Inona fotsiny no nanalana an-dra8 ra tsy i Andry no Pdt

1. ntss ( 06/10/2009 10:14)
Aza mila vaniny ry Fetison sy ny GTT sy TIM sy O.M fa efa be loatra izay fandeferana natao anareo zay a!
Rehefa hoe i Andry no Président n'ny Transition de aza asiana "Insinuation" tsony fa tsy ho zakanareo anie raha ny TGV no tezitra e! Ze idiranareo ao anaty Gouvernemanta sy ny Assemblée atao dia aoka izay ny sasa nangy, amin'ny fifidianana ndray mifankahita
novalian'i Papoose ny 06/10/2009 17:19
2. xxx ( 06/10/2009 10:24)
jere zato izy hoe "tsy ho zakanareo raha ny TGV no tezitra"!!!! méthode des terroristes!!!
tsy olom-boafidy akory izy io ka azo terena @ zao fotsiny
3. ntss ( 06/10/2009 10:33)
xxx > GTT Autruche
4. xxx ( 06/10/2009 10:38)
tsy miraharah!!!
5. xxx ( 06/10/2009 10:43)
mitady ny anaranlah izy ra xxx mba hanaovana delation, toundé tedaviny any an-tranonlah elah, zany ny fomban'ny tegevistes :-D :-D :-D
6. xxx ( 06/10/2009 10:51)
hita hoe dokadokafan-dra8 i fetison dia misekoseko eraky ny tanana.
nefa za mino fa raha miverina eo ra8, tsy ao anaty lisitra iny. te ho deraina ohatry ny .... aleo tsy tenenina hi hi hi

7. xxx ( 06/10/2009 10:58)
Izay SANS VALEUR VE NO HISAMBOTRA AN'iza hono ha ha ha ah ,hi hih hih hihi,taolana ny nify dia mihomehy ,alefaso fa MIANDRY ny vahoka é,ROVITO TSAR NY TSIHY fa kely sisa ,ohtrinona indray ny karaman'tony teny ivato sa bola bonbon anglais fona ry tGVENDRANA MPANO CIN2MA ?MODY NASINA MIARAMILA hanaparitaka le olona 50mahantra nasaina nitondra pancarte teny ivato .
Soa ny tena LEGALISTA FA NANJ TENA nijanona teny MAGRO !!!TO TSY METY MAHAVOA MIITSY NY TETIDRATSY DRADOMELINA oa é!
Arosoy indray ny laiga manaraka misy HANALàNA SORISORY @izao jiolahy MITOMANY PREZIDA ?ahona moa izy zay :"vous pouvez m'appeller PREZIDA FOPLE mme et MSIEURS ha ha ha ahah hih hihihi .
Arosoy indray ny LAINGA MANARAKA é! samy eto isika hahita eto!!!
8. mitapiwui ( 06/10/2009 10:58)
feno fianakams ny tanana wa hon hon hon hon ,aiza ialahisany tim gtt eto e
9. xxx ( 06/10/2009 11:12)
tsy miraharah!!!
10. pink ( 06/10/2009 12:03)
xxx:

jere zato izy hoe "tsy ho zakanareo raha ny TGV no tezitra"!!!! méthode des terroristes!!!
tsy olom-boafidy akory izy io ka azo terena @ zao fotsiny


olona voabaikony fialonana ireo ka izao hitampoko hitampirenena izao no vokatra. Nihazakazaka niseho masondro daholo ireo namadika ny vahoaka.

11. dadabe ( 06/10/2009 15:39)
ouaayyy sann a
12. max2 ( 06/10/2009 15:46)
zany ve nomba fisainana tgv tena manao fisainana olona tsy misy dikany mba tsy hilazana hoe andevo anaiky nareo zany fa pamono olona tena tsy misy fotony tsy hovanona ny taranaky radomelina sy ny foza izay tsy mety tonga saina :( :( :( :(
13. dadabe ( 06/10/2009 15:47)
kayy zany ozona le .....vita zay tratran'izany saka a :^)
14. xxx ( 06/10/2009 16:16)
max2:

zany ve nomba fisainana tgv tena manao fisainana olona tsy misy dikany mba tsy hilazana hoe andevo anaiky nareo zany fa pamono olona tena tsy misy fotony tsy hovanona ny taranaky radomelina sy ny foza izay tsy mety tonga saina :( :( :( :(


Asa atôn'lisany an'sany say oua ly kelylou sy pé fou létou ààà ,éff mante @ tany pakan' ny salaka-kilôtin'ny sasany pôla tatiafin'liisany alein ataou mousouala iany ileny ! maninn laha mifity tampax eny @ pivalotsa fa lé efa afy napiasain'ouloun'ireinn no tsintsoann ? ténna tsss ,léefa lélaka dé mpa maka ainn alouu ,fatss ny oull fônn nou soulaina isaak ny tss poinss ny ann'lissany.
15. Papoose ( 06/10/2009 17:14)
ohatran'ny kozina jiolahim-boto :lol:
16. Papoose ( 06/10/2009 17:19)
ohatran'ny kozina jiolahim-boto :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0452