efa vita sonia ny maputo ka izay voasoratra dia voasoratra
1. zoam
(
01/10/2009 19:02)
efa vita ny sonia tany maputo ka miandry ny an'ireo lazaina fa responsable an'ity firenena ity hitana ny teniny ,dia ny hampihatra an'izay nifanarahana .Hoavy eto ny GIC hijery hijery ny fampiharana azy io .
MAPUTO
MAPUTO
répondu par fijo le 02/10/2009 20:41
2. fijo
(
01/10/2009 20:33)
tsimaintsy ampiharina io ka,efa nahita santionany taminn'y felaka izay kelifingotra ka mba efa tonga saina
3. diloo
(
01/10/2009 20:46)
Sali Zoam,
Za manao hoe, aleo sakanan'i Ndefo tsy mahazo visas ny GIC.
Stratégiquement, io fanakanana io raha ho ataony tokoa, dia mi-confirmer ilay données officielles nitranga tany ONU: rejet de la reconnaissance de l'état de fait et des dirigeants de la délégation putchiste exclu du sommet onusien.
Une fois io acte sans qualité ny HAT io consommé, GIC empéché, ilay ao aorian'ny 06/10/09, no intéressant manoloana ny pénalités mianjady an'io gouvernement putchiste io.
Ary indirectement, ny ankilana, mahazo vahana, no koa maka ny andraikiny lalina amin'izay ny CI.
Franchement, aleo manao io faux pas diplomatique io ny HAT, amin'izay dia bien ny fandehany: mia mitombo ny tongasaina sy ny fahatezeran'ny be sy ny maro, indrindra moa fa ny tsy an'asa mitombo isan'andro ary vérifié fa pouvoir sy seza no tena mahamaika ny HAT, dixit ny fakana andraikitra:retour à l'ordre constitutionel ary ny tsy fintsinjovana ny fianambahoaka, sy leo ity vono mpiray tanindrazana foana ity.Mitovy cas an'i Daddis Camara ao Conakry Guinée.
:idea: :wink:

5. fijo
(
01/10/2009 21:13)
ka ny olonn'y hat aza efa maika ny hanatanterahana io zavatra io ko.i monja anie izao no miseo ho olana e.fa very eo io
6. zoam
(
01/10/2009 21:40)
dia ahoana indray io fanambarana nataon'ny miaramila ao @ gazetiko io ,tsy hay mihitsy ny tena adin'irereto rasil ireto an
8. AndriambyII
(
01/10/2009 21:47)
Mba azon-dra zoam fintinina ve aloha ilay article niseho @ ambangovangony fa tsy nijery izany izahay androany , no sady tsy ntsy nahatratra gazety !
9. zoam
(
01/10/2009 21:51)
ohatrany mahazatra e ,tsy hay intsony fa dia chissano aza niteny fa misy 2 armée eto mada ,jereo ao @ gazitiko ao androany ilay fanambarana
11. vitamatavy
(
01/10/2009 22:19)
tezitra be indrao izao dadabe raha vao mahita ny ady hevitra eto @ sera2
tokny ho dicta ohatrany any chine hono no tsara
tokny ho dicta ohatrany any chine hono no tsara
13. pikatti
(
01/10/2009 23:08)
tezitra be indrao izao dadabe raha vao mahita ny ady hevitra eto @ sera2
tokny ho dicta ohatrany any chine hono no tsara
ka mbola tanora le dadabe ,lazainy fa tsy tia vihavanana ny olona "aty an-dafy" nefa nedala any an-dafy koa fa an-dafy chine o ry leity dadakely le an-dafy ngé any ampitandranomasina fa aiza ary elah zany klé,ary zany koa tezitra foana n'aiza n'aiza :-D :-D
14. zoam
(
01/10/2009 23:27)
misy dadabe dia misy ny zanaky i dada ,soa dia i manandafy ihany ary ity dadabe ity e ,dadan'i dada :-D :-D :-D
15. pikatti
(
01/10/2009 23:31)
marary be i wiwi any leity tsika ty mikakakaka eto fa mba aleo vangina any nedala ty week end ty :-D :-D
efa vizana be nedala any mantsy miaro an'ty demony Andry ty
mbola manampy trotraka ndray etsy an-kilany ny i patrick badraodra sy bazylou beuuurrk
efa vizana be nedala any mantsy miaro an'ty demony Andry ty
mbola manampy trotraka ndray etsy an-kilany ny i patrick badraodra sy bazylou beuuurrk
16. Papoose
(
01/10/2009 23:34)
mba asio kalitao le dinika fa aza variana hoe sa dia zao sao de zao wa :evil:
20. Mirananirina
(
02/10/2009 09:30)
tsimaintsy ampiharina io ka,efa nahita santionany taminn'y felaka izay kelifingotra ka mba efa tonga saina:-D :-D :-D :-D
ka mbola tanora le dadabe ,lazainy fa tsy tia vihavanana ny olona "aty an-dafy" nefa nedala any an-dafy koa fa an-dafy chine o ry leity dadakely le an-dafy ngé any ampitandranomasina fa aiza ary elah zany klé,ary zany koa tezitra foana n'aiza n'aiza=)) =)) =))