ary hahoana indray le chocolaterie
1. bazylou
(
06/10/2009 18:18)
ana 90.000.000 dolara novidin'ile8 any afrika atsimo, iny hoy gdi ?? tsy ratsy an, ten ahita be hoe legaliste i lery, de avye eo madagasikara hono tsy avelan'nile8 miala amin'ny sadc raha tsy izany perte be ny chocolatn'i lery.
beuuurrk vive tgv :-D :-D
beuuurrk vive tgv :-D :-D
novalian'i pikatti ny 06/10/2009 23:49
2. mitapiwui
(
06/10/2009 18:21)
arabaina ny akama tonga soa isany fianakams koa ,tchin kely aloha @ izao niverenan'ny filohantsika izao vive tgv hon hon hon hon eo ihany rabazy an


