Aza mba mitsabatsabaka amin'ny zavatra tsy hay!

1. ketaka67 ( 29/09/2009 09:43)
Sarotra be ny resaka politika raha tsy efa gaigy lahy @ io! tokony samy iandraikitra izay tandrifiny azy! Raha mpanao java ianao, dia any izany no tokony eboebonao fa tsy ery à tribune onusienne ery! tambaran'ny izao tontolo izao fotsiny ary mbola aiza! mampalahelo! quelle maladresse!! na dia hitady vonjy à gauche à droite aza( la frantsa)! ny faux pas hatramin'izay dia tsy ho tafarina intsony! Mbola iray tonne ny devoirs de maison dra-Andry vao ahazo 20/20! pour l'instant zéro pointé! voire -20/20 miandry ny olona providentiel izahay vahoaka! Iza ary izany? sao mba mahita ianareo eto à forum?
novalian'i fijo ny 29/09/2009 22:19
2. Mirananirina ( 29/09/2009 11:46)
marina izany.Izahay izao tsy mahay dia aleonay eto ihany.
3. tsiafoi1 ( 29/09/2009 12:22)
Ny olona @'le zaza tanora, dia enti-kafanam-po be fahatany, diso matoky tena loatra, ary be mokon-doha, ka manjary ataon'ny dinosore politika passe-baolina fotsiny...

Raha mba nahay niandry kely fotsiny ary nanana faharetana ho tonga taona tsara, nanara-dalana, de azo lazaina fa ho nanana carrière politika tena mamiratra i TGV. Efa tsinjon'ireo dinosore sy ny firenena ngeza tsara zany, ka naleon'izy ireo, natosika alohan'ny fotoana mba ho vita-ketsa mialoha ... De malalaka ny voie de l'urne, ny compteur miverina zéro...

(Transition zany tsy mihoatra ny 24mois, de nihosona maloto tanteraka le train TGV). Sarotsarotra ny kajikajy mbola hahatafavoaka azy @'izao fa efa tafakatra avo teo anivon'ny "ONU" le échéc.
4. ketaka67 ( 29/09/2009 12:41)
tsiafoi1:

Afaka mi-zesta @ izay izao aloha ny mouvance ra-8 sur l'echiquier politique hoe: "echec et mat" " le roi est mort" !
:D :lol:
5. diloo ( 29/09/2009 14:50)
Aza omem-boninahitra toa mpanjaka izany io boy kely io e. Olona tsy misy valera hoy ny eran'izao tontolo izao, dia hataona hoe Roi: roi sans qualité kosa angaha.

Tsy mizesta izany ny ankilana , fa ny zava-misy sy ny handrasana izao, dia ny fampiarana ny Maputo de izay.
Dia avy eo, miandry ny fanampiana avy any ivelany ho fanarenana ny ekonomia sy famonjena ny voina mahazo ny olona sahirana niaritra ny fahoriana nampiarin'ny HAT.
Milamina io, sous l'égide du CI, mba tsy hisy hangalatra indray ny fanampiana azo, dia samy miomana manao ny propagandy hoan' izay te ho kandida ho filoha ho fidian'ny tena vahoaka 18 millions.(seule la voix des urnes sont reconnues pour le retour à l'ordre constitutionnel)
Dia izay mandresy no mitondra: izany no atao hoe ara-dalàna.
Ny vahaoka amin'ny alalàn'ny fifidianana no mifehy, fa tsy ny bitro sy ny drakaka, na ny capsat mpanamoly mpamono olona sy lâche.
Ok ra-Ketaka sa ahoana indray? :wink:
6. tsiafoi1 ( 29/09/2009 15:19)
Ekena ny Fifidianana fa iza no hanomana azy? HAT ve??? Iza no hanaiky an'izany eo????

1- Tsy maintsy mametraka gouvernement neutre et consensuel aloa
2- Izay gouvernement izay no manomana ny fifidianana

Iza ary no ho ao anatin'izany gouvernement izany. Tokony efa manana olona azo antoka aroso ny légalistes
7. diloo ( 29/09/2009 20:23)
Tsiafoi,

Jereo vakiana ny charte ny Maputo, izay nosoniavin'ny 4 mouvances.Fa io no mitarika ny fomba rehetra ahatongavana amin'ny fanatanterahana ny fifidianana, izay ho kandida ho filoha.
Ny GIC sy ny CI (ONU), no anaramaso (tsy isian'ny osoka) ny fifidianana ny kandida inclusifs (ny rehetra) ivelan'ny mpikambana ho avy ao anatin'io Transition de Maputo io.

:wink:
8. fijo ( 29/09/2009 22:19)
efa handroaka an'i monja izy izao ka,efa may volom B i monja,dia manomboka manao menasy etsy sy eroa,fa matahotra ny hovoahilika.hehehe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0442