efa vita sonia ny maputo ka izay voasoratra dia voasoratra

21. terrywui ( 02/10/2009 17:14)
papoose nga tsy hamangy an'i wiwi ndray e ndao mou e
nietsik tao ndray angah ny hagegen'i Pikatti de manopa vehivay ato ndray elah ?? ary ts itan'i rahery v i Lemipika manopanopa sipa ato io ee,, esory ny Ps ny !!!!!!! hon hon hon !!
--de elah kou ra- zoam ref vizaky ny anniversaire tam dimansy de matoria tsara aloh fa mirediredy ato fotsiny makarary andoha !! sonia , sonia anlah inona ?? taiza zany ?? tsisy anzany tsony zao lety fa mokondoha amzay aa!! aleo ho avy le GIC kelinareo f voagoka eo Ivato eo ! henonlah v zany ee??
22. fijo ( 02/10/2009 20:41)
tsy itanay izany voalazan'ny tafikaizany fa mba bangoy kely eto e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3094