tsy misy mahery noho i tgv

1. bazylou ( 02/10/2009 08:49)
ao mada, satria trondro maty daholo le gasy 20.000.000 isa. tgv for ever, vive tgv
novalian'i pink ny 02/10/2009 21:09
2. xxx ( 02/10/2009 09:08)
Tgvendrana ny anelah ,tsy valera :-D
3. bazylou ( 02/10/2009 09:13)
zany an, nefa izy izao no prezdan'ialahy, lool ary fan angah aialahy tsy be mokony noho izy indray , maninona no tsy vozeranareo izy ?? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. xxx ( 02/10/2009 09:16)
Efa mianjera ho azy io ! Mbola tsy hitan'elah ve,jereo TSARA fa elah ve pahina e :-D
beuuuurrrkkkk
5. Mirananirina ( 02/10/2009 09:16)
zany an, nefa izy izao no prezdan'ialahy, lool ary fan angah aialahy tsy be mokony noho izy indray , maninona no tsy vozeranareo izy
Président ahoana....Nangalarina anie io fa tsy nisy nifidy an'io sao adinonao eh.Ekeko mihitsy fa mahery ny terrorisme matoa nahazo toerana.Firy sy firy moa no tsy azondry zareo ,ny fananan'ol sns.....mahery izy ka. :(
6. bazylou ( 02/10/2009 09:41)
tgv ho ahoizao no mahery , ny ankoatra izay trondro maty daholo, ka na inoan lazainao eo na inona, tgv izao no prezda e, nahazo ianareo tsy nisy niteny , izao tourn'ny tgv indray izao , vive tgv :-P :-P
7. ntss ( 02/10/2009 09:44)
tsy misy mahery noho i tgv
AMENAAAAA!
8. Mirananirina ( 02/10/2009 09:54)
tsy misy mahery noho i tgv
AMENAAAAA!
hihihi...Terrorisme anie mahery eh.
9. Mirananirina ( 02/10/2009 10:02)
hihihi...Terrorisme anie mahery eh.
mahery loatra angamba io teniko io,désolée fa saingy imagineko ilay fihetsika dry zalahy aminy basy nanala ny filoha Ra8 tao aminy sy niforcé nanao sonia hiala.Tsy possible hoe nanala tena mihitsy izy araka ny filazan'i tgv.
10. xxx ( 02/10/2009 10:07)
Aza mandany andro miady hevitra a@olona tsy nahita fianarana enareo ry miranirina sy ny tariny ,reo ange tsy olona fa VONGATAY IERO AVELAO HITENY IRERY EO ?IZY SY NY PREZIDA MPAKA LELO NY TONGA @a@andro alina fa ba nahalala menatra ihany angamba ,AZA LANY MIADY HEVITRA @REO tsisy VALEUR-ny reo ,fa kely sisa dia ho vita NY HALATRA ? RAJIOLAHY TSY NITABATABA FA TONGA @ANDRO ALINA io fanontanina hapetraka @dreo mipetraka eny @quartier piaro an' VENDRANA PAKA LELO sady na i VENDRANA koa aza ange ponin'ny BAS QUARTIER é!TONGA a@alina ny MPANGALATRA !!!
11. xxx ( 02/10/2009 10:57)
aissss, nanisy amen mitsy marina ny pro-tgv, dia ny légalistes avy eo no lazaina fa manompo olona! eissey e!
12. bazylou ( 02/10/2009 11:08)
odoy e, ;; iza izao no prezda iza ?? avoahy hoe rah amasakisaky le milaza azy ho legaliste e, vavan'ny trondro maty daholo ny anareo mianakavy, miakara rah amahery e, ary mivoaha izay milazaz ay ho kraky nohoi tgv fatsy eo no manopa sy maonozona ohatran'ny fanaon'ny ilay rainareo iry rehefa lany bala, sy resy e,beuurrk vive tgv, , ny gtt aty efa nilefa fa tsy nangoron'entana intsony, :-D :-D :-D :-D , nahita fianarana ve ianareo dia maninona no tsy sahy fa trondro maty , beurrrk, asa fianaran'ny andevo mpanompo angambany anareo, :-P :-P :-P :-P
13. ifiona ( 02/10/2009 11:16)
ka tsy sauvage ôtran' TGV daholo akory ny olona ry bazylou ka hoe esorina amin-kery sy hitsapatsapa zay miseho manana forsa be @ alalan'ny capsaty a! io lazain'i bazylou io mantsy d'efa midiaka hoe rà mandriaka zany! i TGV anie ka mitovy klasy @ ireo miaramilan' capsat ihany, SANS VALEUR!
14. pink ( 02/10/2009 14:59)
bazylou:

odoy e, ;; iza izao no prezda iza ?? avoahy hoe rah amasakisaky le milaza azy ho legaliste e, vavan'ny trondro maty daholo ny anareo mianakavy, miakara rah amahery e, ary mivoaha izay milazaz ay ho kraky nohoi tgv fatsy eo no manopa sy maonozona ohatran'ny fanaon'ny ilay rainareo iry rehefa lany bala, sy resy e,beuurrk vive tgv, , ny gtt aty efa nilefa fa tsy nangoron'entana intsony, :-D :-D :-D :-D , nahita fianarana ve ianareo dia maninona no tsy sahy fa trondro maty , beurrrk, asa fianaran'ny andevo mpanompo angambany anareo, :-P :-P :-P :-P



Itony ry malagasy no atao hoe TGV-istes ka tandremo ny manaraka ireny. tsy mahalala afa-tsy ny manompa ny malagasy toa azy.. Tsy mahagaga raha tifitifirina tokoa ny malagasy
15. terrywui ( 02/10/2009 17:15)
sambany mba tsy nanopanopa olona tato ndray i Pikatti androany leaza !! nahagaga !!!! ....
16. bazylou ( 02/10/2009 18:04)
ka mitsangana ho aho izay mahery hanohitr aazy , fa aza manao trondro maty eo daholo, rehefatsy misy mahery noho izy dia akombony ny vava rehetra, vive tgv vive tgv :-P :-P :-P
17. fijo ( 02/10/2009 20:24)
hoann'y tia barofo dia io no filohany ka,ekena izay
18. pink ( 02/10/2009 21:09)
Ho any malagasy manana ny fahendrena nolovaina tamin'ny Ntaolo dia tsy mila mpanongam-panjakana ny malagasy.
Ny fanahy no maha-olona...ka halaviro ny mpanao heri-setra sy mitifitra vahoaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1298