un demis succé hono ny voyage tany new york sy france
1. vitamatavy
(
01/10/2009 22:03)
noraisina ohatrany president i andry tgv tany france araka ny filazany nefa na i sarko aza tsy sahy nandray azy ofisialy,ohatran'ireny tontakely manao voyage ireny ,mety tany @ fidiran'ny mpahandro sakafo no nidiran'iny tao @ elysee raha nihaona t@ claude gueant soa misy mpanao gazety mahita ka afabaraka la france
http://www.madagascar-tribune.com/Demi-succes-ou-demi-echec,12821.html
http://www.madagascar-tribune.com/Demi-succes-ou-demi-echec,12821.html
novalian'i zoam ny 02/10/2009 20:51
3. vitamatavy
(
01/10/2009 22:17)
f'anagaha kosa tsy mahazo mijery vao2
ry papoose an,mpampihomehy anie ity sans qualité ity e,mafy ery izany hoe te ho president izany nefa efa ho 7volana mbola tsy ok ihany ,ho atao president dj ihany lery raha mitohy izao ,
ry papoose an,mpampihomehy anie ity sans qualité ity e,mafy ery izany hoe te ho president izany nefa efa ho 7volana mbola tsy ok ihany ,ho atao president dj ihany lery raha mitohy izao ,
4. pikatti
(
01/10/2009 22:35)
Alefaso kosa ry papoose ny vaovao a,vazivaziny lessy zany vitamatavy fa alefaso dôly zay hita any fa anjarantsika no mandinika ;-)
5. Papoose
(
01/10/2009 22:50)
non za tsy niteny hoe tsy mahazo mijery vaovao fa mitsimpona fotsiny no noteneniko kaa!!!
za tsy hitsimpona ato zany wa fa mamaky fotsiny no ataoko... :�)
za tsy hitsimpona ato zany wa fa mamaky fotsiny no ataoko... :�)
6. pikatti
(
01/10/2009 22:57)
hampandoaviko vola anie zao manombola rampitso zay mamaky eto ry papoose an, :-D :-D
8. pikatti
(
01/10/2009 23:04)
=)) =)) =)) =))
dolaka be io an, zah mantsy zao efa mahazo lely avy @ Rahery any ,misy2ihany fa mbola nokarakaraina hanaovana 10 ans serasera é,afaka mifanambotra ihany kah
dolaka be io an, zah mantsy zao efa mahazo lely avy @ Rahery any ,misy2ihany fa mbola nokarakaraina hanaovana 10 ans serasera é,afaka mifanambotra ihany kah
10. pikatti
(
01/10/2009 23:27)
zao ve elah vao tonga klé, aiza le nanao ahoana leity le tifitra be tany Guinée Conakry iny sao vitamatavy tany i wiwi kely klé :-D :-D
ny ato mila hafanaina kely bainn a
ny ato mila hafanaina kely bainn a
14. pikatti
(
01/10/2009 23:45)
tara be elah zany ra zoam,tongava lesy @ 10 ans soirée serasera de kôpy elah a
zay lesy aloha fa radem a
zay lesy aloha fa radem a
15. Mirananirina
(
02/10/2009 09:21)
Gasy sy teto izao no nahenoko fa taty tgv?? :) fa raha ny actualité teto no jerena toa tsy nisy anarany mihitsy koa,nefa rehefa misy president tonga eto...tsy maintsy hita ao daholo.Sao tara aho fa mba asehoy hoe raha nahita ianareo azafady
17. zoam
(
02/10/2009 19:23)
tany @ fidiran'ny mpahandro sakafo ao elysee anie i tgv no niditra dia tao @ lakozia i claude gueant no niresaka azy soa mantsy misy mahita ,si non izany hono ny fandraisana manetriketrika azony tany france ,teny succé be hoazy mihitsy an fa tsy nisy nahita fa tonga tahakany mpangalatra
18. fijo
(
02/10/2009 20:30)
izy anie mba efa may ery ny hoe "presida" e,nefa hatramin"izao tsy mety misymanaiky azy,ka manomboka marary ny lohany
19. zoam
(
02/10/2009 20:51)
izay no tena olan'iny te ho president a tous prix ,izao dia milaza hanao fividianana satria raha ny accord maputo dia tsy ho lasa president ny transition lery nefa efa nanao sonia
