aretin dratsy

1. KARELLE ( 29/09/2009 07:03)
manahoana daholo eh
tena sarotra anarina de eto dray eh mitady solution avy any aminareo.ATAO aona kay ny atao ba anana fahatokisana tanteraka @ vadinao. TSY izany vao tsy eo akaikiko ny vadiko defa manana regard negative za fa sao mahita vehivavy any.
mijaly @ ty fahasarotapiaro ty mitsy za.
TSY ho eo za izy demain ka alahady izy vao miverina defa marary ny foko sady efa mieritreritra ratsy sahady.TENA ARETINA LAY FAHASAROTAM PIARO BA OMEO VAHOLANA AFAKO @ IO RA MISY MAHAY
novalian'i soanja ny 01/10/2009 15:43
2. ni81 ( 29/09/2009 08:24)
Efa maromaro ihany ange ny toro-hevitra nomena anao teto e! Dia tsy mbola mahita mangirana ve?
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4abb3f27df15b

Ary raha toa ka mba manatona psy mihitsy indray raha tena tsy tafavoaka?
3. fahamarinana ( 29/09/2009 08:38)
:arrow: ni :njay ary ilay resaka tatsy ! :wink:
Karelle :ireo efa nomen'ny namana ireo ampiharina aloha fa ireo ihany no haveriny eo !na manantona psy tokoa,mety vaha-olana io an! :) (l)
4. xxx ( 29/09/2009 09:34)
Henoko hoe mitady namana izay enao ry KARELLE no tena marina, mila vie sociale zany enao no tiako ho lazaina. Ka saika mba hijery ny mombamomba anao zà sao mantsy mba mitovitovy feeling amiko enao ka saika ho raisiko namana akaiky raha toa ka....nefa mahagaga fa toa tsy mety tafiditra amin'ny mombamomba anao mihitsy zà, sa administrateur ato enao?
5. xxx ( 29/09/2009 09:40)
xxx:

Ka izy anie efa saropiaro foana teto eh! i ra ffff re io an!
6. ni81 ( 29/09/2009 10:11)

hay ve e! Iza izany ra ffff izany? Nefa na i ra ffff izy na i ra bbbb (n'iza n'iza e) :) dia mba toroana hevitra! Tsy mahafaty ange ny mizara raha toa ka mba ahasoa sy hanova ny fiainany izany e!
7. ni81 ( 29/09/2009 10:12)
ni :njay ary ilay resaka tatsy
ie
8. xxx ( 29/09/2009 11:12)
ni81:

Henoko hoe mitady namana izay enao ry KARELLE no tena marina, mila vie sociale zany enao no tiako ho lazaina. Ka saika mba hijery ny mombamomba anao zà sao mantsy mba mitovitovy feeling amiko enao ka saika ho raisiko namana akaiky raha toa ka....nefa mahagaga fa toa tsy mety tafiditra amin'ny mombamomba anao mihitsy zà, sa administrateur ato enao?
Ka izy anie efa saropiaro foana teto eh! i ra ffff re io an!
hay ve e! Iza izany ra ffff izany? Nefa na i ra ffff izy na i ra bbbb (n'iza n'iza e) :) dia mba toroana hevitra! Tsy mahafaty ange ny mizara raha toa ka mba ahasoa sy hanova ny fiainany izany e!

Tsy mahafaty fa manadany andro fa izy angaha hihaino izay hotoroanao fa ny hataony ihany no hataony!!! Mandany andro eo!!! tsssss! ny hadalany efa ho 100 taona dia ianao no hotomaniany eo foana hoe izao ny hadalako sy ny kilemako isan'andro!!!!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. ni81 ( 29/09/2009 11:25)
Tsy mahafaty fa manadany andro fa izy angaha hihaino izay hotoroanao fa ny hataony ihany no hataony!!! Mandany andro eo!!! tsssss! ny hadalany efa ho 100 taona :D dia ianao no hotomaniany eo foana hoe izao ny hadalako sy ny kilemako isan'andro!!!!
miverina indray ilay resaka hoe: 100 taona?
10. Snowhite ( 29/09/2009 11:49)
KARELLE:

manahoana daholo eh
tena sarotra anarina de eto dray eh mitady solution avy any aminareo.ATAO aona kay ny atao ba anana fahatokisana tanteraka @ vadinao. TSY izany vao tsy eo akaikiko ny vadiko defa manana regard negative za fa sao mahita vehivavy any.
mijaly @ ty fahasarotapiaro ty mitsy za.
TSY ho eo za izy demain ka alahady izy vao miverina defa marary ny foko sady efa mieritreritra ratsy sahady.TENA ARETINA LAY FAHASAROTAM PIARO BA OMEO VAHOLANA AFAKO @ IO RA MISY MAHAY

Angamba ny olona rehetra samy saropiaro @olontiany fa ny anao zany efa aretintsaina,aza d eritreretina b loatra oe tsy eo izy na oe ande ndray izy.Manaova zavatra hafa andanianao andro fa enao ngamba variana fotsiny d zay kou no mahatonga io.Mivavaha kou mba ho afaka zany aretina zany.
Dia mahereza

11. KARELLE ( 29/09/2009 12:00)
xxx:

[quote=ni81]
Henoko hoe mitady namana izay enao ry KARELLE no tena marina, mila vie sociale zany enao no tiako ho lazaina. Ka saika mba hijery ny mombamomba anao zà sao mantsy mba mitovitovy feeling amiko enao ka saika ho raisiko namana akaiky raha toa ka....nefa mahagaga fa toa tsy mety tafiditra amin'ny mombamomba anao mihitsy zà,

Tsy mahafaty fa manadany andro fa izy angaha hihaino izay hotoroanao fa ny hataony ihany no hataony!!! Mandany andro eo!!! tsssss! ny hadalany efa ho 100 taona dia ianao no hotomaniany eo foana hoe izao ny hadalako sy ny kilemako isan'andro!!!!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

merci eh @ lay valin teny mahafa po tsy nampoiziko otrany zany mitsy no hamalianao ana ry fff za zao ba faly ery fa misy olona hizarako ny alaheloko eto vao 2 fois za zay no ba tafiditra eto de zao sahady no mahazo ahy. TSY ampilasiko enao fa tena ra ba fantatra fa tena te hiova za fa mijaly tsy hitako ny olona hitarainako azy ny havako lavitra agna za rery no aty an tany lavitra aty eto za zao vao matsiaro tsy irery ba mteny gasy ary faly ery mahita anreo maro eto.TSY KIVY ANEFA NY TENAKO KA MANGATAKA FAMINDRAMPO AMINAREO FA TENA VONONA NY HIOVA FA TE HAFANTATRA ZA INONA NO TOKONY ATAOKO, merci
12. ni81 ( 29/09/2009 12:05)
Tsy misy azoko intsony ity resaka eto ity marina moa! :roll:
13. soanja ( 29/09/2009 12:09)
KARELLE:

manahoana daholo eh
tena sarotra anarina de eto dray eh mitady solution avy any aminareo.ATAO aona kay ny atao ba anana fahatokisana tanteraka @ vadinao. TSY izany vao tsy eo akaikiko ny vadiko defa manana regard negative za fa sao mahita vehivavy any.
mijaly @ ty fahasarotapiaro ty mitsy za.
TSY ho eo za izy demain ka alahady izy vao miverina defa marary ny foko sady efa mieritreritra ratsy sahady.TENA ARETINA LAY FAHASAROTAM PIARO BA OMEO VAHOLANA AFAKO @ IO RA MISY MAHAY

Ento mora fotsiny aky ny fiainana a. Mipetraha fotsiny indry amin'ny toerany dia hahatsiaro hiova. Iza aky ny olona tia sarontsaronana lava sy helingelenina lava hoe taiza ianao, inona no nataonao tany, aiza ny portable, fofona inona izany sns sns... Izay tsy tiandry atao amindry dia aza atao amin'ny hafa. Raha tsapandry fa tia vadindry dia aza manahy. Fa raha mihazohazo ny fitiavana dia maka solution- na misaraka na maka vacances kely indraika aloha na mankany amin'ny psy ianareo roa mandamina ny olana.
Raha tia vehivavy ny vadindry dia aza miferinaina fa na misaraka aminy no mety na manaiky izay onjany eo. Izay tsinona le olona novadiana ary izy mety tsy hiova raha efa hitandry teny amboalohany ny fombany nefa nisisika ihany indry.
Indry ihany no afaka hanala ny tsilo ao amin-dry fa tsy izahay akory an! Bo korazy aky seria!

:-* :-* :-*
14. KARELLE ( 29/09/2009 13:50)
merci soanja ka lay izy ange aty amiko mitsy hono lay olana efa miteny amiko izy fa tsy manahirana anazy tsony ra vehivavy zany ny fiainana efa sarotra ty ve hono eh. fa za mitsy no tsy mahatoky azy tsony depuis son retour de mada iny. Taloha tsy nanao anizany mitsy ZA; efa namonjy psy za teo aloa teo de oe za tsy ampy affection masculin zany hoe bola kely za defa maty ny raiko avy eo nanambady ny reniko dia tiako lay raikeliko fa indrisy nisaraka dray zareo fa nefa bola 12 taona t@ io , manambady ko ny zokiko vavy ao mada ao mitaraina amiko fa lasa maditra be ny vadiny nefa ny zaza efa telo.KA ZAY hono mahatonga ahy manao an io satria matahotra foana fa tsy maintsy ho any an kafa ralehilahy. DE TY KO za manambady ba natokisako ty vadiko naheno any zvt tany mada iny za de nanomboka teo de tena lasa matahotra ko za hoe andeha ko ty.
ARETINA lay izy eh andeha zao izy io ho any province hamangy ny cousinany vao maty vady t@ alahady teo mety hiteny nareo hoe inona ny olana ra mandeha izy tsy zakako lay mipetraka rery ato an trano et surtout naheno za fa misy namany belle soeurako hiaraka @ vadiko satria izy sy ny anabaviny no andeha hamangy an io havany maty vady io DE TENA marary ny foko ary nanao crise de jalousie za hier soir ra niteny an io tamiko ny belle soeurako fa hiaraka @ zany namany zany hono izy.KA Ty razoabavy moa manambady vazaha ary somary miodina ihany ka tsy maintsy mitovy @ zany ko zany ny namany ka ca ne me chante pas trop de savoir fa hisy an io vehivavy io andeha.NITENA MOA TSY AFAKA MANDEHA DANS LA SEMAINE KA MAMPIONINA NY FO SISA NY AZO ATAO NA DE MARARY AZA
15. xxx ( 29/09/2009 14:05)

Ny hevitro amin'izany dia tsotra ihany:
- raha toa ka nampirafy anao ny vadinao (tsy haiko na marina na tsia) dia nampirafy no anaran'izany, fa tsy hoe enao no marary saina, na koa hoe mila vanony. Après safidy ho anao ni hiaritra na tsia!!
- Fa na izany aza, tsy fantatro enao, fa matetika ny femme au foyer dia lasa ilay rangahy no fiainany rehetra ( sady vie privée no vie sociale, sns rehetra) ka hany ka lasa saro-piaro loatra, vao misy zavatra kely dia tezitra. Lasa miaina ho an'ilay rangahy fotsiny izy sisa. Ka izay no nilazako etsy ambony etsy hoe mila vie sociale enao, namana hafa, namana vaovao, fialam-boly vaovao, fa tsy miaraka amin'ny vadinao. Dia mino ahy enao fa mety io, hampihena tsikelikely ny fieritreretanao tsy misy farany ny vadinao io.

Mahereza e!

16. ni81 ( 29/09/2009 14:53)

tsy mitombina loatra ilay hoe "femme au foyer" dia ho lasa saro-piaro, na vao misy zavatra kely dia ho tezitra.
17. rhina ( 29/09/2009 15:35)
ni81 sy xxx aleo mintsy nareo manokatra dinika hifamaliana e!!!sa ve moa zany hifampihilana kisa fa otrana mverina foana le izy !!!dia iza no ho mpanelanelana

miala tsiny lo za ry KARELLE an fa tsy oe tsy te hamaly ilay fanontaniana fa otrany tsy azoko mintsy zareo reo
18. ni81 ( 29/09/2009 15:53)
ni81 sy xxx aleo mintsy nareo manokatra dinika hifamaliana e!!!sa ve moa zany hifampihilana kisa fa otrana mverina foana le izy !!!dia iza no ho mpanelanelana

miala tsiny lo za ry KARELLE an fa tsy oe tsy te hamaly ilay fanontaniana fa otrany tsy azoko mintsy zareo reo
fa zà angaha mahalala fa ilay xxx tany ambadika no miresaka amiko eto e? Ianao io izany no mahalala fa izy ilay tao ambadika tao knou :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
Mba milaza ny hevitro fotsiny aho eto. Dray dray dray fa inona no mahazo e?
19. fahamarinana ( 29/09/2009 18:19)
:arrow: :-D :-D mahalala zvtr tokoa i rhina angamba hoe xxx iza io na iza o ?
Mety misy ny femme au foyer ka lasa saro-piaro amin'ny vadiny fa maro koa ny femmes au foyer no manana vie sociale hafa fa tsy dia miodina amin'ny vadiny irery akory !
Ny mifanohitra aza satria manana fotoana malalaka rehefa avy mikarakara sy manotrona ny vady aman-janaka ka afaka misahana ny tena irery sy izay mba zvtr manintona ny tena manokana koa !Mandeha ho azy rahateo moa raha vhv tia manao tao-javatra na tia mi s-occuper !Io nefa ilay vehivavy mihintsy na manambady izy,na femme au foyer na miasa ihany koa !Tsy voafaritra fa ny envie no misy na tsy hisy !Izay aloha no fomba fijeriko azy e!
Raha ny resaka fahasarotam-piaro dia aretina koa na femme au foyer io na tsia fa miankina amin'ny tsirairay hatrany !
rhina : ngaha moa miady ny olombelona fa ny hevitra no ampiadiana,izay no atao hoe forum,hevitra betsaka sy mpandray anjara betsaka no eto ary malalaka ny famoahana hevitra !Rehefa sendra tsy tiana dia lazaina na hitsambikanana e!Dia faranana " tsiky dia ampy " ihany koa ! :) (l)
20. ni81 ( 29/09/2009 18:41)
IZAY VAO MAZAVA ILAY RESAKA

Nanoratra i xxx4, dia namaly aho manaraka eo ambany teo n° 5, ary izao no nosoratako teo
hay ve e! Iza izany ra ffff izany? Nefa na i ra ffff izy na i ra bbbb (n'iza n'iza e) dia mba toroana hevitra! Tsy mahafaty ange ny mizara raha toa ka mba ahasoa sy hanova ny fiainany izany e!
dia namaly i xxx
Tsy mahafaty fa manadany andro fa izy angaha hihaino izay hotoroanao fa ny hataony ihany no hataony!!! Mandany andro eo!!! tsssss! ny hadalany efa ho 100 taona dia ianao no hotomaniany eo foana hoe izao ny hadalako sy ny kilemako isan'andro!!!!
hoy i KARELLE
merci eh @ lay valin teny mahafa po tsy nampoiziko otrany zany mitsy no hamalianao ana ry fff za zao ba faly ery fa misy olona hizarako ny alaheloko eto vao 2 fois za zay no ba tafiditra eto de zao sahady no mahazo ahy. TSY ampilasiko enao fa tena ra ba fantatra fa tena te hiova za fa mijaly tsy hitako ny olona hitarainako azy ny havako lavitra agna za rery no aty an tany lavitra aty eto za zao vao matsiaro tsy irery ba mteny gasy ary faly ery mahita anreo maro eto.TSY KIVY ANEFA NY TENAKO KA MANGATAKA FAMINDRAMPO AMINAREO FA TENA VONONA NY HIOVA FA TE HAFANTATRA ZA INONA NO TOKONY ATAOKO, merci

Ary eto vao azoko tsara fa mamerina mamaky sy mandinika ilay resaka rehetra aho, fa HAY DIA HEVERINAO FA IZAHO NO RA FFFF voalaza teo dia nahatonga anao ho tezitra be?

IZA no nosoratako eo, mametraka fanontaniana aho eo (qui) raha toa tsy dia azonao tsara ilay fanoratra teny malagasiko fa tsy hoe akory IZAHO akory.
TSY IZAHO NO RA FFF TOMPOKO O! NI81 aho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3374