vita matavy isika legaliste e

1. vitamatavy ( 06/10/2009 20:44)
i ratsiraka sy zafy nivadika tampoka an'i ra8 nanaiky an'i tgv ho president transition ,lasany mouvance ratsiraka ny PM,izay marihiko fa nandresy t@ iny resaka maputo iny,isika milaza azy legaliste no voa mafy indrindra ,resy ,lotika tokoa ny fo maheno azy nefa ny tolona tsy maintsy tohizana ...)
novalian'i fijo ny 07/10/2009 21:09
2. xxx ( 06/10/2009 21:12)
aza maika wa fa mbola ho avy lé fifidianana fa eo vao tena hita eo zay vita matavy!
3. fijo ( 06/10/2009 21:35)
tsy mbola very ka,aza hadino,fa ny minisitera dia hisasahana,saingy mila mailo aloha,satria ry ratsiraka tsy azo hitokisana.
ny mampisy fanantenana dia izao,rehefa tonga ny fifidianana ,dia hanoa fampitahana amin'izay ny vahoaka.
ny fotoana ravalo,sy ny fotoana apres mars 2009.ary eo minoa ahy,fa ravalo 70 ny vahoaka
4. AndriambyII ( 06/10/2009 22:16)
Intérieur , Energie , étrangère ,finance , securité .
5. zoam ( 06/10/2009 22:19)
ny defense ,finance ,interieur raha hoe sanatria hanaiky ihany
6. AndriambyII ( 06/10/2009 22:34)
Vitaux ireo ,organes ireo , rehefa tsy ireo dia ce n'est pas la peine de continuer . On relachera du lest.
7. dadabe ( 06/10/2009 22:51)
lasa tsy legal anie izany ny eny @ magro raha iznay fa lasa manao violation de loi e, donk tsy legaliste izy izany fa viol-iste de loi kuuu leuleu :roll:
8. AndriambyII ( 06/10/2009 23:11)
Mba izarao nem vao mafana any ny sasany raha toa ohatr' izay é ! ha ha ha !!
9. tenagasy ( 06/10/2009 23:15)
10. AndriambyII ( 06/10/2009 23:26)
lol!
11. Papoose ( 06/10/2009 23:30)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. pikatti ( 06/10/2009 23:34)
aza kivy zany fa politika io zavatra mbola miantomboka aza ny resaka ,fa feno fandrika be ry akama isany a ;-)
13. AndriambyII ( 06/10/2009 23:35)
putain et relol alors!
14. pikatti ( 06/10/2009 23:45)
io bainn zavatra fika be io hipotserin-dry zalahy an'i Andry hifanena @ deba fa zay lekely io vao ahita faisana, nianatra nitsoka foana mantsy fa tsy maintsy nanaiky
15. AndriambyII ( 06/10/2009 23:54)
A qui veux tu faire croire qu' y a pas de souci à l' horizon , tu veux gruger qui sur ce coup ? :?:
16. pikatti ( 06/10/2009 23:57)
politika io hoa fa aza tsy misy zavatra foafatra mialoha zany ,miova foana io eo am-panidinana bainn :-D :-D :-D
17. Papoose ( 07/10/2009 00:53)
fa tsy hita tapany wa le message nefa mitapolaka b! mbo ataovy kelikely hoe ry tenagasy na dia sankoulera aza :D mba hamakiana azy!
18. tenagasy ( 07/10/2009 01:41)

Ka tsy haiko Papoose a!

Atao ahoana no anakelezana azy?

tena efa format faran'izay kely no nampidirana azy fa mbola io fôna no fivoakany!
19. Papoose ( 07/10/2009 03:37)
andraso fa ataoko copier coller tsotsotseo raha mety hitako! le kolera isanakarazany toa manaitra ahy fa le contenu hitako tapany :lol:
20. xxx ( 07/10/2009 03:40)
voasambotra eo enao papoose fa ataovy eo anie e, henjehin-dry zalahy hotran'ny le tary tany ouganda iny ,mpamporisika adim-poko tany rwuanda :idea: ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1144