mba asehoy hoaho iza le be mokony

1. bazylou ( 01/10/2009 17:56)
maharesy an'i tgv ry leglista sy trois movansa lany bal aisany, asehoy hoe iza??? ary rehefa tsy mahita dia akombony daholony vava rehetra fa tgv izao no tompon'ny laka, VIVE TGV, VIVE TGV, atao daholoizao kobakambava sy antsoratra rehetra izao fatsy maharesy azy e.fa angaha moa i onu, sy oua ary sadc sy gic no mitondra an'y madagasikara, tsy mampihen aan'ny tgv reny e,
novalian'i xxx ny 02/10/2009 09:13
2. xxx ( 01/10/2009 18:30)
Hein ? aza dia manao an' izany éé tsy lanitra akory ny tany a !
mbola ho ambony ny ambany éé aza manao an'izany a !
mbola hivadika ihany é aza manao an' izany ,
tsy misy to eto an-tany éé aza manao an' izany!!
poum poum poum poum poum popoupoupoum poum poum poum poum poupoumpoum poum poum poum!!
King'ery hono ianao nitsongoloka tany é ,é é éé é !
nan nan nan nan nan nan ..... !!

lé hiran' iBessa io é ! hi hi hi hi hi !!!

8) 8)
3. locl ( 01/10/2009 18:53)
isika tsy mitovy saranga ka ahoana moa no hampiady. Nareo manao fisainana alika fatsy mba olombelona.

Mbola tsy miditra akory aza izahay dia ireny no mahazo anareo, fahafahambaraka etsy sy eroa maika fa miditra eo zahay legaliste ka tsy vao maika loza.

hihihih ka nahalevona ilay fahafaham-baraka ve aloha e?
4. pikatti ( 01/10/2009 23:51)
akombony daholony vava rehetra fa tgv izao no tompon'ny laka, VIVE TGV, VIVE TGV

ny lohan'elah tsy misaina afa tsy beurrk io no tokony esorina any haninin'ny kisoa lesy fa tsy ny olona no tsiratsiran'elah eto :-D :-D
5. bazylou ( 02/10/2009 08:44)
raha misaina ianao ry pikatikati, asehoy dia manaova amin'ny tgv ary esory teo izy raha mahery nohoizy ianao, fatsy eo no be eboebo eo, beuurrk vive tgv :-D :-D
6. xxx ( 02/10/2009 09:13)
Tena beurrrkk marina ty bandy ty klé :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1389