Lafin-tsara sy ny lafin-ratsiny

1. niryna ( 28/09/2009 17:12)
Raha mipetraka aty ivelany isika dia mba manana faniriana hoe aleo misy trano any amin'ny tanana mba hivantanina,na hoe aleo manana trano kely na dia ampanofana kely fotsiny ihany aza mba sitrany.
Tsara tokoa izay hevitra izany fa ny anisany lafinratsiny dia manimba trano ilay mpanofa ary tsy miverina mihitsy ny hofany satria misy tena babakoto sy tsy matahotra an'Atra ary dia potika tanteraka ny trano.Mila hoe aleo tsy misy fa ny aty ambalahana indray no manaraka .Santionany fotsiny ireo an
Ahoana ny hevitrareo ?
(l) niryna
novalian'i niryna ny 22/11/2009 23:15
2. Ratoa ( 28/09/2009 20:30)
apetraoamina agence immobilière
3. niryna ( 01/10/2009 03:40)
Ratoa:

apetraoamina agence immobilière

misaotra Ratoa a
:D
4. Ratoa ( 01/10/2009 19:09)
tsy misy isaorana akia â!
Fa izao é!
Efa betsaka izao no mametraka ny tranony amin'ny syndicat d'initiave andraisana tourisme. Amin'izay tsy mandritry ny taona no mihofa ny trano fa azo ifanarahana hoe de telle date à telle date anjarako ny mipetraka amin'ny trano.
Dia contrat mazava tsara no atao sy soniavina. Anjaran'ny agence ny manadio sy mamaritra ny mpanofa hanadio ny trano ialany. Adinoko ny anarany ilay système fa efa fahita izany any Antananarivo. Ilay trano amin'izay dia antsoina hoe maison d'hôtes.
5. niryna ( 08/10/2009 15:30)

Hay ve e, andraso fa resahiko ilay fianakaviana ,manana trano izy any ary dia nampanofany,trano vao kanefa dia nopotehin'ilay mpanofa trano hono ary dia tsy nahaleo ny sarany ny vidiny.Vola be no lany nanamboarana azy rehefa niala ilay olona ,tsy nisy niverina akory ilay hofantrano ary tena tsy te hierika mpanofa-trano intsony izy fa hoe avelany amin'izao fotsiny ataony famantanana

:cry:
6. Mirananirina ( 09/10/2009 12:28)
Voa mafy marina izy izany.Tokony hasiana caution hoatra ny aty koa izany ko.Nefa ohatra ny tsy misy dikany marina.Io no mety hapetraka aminy agence ,na havana akaiky dia tsy misy afaka manaramaso ilay trano mihitsy ve ny havana any ohatra,
7. Ratoa ( 09/10/2009 15:46)
Hoy ny allemands hoe :"lieber Ratten als Verwandten" izay midika hoe: "aleo voalavo toa izay havana" no ametrahana ny trano. Maha be disadisa . Ny agence hikararaka azy tsara satria mila maka tombony izy. Raha mikato-potsiny ny trano ho gorobahan'ny sasany. Raha vazaha no manofa dia sady mahazo vola ianao no voakajakaja ny trano.
Ny anay amerikana no manofa dia rehefa vacances anjaranay ny mipetraka ao moa ry zareo mankany états unis. Aza kivy fa be ny vahiny sahy sy manaja trano.
8. niryna ( 16/10/2009 19:07)
Mirananirina:

Voa mafy marina izy izany.Tokony hasiana caution hoatra ny aty koa izany ko.Nefa ohatra ny tsy misy dikany marina.Io no mety hapetraka aminy agence ,na havana akaiky dia tsy misy afaka manaramaso ilay trano mihitsy ve ny havana any ohatra,

misaotra mirana

:-*
9. ikaretsaka ( 17/10/2009 12:04)
niryna:

Raha mipetraka aty ivelany isika dia mba manana faniriana hoe aleo misy trano any amin'ny tanana mba hivantanina,na hoe aleo manana trano kely na dia ampanofana kely fotsiny ihany aza mba sitrany.
Tsara tokoa izay hevitra izany fa ny anisany lafinratsiny dia manimba trano ilay mpanofa ary tsy miverina mihitsy ny hofany satria misy tena babakoto sy tsy matahotra an'Atra ary dia potika tanteraka ny trano.Mila hoe aleo tsy misy fa ny aty ambalahana indray no manaraka .Santionany fotsiny ireo an
Ahoana ny hevitrareo ?
(l) niryna

Hevitra tsara (ary mitady angalatra ny bizna-ko ramatoa ity..sangisangy a)

Misy tokoa ny atao hoe "Gestion immo" @ ireny agence immo efa malaza any @ tanana ireny jereo fotsiny hoe iza no tsy baombina sy accredite internationalement . Izy ireeny no asaina miandraikitra ny rehetra fakosa misy tambiny alohanao ho azy: ohatra hoe maka hofantrano 1 volana @ herintaona izy karazan'ny karamany , na araka izay hifanarahana eo nareo, izy no mifanaraka @ ilay mpanofa any (mijery hoe tokony atao anzao ny tranonao) ...zo anao koa ny mifidy ny olona hanofa ny tranonao, rehefa babakoto de aza alefa fotsiny ... zo nao ny mangataka ny updates momban'ny etats ny tranonao (ilay olona ao @ agence no mandeha any de mijery hoe mila lokoina ny zatsy na mila amboarina ny zatsy de miteny hoe iza no nanimba azy sy manolo na hoe efa tonta le izy ka tsy maintsy soloina.. avec sary sy taratasy a l'appui)
Rehefa hitanao fa tena tsy alehany dia omeo preavis de roahy!
10. niryna ( 19/10/2009 04:01)
ikaretsaka:

Hevitra tsara (ary mitady angalatra ny bizna-ko ramatoa ity..sangisangy a)
hi,hi, andao ary isika dahy anao biz-mikambana e,lasa tsy mifamaly intsony amin'izay fa lasa mifankatia tsara be amin'izay dia lasa hoe :-* I (l) u brother ika

Misy tokoa ny atao hoe "Gestion immo" @ ireny agence immo efa malaza any @ tanana ireny jereo fotsiny hoe iza no tsy baombina sy accredite internationalement . Izy ireeny no asaina miandraikitra ny rehetra fakosa misy tambiny alohanao ho azy: ohatra hoe maka hofantrano 1 volana @ herintaona izy karazan'ny karamany , na araka izay hifanarahana eo nareo,
hay ve e, andraso fa lazaiko ilay olona
izy no mifanaraka @ ilay mpanofa any (mijery hoe tokony atao anzao ny tranonao) ...zo anao koa ny mifidy ny olona hanofa ny tranonao, rehefa babakoto de aza alefa fotsiny ... zo nao ny mangataka ny updates momban'ny etats ny tranonao (ilay olona ao @ agence no mandeha any de mijery hoe mila lokoina ny zatsy na mila amboarina ny zatsy de miteny hoe iza no nanimba azy sy manolo na hoe efa tonta le izy ka tsy maintsy soloina.. avec sary sy taratasy a l'appui)
Rehefa hitanao fa tena tsy alehany dia omeo preavis de roahy!
toa tsy mora ny mandroaka azy hono knou,indrindra rehefa sendra ny olona tsy ..... simba daholo ilay tranon'olona ary ny tenany indray no nivoahana vola betsaka,raha izaho izy tsy ampanofako intsony fa avelako eo ataoko famantanana amin'izay tsy misy drindran'ny ngilo lava fa misy mahavanindoza mihitsy tokoa anie e

(l)
11. ikaretsaka ( 19/10/2009 16:05)
Raha nampidirinao hat@ boalohany de nasiana bail. Sy contrats ara dalana ny fifampiraharahana rehetra dia iny no hajaina... fa raha tany @ takontankona no ni deal de satotra
12. niryna ( 20/10/2009 17:58)
ikaretsaka:

Raha nampidirinao hat@ boalohany de nasiana bail. Sy contrats ara dalana ny fifampiraharahana rehetra dia iny no hajaina... fa raha tany @ takontankona no ni deal de satotra

:D ahoana izany takotakona izany ry toi ? tsy fantatro indray aloha izay nifanarahany tamin'ny voalohany e,ny fantatro fotsiny dia misy olona tsy mataho-tody ka rehefa fantany fa hoe tsy any ny tompon-trano na dia ny varavarana azy alainy tss.
13. kotobekibo ( 20/10/2009 21:44)
raha vao resaka maizimaizina aloha d tena voa foana ianao tompotrano e!
Aleo resaka mazava ihany ! ttsy mazava ! @ izay ref tsy mifanaraka d misaraka avy hatrany .
Ny havana koa anie afaka manaramaso ilay trano sy ny hofatrano e!
Raha manana havana azo itokisana , tsy aleo v izy no omena ny ofatrano 1 volana hataony karama kely sady fanampiana azy ?
hevitra fotsiny ny ahy an! ;-)
14. ikaretsaka ( 20/10/2009 22:56)
Hoy ny allemands hoe :"lieber Ratten als Verwandten" izay midika hoe: "aleo voalavo toa izay havana" no ametrahana ny trano.

io aloha de marina mihitsy @ resaka trano e...
mora ny mandroaka ry niryna rehefa vita t@ ara dalana ny taratasy ka tsy manaja ny ao ny 1 tonta an..

raha nifanarahana any anaty taratasy fa ny varavarana azy dia afaka alainy dia afaka alainy sns...raha hoe atao ny tombam-bidiny dia alaina @ hofantranony dia aleo olona mahay an izany (sady tsy parti anareo no tsy parti-ny) nop manao azy...

ny fantatro fotsiny dia misy olona tsy mataho-tody

indraindray koa tsy ny olona no mataho-tody fa ianao no tsotra sy nandra loatra de araraotin'nmy sasany
15. niryna ( 27/10/2009 05:00)

Hoy ny allemands hoe :"lieber Ratten als Verwandten" izay midika hoe: "aleo voalavo toa izay havana" no ametrahana ny trano.
ikaretsaka:

io aloha de marina mihitsy @ resaka trano e...
mora ny mandroaka ry niryna rehefa vita t@ ara dalana ny taratasy ka tsy manaja ny ao ny 1 tonta an..
toa ny any amintsika toa tsy mitovy ny aty knou.Tsy mety miala tsotra izao izy ,vao maika tsy mety raha efa ela no nipetraka tao ilay olona,asa aloha fa eirtreritra ny ahy iny,sady toa tsy azo esorina fotsiny kosa aloha ilay olona raha tsy misy antony e

ny fantatro fotsiny dia misy olona tsy mataho-tody

indraindray koa tsy ny olona no mataho-tody fa ianao no tsotra sy nandra loatra de araraotin'nmy sasany
[/quote] ika koa tss, dondrona amin'inona ilay olona,eny ny fahatsorana matetika tokoa araraotin'ny hafa,fa raha izay no heveriny mahasoa azy dia tsofiko rano raha izaho ilay namana.

16. Ratoa ( 27/10/2009 21:49)
raha izay no heveriny mahasoa azy dia tsofiko rano raha izaho ilay namana.
ahoana koa?
Ny fomba mora indrindra anala ny mpanofa trano dia omena préavis izy, avy amina huissier ilay préavis. Dia ny antony omena azy dia hoe ilaiko ny trano, izany hoe ianao tompony no hipetraka ao na ny zanakao na havanao akaiky.
Dia alan'ny fitsarana izy amin'izay. Tsy maintsy hipetrahana anefa ny trano na atao rénovation be mihitsy.
17. niryna ( 02/11/2009 04:09)

mitombona tokoa izay saingy amin'izao fotoana izao dia miverina indray ny risoriso,hevero kely anie fa tsy nalohan'ilay mpanofantrano hono ny jiro sy ny rano kanefa tsy tapaka ilay izy fa nomeny vola ny tany amin'ny jirama ,tena tsy misy ilavana azy ilay fiainana raha izany.
ny fahalalako azy koa toa naka huissier izy fa saingy nangataka andro foana ilay olona vao niala ary dai potika ny tranony.
Ratoa ,toa manahirana be any izany fa aleoko raha ahy ny trano mihidy eo fotsiny

18. ni81 ( 02/11/2009 07:14)
Ratoa ,toa manahirana be any izany fa aleoko raha ahy ny trano mihidy eo fotsiny

Dia manjary simba fotsiny ilay trano raha mihidy lava eo taona maro :(
19. Ratoa ( 02/11/2009 11:17)
Marina mihitsy fa tena simba ary mety hirodana aza ny trano mikato-potsiny. Ny mifampirahara amin'ny agence immobilière ihany no mety raha lavitra ianao tompon-trano.
Ary tandremo fa misy mpanofa trano mangalatra trano an! afindrany amin'ny anarany ny trano! Indrindra anie ka raha tsy nikarakara ny trano ianao nandritry ny taona maro. Izahay nanana tranon-drazana vita borne, misoratra amin'ny cadastre ary misy titre foncier amin'ny anaran'i dadabenay izay efa maty efa ela ary cousine-ko no nandova ny trano.
Nony hamindrany titre amin'ny anarany izy vao gaga fa saiky tsy hita teny amin'ny cadastre ilay trano. Nentina daholo ny copie vita certifiée conforme sy ny originales ary ny karapanondron'i dadabenay aary tatarasy manaporofo fa ilay cousine diaisan'ny mpandova tokoa an'i dadabenay ka rehefa natao ny fizarana ny lova dia azy io trano io. Ady be sy risoriso vao nivaoka ny tao amin'ny cadastre. Dia nijoro ho vavolombelona izahay rehetra izay vao voasoratra amin'ny cousine-ko ilay trano. Trano ntaolo be fa efa restauré tsara mihitsy izy izao. Ato ivelany izy dia trano gasy tsotsotra ireny fao anatiny.....
20. xxx ( 02/11/2009 11:23)

Na trano na tany @ zao tena betsaka ny mpangalatra, ny anay tany efa in-2 no nanaovan'olona trano , mbola eo am-panombohana izy ... Fa misy tsikombakomba @ mpiasan'ny domaine ilay izy fa tsy possible hoe nangalariny t@ izao, satria zareo manana taratasy et tout ... fantany hoe tsy eto an-toerana ny tompony dia raha vao tsy misy mijerijery dia pan !!!

Gravy ihany ilay gasy an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5718