Lafin-tsara sy ny lafin-ratsiny
21. ni81
(
02/11/2009 12:56)
Na trano na tany @ zao tena betsaka ny mpangalatra, ny anay tany efa in-2 no nanaovan'olona trano , mbola eo am-panombohana izy ... Fa misy tsikombakomba @ mpiasan'ny domaine ilay izy fa tsy possible hoe nangalariny t@ izao, satria zareo manana taratasy et tout ... fantany hoe tsy eto an-toerana ny tompony dia raha vao tsy misy mijerijery dia pan !!!tena marina mihitsy fa misy tsikombakomba fa tsy vita irery @ zao ilay fangalarana azy. :(
Gravy ihany ilay gasy an
22. niryna
(
07/11/2009 19:53)
Ratoa ,toa manahirana be any izany fa aleoko raha ahy ny trano mihidy eo fotsiny
ni81:
Dia manjary simba fotsiny ilay trano raha mihidy lava eo taona maro :(
asiana olona mamoha varavarankely ve aky tsy ho tsara a :D sa ahoana? toa mihoatra ny vola nalohan'ilay mpanofa anie hono ny fanamboarana laniny e
23. Ratoa
(
07/11/2009 21:02)
soa lavo hahay mamindra é!
Raha tiana ilay trano dia amboary dia apetraho amina agence sy avocat na huissier; Ny mpangalatra aloha izao efa mahay taratasy é!
Raha mikato-potsiny ny trano dia mirodana. Ny tanon-drazanay eny ambonivohitra nirodana anefa trano izany an! ary misy mpiandry mamoa!
Ity indray ary misy zava-baovao.
Nisy mpanofa-trano tena nandoa tsy tapaka ny hofan-trano, vita reçus. Dia indray taona nentiny ny reçus nasehony ny fitsarana fa efa voaloany hono ny vidin'ny trano (ny somme équivalente au prix izany) . Izy hono no mikarakara ny trano ary ilay milaza ho tompony tsy mandalo mihitsy fa faly mandray vola fotsiny ef an-taonany maro. ka tokony alàna aminy ny trano dia omena izay mahavatra azy.
Dia naniraka experts sy huissier ny fitsarana. Dia nanao enquéte . Dia hita fa lavi-tompo tokoa ilay trano.
FEHINY? lasan'ilay mpanofa ara-dalana zao ilay trano!!!

24. ikaretsaka
(
08/11/2009 01:37)
Raha lavitra tompony aloha de eleo agence sy avocats sy huissier ihany e
25. niryna
(
10/11/2009 04:02)
Ratoa:

misaotra nizara Ratoa a>
ny olona any amintsika dia efa be loatra no ratsy sy ny tsolotra koa dia miverina indray.Raha nanofa trano no nifaranahany tamin'ilay tompony dia tokony ho izay no izy ,tsy nifanaraka ny amidy aminy kosa ny trano dia maninona no manaiky ireo ao amin'ny fitsarana? izany koa ve dia mba ho rariny? maninona izy no tsy manangana ho azy fa ny an'ny olona no tsiriritiny? tss.
ny tany lava volo no henoko amin'izany aloha e
26. niryna
(
10/11/2009 04:07)
ikaretsaka:o ry ika a ka jereo io tantara nolazain'i Ratoa io .Na huissier, expert ary avocat aza mamadika ,tranon'olona izao,nifanarahana hoe hofainy dia lasany tss !
Raha lavitra tompony aloha de eleo agence sy avocats sy huissier ihany e
27. Ratoa
(
10/11/2009 22:36)
Tsy mamitaka mihitsy io voalzako etsy ambony io. Raha manana trao ianao ka tsy karakainao mandritry ny folo taona mahery, tsy tsidihanao akory dia miova ho azy ny fandehanjavatra: ny vola lany nikojakojana ny trano mety hihaotra ny vidi-trano mihitsy. Ahoana moa noilazanao fa anao ny trano anefa ianao amam-polo taona tsy hita mihitsy.
Nisy toa izany any Foulpointe:
Trano napetraka tamana gardien. Dia tsy naloan'ny tompo-trano mihitsy ny karaman'ilay gardien an-taona maro fa lasa lavitra izy ireo no vari-bariana. Nitory ilay gardien dia voaheloka ny tompo-trano. Be dia be ny sazy tokony haloa, ny hany hery dia nomena ilay gardien ilay trano.

28. niryna
(
22/11/2009 23:15)
Ratoa:Ratoa a,tsy miteny aho hoe mamitaka Ratoa na ilay voalazan'i Rasoa a, misaotra nizara ilay vaovao :D
Tsy mamitaka mihitsy io voalzako etsy ambony io. Raha manana trao ianao ka tsy karakainao mandritry ny folo taona mahery, tsy tsidihanao akory dia miova ho azy ny fandehanjavatra: ny vola lany nikojakojana ny trano mety hihaotra ny vidi-trano mihitsy. Ahoana moa noilazanao fa anao ny trano anefa ianao amam-polo taona tsy hita mihitsy.
Nisy toa izany any Foulpointe:
Fa ilay izy hoe tsy manome karama ,mazava ho azy kosa fa tokony omeny ny karaman'olona,na inona zavatra atao ka fitaka dia tsy tsara avokoa.Fa mba farafaharatsiny tokony nisy nitsidika ny havany izay mifanerasera aminy kosa alohan'ny zavatra rehetra ,mety hoe antitra dia tsy tafaverina an-tanindrazana intsony mba omena chance ilay olona ,misy koa anefa ny mpanofa trano no manalika ary dia mandositra hofantrano
izay ilay hoe fitiavantena ka,ilay tsy mba mijery ny mahantra,dia nahita loza aty aoriana
Trano napetraka tamana gardien. Dia tsy naloan'ny tompo-trano mihitsy ny karaman'ilay gardien an-taona maro fa lasa lavitra izy ireo no vari-bariana.
Nitory ilay gardien dia voaheloka ny tompo-trano. Be dia be ny sazy tokony haloa, ny hany hery dia nomena ilay gardien ilay trano.raha izay indray dia mino aho fa nisy dingana betsaka tao ka nahatonga ilay mpitsara nanome ilay gardien fa raha hoe ilay fanamboarana trano mihoatra ny vidintrano dia hafa indray,misaotra Ratoa a :D
:-*