Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou
(
02/10/2009 18:02)
tgv for ever,
http://gasy.net/Video/videodirectlink/andry-rajoelina-declarations-pour-la-posterite-mallgache.html...
tohiny
novalian'i terrywui ny 03/10/2009 15:19
terrywui
(
02/10/2009 16:24)
Ity no mba fika farany takatry ny sainy ony! mapmé be ....!!
Ntsss sy bazylou sy michouh a! mba jereo anie ity fika antitra kely fanaon'ny TIM ity e! mapme be fa izy ihany no nanao anle taratasy tsisy sonia e! hon hon hon hon ! lanaky ny hehy mits ah !!!!Mihevi...
tohiny
novalian'i terrywui ny 03/10/2009 15:07
vatofototra
(
02/10/2009 15:23)
REGARDER VIDEO Déclaration Andry RAJOELINA
REGARDER VIDEO Déclaration Andry RAJOELINA
Andry Rajaoelina donne sa version de fait après son exclusion à New York
http://www.vatofototra.com/topic1/index.html...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/10/2009 09:12
ntss
(
02/10/2009 09:27)
i TGV ve no afabaraka sa i Madagasikara
Izahay mpanohana an'i Andry Rajoelina aloha am'zao dia tezitra mafy amin'ireo SADEC reo e! marina fa i Président Andry Rajoelina no tia ho alaim-baraka kanefa dia i Madagasikara iray manontolo mihits...
tohiny
novalian'i ndotofetsy ny 04/10/2009 09:08
bazylou
(
02/10/2009 08:49)
tsy misy mahery noho i tgv
ao mada, satria trondro maty daholo le gasy 20.000.000 isa. tgv for ever, vive tgv...
tohiny
novalian'i pink ny 02/10/2009 21:09
RATOVOARY
(
02/10/2009 08:14)
Tsy mety tafiditra
Salama e!
Nosokafan'i sefo ilay takelaka vaovaon'ny namana.serasera.org http://namana.serasera.org/ fa saingy toa tsy mety tafiditra aho rehefa mampiasa ny solon'anarana sy teny miafina fampiasako ha...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/11/2009 20:06
rabaradaka
(
02/10/2009 08:12)
Manao ahoana daholo nareo e e e !
Ho henonao tsy ho ela indray ny olona mpanao an'izay fiarahabana izay. Nivezivezy tany ivelany sy tamin'ny faritra maro aho fa mbola Ravalo no fantatry ny olona. Higadona ity ny faran'ny fitondran'ny ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/10/2009 20:27
RATOVOARY
(
02/10/2009 07:44)
Akohovavy Maneno
Inona no mahatonga io olana io eo @ fiainan-tokantrano.
...
tohiny
novalian'i soanja ny 06/10/2009 00:04
Djhamhal
(
02/10/2009 07:19)
mba ampio é!
mitady lahateny na kabary fohifohy atao fisaorana ny olona manatrika famadihana ! zany hoe le refa hifarana iny ny raharaha !! misaotra anareo mialoha !!...
tohiny
novalian'i dadabe ny 16/01/2010 14:25
kwit
(
02/10/2009 04:34)
LA PRIÈRE DES TRAVAILLEURS...
LA PRIÈRE DES TRAVAILLEURS...
Notre Père qui est au bureau,
Que le travail soit léger,
Que les patrons partent en vacances
Que notre volonté soit faite
Au bureau comme à la ma...
tohiny
novalian'i fetrakens ny 19/10/2009 12:05
yonikafopl
(
02/10/2009 01:31)
Bonaniverserasera oooooo
Mirary soa indrindra ho anareo hanao fety, de mankahery hatrany ireo mpitantana indrindra fa i shefo :D ....
tohiny
novalian'i tywa68 ny 02/10/2009 12:48
vitamatavy
(
01/10/2009 22:03)
un demis succé hono ny voyage tany new york sy france
noraisina ohatrany president i andry tgv tany france araka ny filazany nefa na i sarko aza tsy sahy nandray azy ofisialy,ohatran'ireny tontakely manao voyage ireny ,mety tany @ fidiran'ny mpahandro sa...
tohiny
novalian'i zoam ny 02/10/2009 20:51
Lejoba
(
01/10/2009 21:55)
vary @ anana
mba tena tsy milay ilay teny vary @ anana ka. Raha fiteny an-davan'andro any Madagasikara moa maninona, ohatra hoe mandraisa cahier sy stylo; mandeha bus na taxi ets.
Fa ny an'ny sasany, sady lava b...
tohiny
novalian'i LibrePenseur ny 14/10/2009 12:19
vatofototra
(
01/10/2009 19:07)
REGARDER Analyse vidéo
REGARDER Analyse vidéo
NOUVEAU : Discussion par Webcam
http://www.vatofototra.com/discussionwebcam/index.html...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 02/10/2009 09:27
zoam
(
01/10/2009 19:02)
efa vita sonia ny maputo ka izay voasoratra dia voasoratra
efa vita ny sonia tany maputo ka miandry ny an'ireo lazaina fa responsable an'ity firenena ity hitana ny teniny ,dia ny hampihatra an'izay nifanarahana .Hoavy eto ny GIC hijery hijery ny fampiharana a...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/10/2009 20:41
bazylou
(
01/10/2009 17:56)
mba asehoy hoaho iza le be mokony
maharesy an'i tgv ry leglista sy trois movansa lany bal aisany, asehoy hoe iza??? ary rehefa tsy mahita dia akombony daholony vava rehetra fa tgv izao no tompon'ny laka, VIVE TGV, VIVE TGV, atao dahol...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/10/2009 09:13
bazylou
(
01/10/2009 17:20)
ho ela velona i tgv, vive tgv
na iza mikozy eo na iza be marenina sy maty noana eo, vive tgv, rehefa samy gasy trondro maty daholo dia vive tgv, vive tgv :-P :-P ...
tohiny
novalian'i fijo ny 02/10/2009 20:43
tsiafoi1
(
01/10/2009 16:41)
Mifampitantana ...
Soso-kevitra ho fitsenana ny GIC dia tokony [b]hifampitantana[/b] manemitra ny sisin'arabe rehetra ny légalistes, samy milanja pancarte tss11 avy sur papier A4 ou A3, [b]manao lahara-tokana fa tsy m...
tohiny
novalian'i pikatti ny 02/10/2009 00:33
terrywui
(
01/10/2009 15:53)
Vita ONU, vita SADC, vita UA, vita Firenena mikambana !
Naka fanampahankevitra hentitra sy mafonja ny Fanjakana ka ny Amerikanina sy Lafrantsa no hiara-hiombon'atoka amin'i M/car ! tsisy fitarainana amzany SADC zany tsony ry TIM a!! nofinofy sisa zany !! a...
tohiny
novalian'i Papoose ny 03/10/2009 20:46
niryna
(
01/10/2009 14:26)
Fa ahoana tokoa ary e
Samy manana ny fandrahoina sakafo angamba isika rehetra e,ao koa ny toerana sy ny zavatra andrahoina.
Any amintsika raha mahandro akoho izany ? lany eo ny saribao vao masaka ilay akoho,toy izany koa ...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 09/10/2009 19:02
