinao re ny todin'ny lainga nafafinao teo ,hitampoko hitampirenena enao ,tao anaty 4*4,misy témoiNs oculaires bedia be ao @site GTT fa enao tanaty 4*4 no nibaiko miaramila nitifitra ny TENA VAHOAKA ?MBA MATAHORA an''ANDRIAMANITRA é!
Mety efa nifoka rongony ohtran-dradomelina enao vao nahavita zao LAIGA BE izao fa izay ihany TAZOMY TSARA NY SEZANAO fa enao mendrika ny hotsaraina ato ho ato fa miteny @ny anaran'ny LEGALISTA ?
Ary aiza koa le MANOROHANTA mpamadika palitao angaha tsy ni-démissionne dray ry tony é,nititra olona ange ny miaramilanao ry MME ô ,bola sahinao ihany ve ny mitazona seza,MANAGALARA TSARA MIARAKA @n'i RAJIOLAHY ?FENOY TSRA NY PAOSY fa aleo ny NY MIRAMILA LAZAINAO mpiaro vahoaka handripaka vahoka fa tsy quoi? QUELLE SALLE HYPOCRITE!!! la honte!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0939