Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
vatofototra
(
06/10/2009 22:34)
ECOUTER Résolution 4 mouvances-GIC Carlton 06 oct09
ECOUTER Résolution Médiation Réunion 4 mouvances-GIC
Carlton Madagascar 06 octobre 2009
Président de la Transition : Andry RAJOELINA
Premier ministre : MANGALAZA Eugène
Vice président de l...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/10/2009 03:33
zoam
(
06/10/2009 22:14)
le moment est venu hanomezana an'i roindefo president
io no proposition efa notohanan'i ra8 tany mamputo2 saingy i roindefo tsy nety ,ny la cle any @ r8 ny siasa manaraka ihany ...
tohiny
novalian'i zoam ny 07/10/2009 21:23
fijo
(
06/10/2009 21:59)
andry filoha
mbola misy ahatahorana ve raha i andry no lasa filohan'ny tetezamita???
valiny tsia,tsia satria izy araka ny mahadomelina azy,dia hitana an'i ratsoirahonana manodidina azy,izay fifandraisana amin'iny...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/10/2009 23:09
zoam
(
06/10/2009 21:42)
tena mbola tsy ofisialy fa ballon essai fotsiny
tena mbola tsy nanao fanambarana ny GIC hatramin'izao fa fuite nalefa iny jerena ny reaction pro legaliste eny @ magro ka rehefa mangingina dia reketina ok ,k'asa manaiky ve isika sa tsia ?...
tohiny
novalian'i Papoose ny 08/10/2009 15:26
vitamatavy
(
06/10/2009 20:44)
vita matavy isika legaliste e
i ratsiraka sy zafy nivadika tampoka an'i ra8 nanaiky an'i tgv ho president transition ,lasany mouvance ratsiraka ny PM,izay marihiko fa nandresy t@ iny resaka maputo iny,isika milaza azy legaliste no...
tohiny
novalian'i fijo ny 07/10/2009 21:09
mitapiwui
(
06/10/2009 19:56)
mamangy ny fahoriana daholo ooooooo
mamangy ny fahoriana daholo o ,aza be konetako intsony dia teneno ny ankizy eny @ magro hiasa @ izay fa ho tonga ny vola be avy any @ firenena mikambana,hon hon hon hon hon ,mampamangy e :* :* :* ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/10/2009 23:29
caprio
(
06/10/2009 19:49)
fitadiavana
Sao dia mba misy namana mipetraka any allemagne na mafatapatatra ny momba ny fividianana fiara any ato zafady indrndra oooo...
tohiny
novalian'i azamanadino1 ny 22/12/2010 08:08
vatofototra
(
06/10/2009 19:38)
ECOUTER Fil infos à 22h Réunion 4 mouvances - GIC au Carlto
ECOUTER Fil infos à 22h Réunion 4 mouvances - GIC au Carlton Madagascar 06 octobre 2009.
Réunion pour sortir Madagascar de la crise actuelle
Officieusement
M.Andry RAJOELINA est maintenu à l...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/10/2009 23:47
vatofototra
(
06/10/2009 18:23)
ECOUTER Fil infos à 20h30 réunion 4 mouvances-GIC Carlton 06
ECOUTER Fil infos à 20h30 réunion 4 mouvances-GIC Carlton 06 oct 09
Fil infos à 20h30 Réunion 4 mouvances - GIC au Carlton Madagascar 06 octobre 2009.
Réunion pour sortir Madagascar de la cri...
tohiny
novalian'i pikatti ny 07/10/2009 00:02
bazylou
(
06/10/2009 18:18)
ary hahoana indray le chocolaterie
ana 90.000.000 dolara novidin'ile8 any afrika atsimo, iny hoy gdi ?? tsy ratsy an, ten ahita be hoe legaliste i lery, de avye eo madagasikara hono tsy avelan'nile8 miala amin'ny sadc raha tsy izany ...
tohiny
novalian'i pikatti ny 06/10/2009 23:49
vatofototra
(
06/10/2009 17:57)
ECOUTER Fil infos à 19h30 réunion 4 mouvances-GIC Carlton 06
ECOUTER Fil infos à 19h30 réunion 4 mouvances-GIC Carlton 06 oct 09
Fil infos à 19h30 Réunion 4 mouvances - GIC au Carlton Madagascar 06 octobre 2009.
Réunion pour sortir Madagascar de la cri...
tohiny
vitamatavy
(
06/10/2009 16:10)
mbola tsy masaka foana le lohan'omby ao @ carlton
araka ny vaovao re farany tokony t@ 19h aty dago dia mbola tsy masaka ihany le lohan'omby noketrehan'i GIC fa le bitro no efa masaka tsara hono ,araka nolazainy vatofototra radio pro tgv teo k'asa han...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/10/2009 17:52
vatofototra
(
06/10/2009 15:49)
ECOUTER Fil infos à 18h réunion 4 mouvances-GIC Carlton 06 o
ECOUTER Fil infos à 18h réunion 4 mouvances-GIC Carlton 06 oct 09
Fil infos à 18h Réunion 4 mouvances - GIC au Carlton Madagascar 06 octobre 2009.
Réunion pour sortir Madagascar de la crise a...
tohiny
novalian'i vitamatavy ny 06/10/2009 15:57
xxx
(
06/10/2009 15:22)
Permis de conduire en France
Hono ho aho, mety ho ohatrinona kay no maka permis eto Frantsa . Izany hoe ny écolage @ auto-école (moyenne ) sy ny frais @ examens ?
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 25/07/2010 21:58
Ysag
(
06/10/2009 15:04)
Mitady kodiarana fiara bonne occ eto Tana
Salama daholo e
Ny fiara zany super 5 kite ireny e de mba mitady hoe aiza no misy le milay nefa tsy de lafao @kodiarana bonne occ e .
Ny reference zany dia 185/70/ 13 rah tsy /60 tsy de tsaroko ...
tohiny
Samoana
(
06/10/2009 14:21)
Hafatra manokana
Saika handefa maimaika ho an'i Hery aho dia tsy mahita rohy azo anaovana izany fa mitohana foana :wink: ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 07/10/2009 12:26
vatofototra
(
06/10/2009 13:45)
ECOUTER Fil infos à 16h réunion 4 mouvances-GIC Carlton 06 o
ECOUTER Fil infos à 16h réunion 4 mouvances-GIC Carlton 06 oct 09
Fil infos à 16h Réunion 4 mouvances - GIC au Carlton Madagascar 06 octobre 2009.
Réunion pour sortir Madagascar de la crise a...
tohiny
novalian'i dadabe ny 06/10/2009 15:34
mitapiwui
(
06/10/2009 13:21)
vaovao farany vao nilatsaka
voatazona ho president ny transition i Andry rajoelina fa ny premier ministre no consensuel ,hon hon hon hon
ho ela velona anie ny president de la republique de madagascar ...
tohiny
novalian'i Papoose ny 06/10/2009 17:05
nelina
(
06/10/2009 13:12)
mitady namana gasy mipetraka any ivelany(france, angleterre,
(l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) :-* :* ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 07/10/2009 12:14
pimaso
(
06/10/2009 11:54)
Felicitation Andry...
...Bon courage Roindefo
Alefaso @ izay ny Fifidianana :
Ra8 - Andry - Ratsiraka - Zafy
Hita eo izay tena Tian'ny Vahoaka Malagasy
Commencement de la Fin
;-)
;-)
;-) ...
tohiny
novalian'i tsimatimanota ny 08/10/2009 11:07
