mbola tsy masaka foana le lohan'omby ao @ carlton
1. vitamatavy
(
06/10/2009 16:10)
araka ny vaovao re farany tokony t@ 19h aty dago dia mbola tsy masaka ihany le lohan'omby noketrehan'i GIC fa le bitro no efa masaka tsara hono ,araka nolazainy vatofototra radio pro tgv teo k'asa hanao ahoana izy ity
novalian'i xxx ny 06/10/2009 17:52
3. xxx
(
06/10/2009 16:32)
andry president ,PM avy mouvance Ratsiraka ,i zafy president CRN
vita ny vageance t@ 2002,misaotra betsaka ny la france nanomeha pression an'i SADEC
vita ny vageance t@ 2002,misaotra betsaka ny la france nanomeha pression an'i SADEC
4. mitapiwui
(
06/10/2009 16:34)
mividiana daholo mosoira ce soir fa be ny tsy ahajery vaovao ,hon hon hon hon ,esy e le fitolomana 7volana be izao ,izao no vokany Andry no president dia ny mouvance deba en force ahazo ny PM
hon hon hon hon hon hon hon hon hon
hon hon hon hon hon hon hon hon hon
5. xxx
(
06/10/2009 16:54)
efa liana izahay mbola tsy mivoaka ihany ny liste ,surfer etsy sy ero nefa toa tsy mbola misy masaka mihitsy fa tsahotsaho daholo
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
7. xxx
(
06/10/2009 17:52)
élà ry mitapiwui sy ny fianakaviany lisany no hita fa efa mitapy, miseho milay lisany nefa nanaiky ihany ny hanaraka ny maputo naninona raha notazomina hatr@ farany raha mahavita hita mihitsy aloha fa sans qualité sans valeure lisany mianakavy fisainana ambany
Ho areninay léty ny fanapotehana nataony lisany fa tsy taitra éla!
Ho areninay léty ny fanapotehana nataony lisany fa tsy taitra éla!
