In-2 zany no afa-baraka i M/car tato anatn 10ans rah izan!

1. stalingrad ( 28/09/2009 15:19)
Tonga de hitsiako tsara aloha le teniko hoe Madagascar satria misy efa tsy eo amin'ny fitondrana misy nitsoaka misy eto M/car ihany ,

--Ny voalohany tena lehibe sy nanakoako eran'izao tontolo izao sady nihomehezan'ny firenena rehetra fa tena dondrona ny Mpitondra ao M/car ao aloha de ilay investiture in-2 nataon'ny dadan'ny sasany tetsy Mahamasina 7taona lasa izay !

--faharoa izany de noho le firenena mbola mikorontana hatramzao amle te-hiady ho Filohan'ny Tetezamita ny lava tanana rehetra de tsy navela hiteny aloha ny Filoha Andry Rajoelina !
novalian'i pikatti ny 29/09/2009 23:51
2. xxx ( 28/09/2009 15:41)
afa-baraka t@ 7 taona lasa oe? mety hoe zay nefa mety raisina koa hoe Madagasikara no lasa modely nahitana fandresen'ny safidim-bahoaka tena marina, satria niady mafy ny Fransafrika mba hitazomana an'i Madagasikara anaty zioga! ary ireo mpahalala ny francafrique sady miady amin'izany dia NI-RECONNAITRE mihitsy hoe ho lasa modely ny Madagasikara rehefa tafiala teo ny françafrique!


henoy ity http://www.youtube.com/watch?v=AeTh8NYRWPo fa any @ faraparan'ilay resaka io mihitsy no lazain'io olona io!
3. nancy ( 28/09/2009 15:50)
Mba te hanoratra koa ianao dia manoratra fa tsy mieritreritra. De ho indroa fotsiny ve i Mcar no afabaraka hatrizay? Fahantrana manaraka ny arabe io anie de efa fahafaham-baraka be e. Ary io efa hatrizay...donc efa ela i Mcar no afa-baraka. Ny fito taona nitondran'i Ravalo no mba saika nanala izany fahafaham-baraka izany nefa de nosomparan'ny tsy matahotody...izao vao may afabaraka beeeeee mitsy.

stalingrad:

Tonga de hitsiako tsara aloha le teniko hoe Madagascar satria misy efa tsy eo amin'ny fitondrana misy nitsoaka misy eto M/car ihany ,

--Ny voalohany tena lehibe sy nanakoako eran'izao tontolo izao sady nihomehezan'ny firenena rehetra fa tena dondrona ny Mpitondra ao M/car ao aloha de ilay investiture in-2 nataon'ny dadan'ny sasany tetsy Mahamasina 7taona lasa izay !

--faharoa izany de noho le firenena mbola mikorontana hatramzao amle te-hiady ho Filohan'ny Tetezamita ny lava tanana rehetra de tsy navela hiteny aloha ny Filoha Andry Rajoelina !



4. pikatti ( 28/09/2009 16:38)
Zay olona miresaka amiko aloha de manavaka tsara ny HAT sy ny Vahoaka Malagasy
tonga ry zalahy de mahalala fa le mpangalatra fanjakana no wainnn,ary fantatry ry zalahy koa fa manohitra an'io ny Vahoaka Malagasy
homme sans valeur mitombina be na ho an'ny le mpanohana azy aza ,sa tsy zany lesy ry wiwi :-D :-D :-D
5. locl ( 28/09/2009 16:56)
Tena disoako avy hatrany hianao, fa t@ 7 taona lasa dia nanao fifidianana isika ary nazava be ny feon'ny vahoaka tamin'iny, ary koa teto antoerana no nisy ny zava-drehetra.

Fa ity kosa dia tena hafa be, satria tsy nisy vahoaka nifidy no sady tery @ ONU no niseho ny tantara.

Ka hitanao amin'izany fa tsy mitovy
6. pikatti ( 28/09/2009 17:03)
Tena disoako avy hatrany hianao, fa t@ 7 taona lasa dia nanao fifidianana isika ary nazava be ny feon'ny vahoaka tamin'iny, ary koa teto antoerana no nisy ny zava-drehetra.
=D> =D> =D>
7. xxx ( 28/09/2009 17:36)
sans qualité,sans qualité =foza tay tsy mahalala menantra
voaroaka mopera mbola tsy tonga saina ihany ,afabaraka saingy ny foza tay no mihazona ny lohany
8. pikatti ( 28/09/2009 17:39)
,afabaraka saingy ny foza tay no mihazona ny lohany
:-D :-D :-D
9. xxx ( 28/09/2009 17:47)
sans qualité indray hono ny dikany foza @ teny frantsay e
10. pikatti ( 28/09/2009 17:49)
sady sans qualité ve zany no sans valeur de inon ntsony sann a,anaty hantsana le tgvendrana
:-D :-D
11. xxx ( 28/09/2009 19:15)
Sady paka lelo hono le gamin nanakapoka varavarana refa nasaina nivoka hihihi,hohohohoho,honhon,hehehehhe,ngaha ny olona PAISO MIVERAKA OHATRA AZY MAHALALA IZANY AFABARAKA ohatranareo misaina ireo ?radomelina ange avy any @bas quartier no nitily panakarena dia nahazo jono mialy RADOMELINA .
tSY HAIN'olon sans valeur ohatra azy izany mot hoe;HENATRA IZANY tsy nampianarina azy izany !HALATRA SY VONO no hainy !!!indrisy ka raha ba nahay lalàna ve izy ry reto NITONATONANA TANY ?MAFY REFA DONDRINA é,hamabakain'izao tontolo izao ,hihihih!!!
12. diloo ( 28/09/2009 20:52)
locl-->
Tena disoako avy hatrany hianao, fa t@ 7 taona lasa dia nanao fifidianana isika ary nazava be ny feon'ny vahoaka tamin'iny, ary koa teto antoerana no nisy ny zava-drehetra.

Fa ity kosa dia tena hafa be, satria tsy nisy vahoaka nifidy no sady tery @ ONU no niseho ny tantara.

Ka hitanao amin'izany fa tsy mitovy


Ekena ny fijerinao ry Locl.

Raha tsy mifanaraka @'ny charte sy ny règlement intérieur an'ny ONU ny olona mpisolo tena ny tany niaviany te hiteny, dia azon'ny firenen-kafa sakanana io mpisolo tena io mangata vote ny famelana na tsia hiteny(point d'ordre).
Marihina, fa ny ankamaroan'ny mpisolotena dia juristes.
Araka izany, raha tsy nianatra ny droit international et politque, dia ho sahirana ihany vao asian'ny olona hasina.
Tokony manao fihofanana lavorary kely aloha i Andry ara-politika. Tena mampalahelo lery midona amin'ny rindrina foana.Indrindra moa eo anatrehan'ny mason'izao tontolo izao.
Mba miofana ihany lery fa ilay goika antitra RATSIRAHONANA Norbert Lala iny, sady coach no mpampiana-dratsy mpamorona lalàna tsy mifanehitra amin'ny ordre constitutionnel. Izao manjary afa-baraka ny tanora sy ny Tanindrazana.
:evil:
13. Ratoa ( 28/09/2009 21:33)
Tokony manao fihofanana lavorary kely aloha i Andry ara-politika
Ny olona tsy nianatra sy tsy tia mianatra dia efa mikatona ny lohany, in,drindra itony tsy nianatra ny fiaraha-minina itony.
Tena mampalahelo lery midona amin'ny rindrina foana
izany ve hoy ianao? Izaho faly; rehefa ela ny ela tsy ho montsana!
Izao manjary afa-baraka ny tanora
rehefa domelina tsy mahalala izany ho afa-baraka. Hita fa nakaratony ny varavarana!!!
Izao manjary afa-baraka ......ny Tanindrazana.
tsia, avotra ho antsika ny nandakana an-dRadomelina teny am-bava fo.
14. fijo ( 29/09/2009 22:45)
ny 7 taona nitondran'i levalo dia nampakatra tokoa ny arin karena malagasy,
saingy aza minia tsy mahita isika,fa henetra tokoa iny nataon'i levalo tamin'ilay fanandratana tena teo mahamasina iny.za dia tsy mba nanaiky ireny zavatra ireny.
tsy fahaizana mandrindra zavatra no nahatonga ireny.
15. pikatti ( 29/09/2009 23:51)
zay no mahatonga hoe lesona ho an'ny manaraka reny zava -niseho retra reny,ary zay no tena olana fa ny manaraka mbola manao pire ndray ty ,
fehiny dia tsy azo avela fotsiny @ zao ny ry bitrovoalavo hanao zay daninin'ny kibony :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0373