vita matavy isika legaliste e
21. Mandefitra
(
07/10/2009 06:24)
Toa ny vahoaka malagasy mitsy no vita matavy ny fahitako azy :
- Mpanongam panjakana zao ekena fa hitondra fank\jakana
- Ilay ben ny tanana Iarivo namotika an Iarivo zao no nekena ho filoha
- Ilay Merina, nanalika an i Merina indrindra, ka nampiasa ny olona sahirana sy ny miaramila hamotehina zay mitady hanohitra no indro hisalotra ilya samboadin ny Olona ambony
- ilay nantsoin ny Afrikana hoe Sans Qualité no hitondra ny vahoaka 20 tapitrisa zay ngamba ko sans qualités lavitra noho izy
- ilay saribakolin ny mpanjanaka no nasandratra mba hahafahan ny mpanjanaka hitsetsitra bebe kokoa ny firenena refa avy nopotehiny mba hahafahany manjakazaka
ALika ny vazaha sa ny gasy no babakoton'olona ...
:?:
22. fijo
(
07/10/2009 21:09)
tsy olana izany rah aizay no ahafahana miroso amin'ny fifidianana mazava.avy eo ita izay hoatao azy
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.7013