Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 29/09/2009 10:25)
fifandonana tao am foyer cachan
fa inon ny kozy tao?... tohiny
novalian'i fijo ny 30/09/2009 20:26
ketaka67 ( 29/09/2009 09:43)
Aza mba mitsabatsabaka amin'ny zavatra tsy hay!
Sarotra be ny resaka politika raha tsy efa gaigy lahy @ io! tokony samy iandraikitra izay tandrifiny azy! Raha mpanao java ianao, dia any izany no tokony eboebonao fa tsy ery à tribune onusienne ery!... tohiny
novalian'i fijo ny 29/09/2009 22:19
kwit ( 29/09/2009 08:57)
io ndray ary
http://www.youtube.com/watch?v=fTfPI8SE3ow&feature=player_embedded... tohiny
KARELLE ( 29/09/2009 07:03)
aretin dratsy
manahoana daholo eh tena sarotra anarina de eto dray eh mitady solution avy any aminareo.ATAO aona kay ny atao ba anana fahatokisana tanteraka @ vadinao. TSY izany vao tsy eo akaikiko ny vadiko def... tohiny
novalian'i soanja ny 01/10/2009 15:43
tsiafoi1 ( 29/09/2009 06:36)
De mbola najabaky ny dinosore ihany ...Famaivanan-doha ve !!
Mitohy hatrany ny échec politique an'i kelifingotra. De tsy mety tonga saina mihitsy ve!!! Efa hajabaky ny olona any anaty hady lalina, fa e! e! e! Tenenina foana fa e! e! e! Raha mitohy izao dia Sad... tohiny
novalian'i diloo ny 30/09/2009 23:38
RATOVOARY ( 29/09/2009 05:36)
HIHIRA INDRAY AHO
REFRAIN: Dia hihira indray aho Hikoritsana sady haneno ô Dia hihira indray aho zama Ampamoaka fa tsy tsiambaratelo Dia hihira indray aho oa Hihira ny tontolo ny olombelo ô Dia hihira indray a... tohiny
novalian'i cutie ny 30/09/2009 14:00
xxx ( 29/09/2009 05:28)
ahona no atao ra te ho bevoka ?
mety hipetraka ve ry reto ny zaza amin ' ny 10em jr no anaovana rs .Nena zao tam 10em jr de 12em jr ,de mety v zany , eny eh tsy hadino ny am 14em jr. De aona reto refa avy manao rs iny ve tsy azo at... tohiny
novalian'i fenouhy ny 12/10/2009 16:03
arialy ( 29/09/2009 04:28)
mapiakatra tension ve ny raisin?
saliii daolo e hono oa ze mahalala , mampiakatra tension ve ny raisin fa tsapako fa in 2 zay za no nihinana raisin de nitovy ny zavatra nahazo ana otry ny lasa henjana ny nuque, vizana hafahafa iza... tohiny
novalian'i juirke ny 04/02/2025 13:22
diloo ( 28/09/2009 22:11)
Izay alehany,alehany,fa ny vola am-paosy miditra foana e!
la déconvenue rencontrée par le jeune Andry Rajoelina à New York, les résultats ne sont pas à la hauteur des frais payés Vinavinan-kevitran'i R. Edmond Midi Mada. http://www.midi-madagasik... tohiny
novalian'i pikatti ny 30/09/2009 00:27
vitamatavy ( 28/09/2009 21:25)
rehefa tsy hilamina ihany dia
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php? tongava fa vonona izahay hanampy ary 100 lahy ihany ia milamina io... tohiny
novalian'i pink ny 30/09/2009 12:31
tess ( 28/09/2009 21:13)
Mmay sy masira
Fa maninona ny ankabeazan'ny lehilahy no tsy dia tia zava-mamy kanefa ny vehivavy indray kosa mifanohitra amin'izany....misy ifandraisany am vatana sa?;;;; :roll: ... tohiny
whitney ( 28/09/2009 19:01)
lehilahy mikasa tanana
hono aho aona ny hevitrareo @ zao tantarako zao; za ve ny diso ka mendrika agna ny vao fetaka. niaraka 8 mois zay sy ny olon tiako tsy nanino azy akory za fa nidongy teo @ canapé dé tezitra izy ar... tohiny
novalian'i ni81 ny 04/10/2009 20:23
zoam ( 28/09/2009 18:13)
voaraoka mopera tao @ ONU
ny tena marina dia i ra8 no tokony tany ONU saingy le ambasadera zina any new york no namadika ny baolina sy nanova ny anarana tao,jereo fa voarohirohy t@ afera maloto mikasika an'io ry zareo sy tsar... tohiny
novalian'i diloo ny 01/10/2009 00:36
niryna ( 28/09/2009 17:12)
Lafin-tsara sy ny lafin-ratsiny
Raha mipetraka aty ivelany isika dia mba manana faniriana hoe aleo misy trano any amin'ny tanana mba hivantanina,na hoe aleo manana trano kely na dia ampanofana kely fotsiny ihany aza mba sitrany. Ts... tohiny
novalian'i niryna ny 22/11/2009 23:15
remahity ( 28/09/2009 16:43)
Lesona tany ONU
les connards de tout bord, en abordant la bonne raclée subit par les TGV à NEW york, laissent divaguer leurs sentiments dans des propos futiles sans intéréts, : [u][b]1)ny pro Ravalo ?[/b][/u] ... tohiny
novalian'i maryline ny 01/10/2009 06:30
terrywui ( 28/09/2009 15:37)
Arahaba ririnina Pikatti sy zoam vao avy natao didimpoitra
Natao didimpoitra omaly izy mitsam ireo ka vao avy nanatitra ro-patsa kely ho andry zalah aho zao sady nanome rambondamban'ny maty tsirairay azy mtsamy ko, --nalahelo be mantsyizy matsam de niverina ... tohiny
novalian'i xxx ny 28/09/2009 18:08
rtcflora ( 28/09/2009 15:34)
anarana
mba omeo anarana vaza reto za a tsy mifidy na american na frantsay na italiana lehilahy de le tsy be panana reny... tohiny
novalian'i flodine ny 14/10/2009 09:21
stalingrad ( 28/09/2009 15:19)
In-2 zany no afa-baraka i M/car tato anatn 10ans rah izan!
Tonga de hitsiako tsara aloha le teniko hoe Madagascar satria misy efa tsy eo amin'ny fitondrana misy nitsoaka misy eto M/car ihany , --Ny voalohany tena lehibe sy nanakoako eran'izao tontolo izao ... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/09/2009 23:51
Bita ( 28/09/2009 15:05)
Mpivarotra mahay
Nisy fivarotana lehibe vao nisokatra. Alohan'ny hisokafany dia nanao fanandramana ny filoha raha tsara ireo entana amidy ao anaty magazay. Mba ahafantarany hoe tsara sa ratsy, samy nasainy nitondra en... tohiny
novalian'i princes ny 01/07/2010 19:39
rzakarivola ( 28/09/2009 14:33)
prière pour la paix à Madagascar, dans le monde, et afin ...
[color=red]Je prie pour la paix à Madagascar, dans le monde, et afin que nous marchions dans la vérité[/color]. En réfléchissant bien, je me rend compte que le monde ne peut pas donner cette p... tohiny
novalian'i ni81 ny 07/10/2009 06:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5563